Mik&Ali Beauty
La beauté au meilleur prix
31/05/2026
Faly miarahaba ny reny rehetra amin'ity anio ity 🥳 🎊 🎉 Ho ambinin-java manasatra ary ho feno fitahiana amin'ny adidy aman'andraikitra iantsohorohana 🙏🙏🙏 Efa mandray anareo ato ny ekipan'i Mik&Ali Beauty fa aza tara an 👈 7000Ar dia efa ahafahana manao manjamanja 😍 Soins + brushing + finition lisse Fer / 9000Ar Soins + brushing + finition lisse Steampod 🪮 Pose faux ongles + vernis permanent 9000Ar 💅 Manao coupe, coloration, chignon, finition bouclée, wavy . . . Manao make-up, soins du visage . . . Toerana : Ambodivonkely Ambohimanarina ampitan'ny arrêt bus Manga 🛖 Contact 0349136294 ☎️
25/05/2026
Efa mandray anareo ato izahay amin'izao alatsinainy 25 mey izao an 👈 7000Ar ny manao volo Toutes Longueurs ato aminay 👌 (Soins + brushing + finition lisse Fer)/ 9000 Ar (Soins + brushing + finition lisse Steampod). Pose vernis permanent 5000Ar 💅 (9000Ar avec faux ongles). Manao coupe, chignons, finition wavy, bouclée, coloration . . . Manao make-up, soins du visage . . . Toerana : Ambodivonkely Ambohimanarina ampitan'ny arrêt bus Manga 🏠 Contact : 0349126294 ☎️
22/05/2026
Coucou les manja !
Efa mandray anareo ato izahay amin'izao zoma mahafinaritra izao an 👈 Hisokatra ihany koa izahay ny alahadin'ny pentecôte 24 mey sy ny alatsinainy 25 mey. Toy ny mahazatra dia tsy mandray rendez-vous mandritra ny andro fety fa izay tonga aloha no raisina aloha 👈 Ny prix tsy miova : 7000Ar (Soins + brushing + finition lisse Fer) / 9000Ar (Soins + brushing + finition lisse Steampod) Toutes Longueurs 💇♀️🪮 Pose vernis permanent 5000Ar (sur ongles naturels) / 9000Ar avec pose faux ongles. Manao coupe, coloration, chignon, finition wavy, bouclée . . . Manao make-up, soins du visage . . . Toerana : Ambodivonkely Ambohimanarina ampitan'ny arrêt bus Manga. Contact : 0349126294 ☎️
17/05/2026
Efa mandray anareo ato izahay an 💇♀️🪮 Mivoha izahay amin'ny alahady 24 mey fa aza misalasala raha te hanao manjamanja amin'io fotoana io. Manao volo tsy mbola miova fa 9000Ar Toutes Longueurs : Soins + brushing + finition lisse Steampod 👌 Pose faux ongles + vernis permanent 9000Ar (5000Ar raha tsy asiana faux ongles). Toerana : Ambodivonkely Ambohimanarina ampitan'ny arrêt bus Manga. Contact 0349126294 ☎️
10/05/2026
Mivoha izahay anio alahady 10 mey fa tongava daholo izay hikarakara hamanjana 👌 Soins + brushing + finition lisse Steampod 9000Ar Toutes longueurs 🪮 Pose faux ongles + vernis permanent 9000Ar 💅 Épilation sourcils 3000Ar (Bande cire). Manao finition wavy, bouclée, coupe, coloration, chignon, tresse, make-up . . . Toerana : Mik&Ali Beauty Ambodivonkely Ambohimanarina ampitan'ny arrêt bus Manga. Contact 0349126294 ☎️
01/05/2026
Efa ato ny ekipan'i Mik&Ali Beauty amin'izao 1 mey izao an 👈 Tadidio fa 9000Ar ny manao volo Toutes Longueurs : Soins + brushing + finition lisse Steampod 🪮 7000Ar raha fer à lisser no anaovana finition (lisse). Pose faux ongles + vernis permanent 9000Ar 💅 5000Ar raha tsy asiana Faux ongles 👈 Toerana : Ambodivonkely Ambohimanarina ampitan'ny arrêt bus Manga. Contact 0349126294 ☎️
15/04/2026
Ny lehilahy koa tsy diso anjara ato amin'i Mik&Ali Beauty fa manety lehilahy sy manao barbe izahay an 👈 Toerana : Ambodivonkely Ambohimanarina ampitan'ny arrêt bus Manga. Contact 0349126294
08/04/2026
Ny fety no tapitra fa ny manao volo ato amin'i Mik&Ali Beauty mbola 9000Ar hatrany Soins + brushing + finition lisse Steampod 👌 Toutes Longueurs 👈 Manety lehilahy 2500Ar 💇♂️ Pose vernis permanent 5000Ar (9000Ar si avec faux ongles). Toerana : Ambodivonkely Ambohimanarina, ampitan'ny arrêt bus Manga. Contact 0349126294 ☎️
03/04/2026
Zoma fiomanana 🥰 Mankasitraka foana an'ireo efa mandalo ato aminay matetika ary manentana ireo rehetra te hanao manjamanja sy lehilahy te hiety volo na mila prestation barber 👈 Mandray anareo izahay isanandro manomboka amin'ny 7 ora maraina ⌚ Mivoha amin'ny 7 ora hatramin'ny 12 ora antoandro izahay ny alahadin'ny P***a 05 aprily 2026. Toerana : Ambodivonkely Ambohimanarina ampitan'ny arrêt bus Manga. Contact 0349126294 ☎️
01/04/2026
Fetin'ny inona moa androany ry lehilahy sy vehivavy ? 😅 Fa ity kosa tena marina an, mbola 2500Ar foana ny manety lehilahy ato amin'i Mik&Ali Beauty Ambodivonkely Ambohimanarina, ampitan'ny arrêt bus Manga 👈 Na ramose ianao na tovolahy na ankizy lahy dia tongava fa manety volon-dehilahy izahay sady manao barbe. Contact 0349126394.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 18:00 |
| Tuesday | 07:30 - 18:00 |
| Wednesday | 07:30 - 18:00 |
| Thursday | 07:30 - 18:00 |
| Friday | 07:30 - 17:00 |
| Sunday | 07:00 - 12:00 |
