AMR ny Soa J.08

AMR ny Soa J.08

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AMR ny Soa J.08, Health/Beauty, 0347627192, Antananarivo.

06/02/2025

→ Fitsaboana natoraly ←
BAUME PALMIERS , Prix : 30000Ar

Mino aho fa mahasoa hoan'ireo olona izay voakasika an'ity fizarana momba ny fahasalama ity ireto zavatra zarainay ireto .

_Traitements izay atao amin'ny alalan'ny BAUME PALMIER , io no traitements tsara indrindra hanasitranana ireo aretina maro izay tena mampijaly. Ny vokatra manaraka ny fenitra arapahasalamana ihany sy vita fikarohana manokana . Isan'izany ny VOKATRA PALMIERS

_Rehefa karazana aretin'ny vanin-taolana dia natokana ho azy ireto :

ARHTROSE
RHUMATISME
ARHTRITE
GOUTE
NERF SCIATIQUE
VARISE .....

Traitements feno izy ireo mba hiverenan'ny fahasalamanao ho toy ny teo aloha .

_ MANAMPY BE ANAO NY PALMIERS
koa aza tara

Siège : ITAOSY HÔPITAL

Contact : 034 55 319 19

Zarao mba ho hitan'ny namanao fa mety mahadoa azy

06/02/2025

☢️NY SCIATIQUE☢️
Samy hafa ny SCIATIQUE sy ny NERF SCIATIQUE ka andeha azavaina tsotsotra

🟡Ny NERF SCIATIQUE dia taova manify kely manana asa roa lehibe
➡️Mitondra ny BAIKO avy amin'ny atidoha ka ahatonga ny hozatra hiasa sy ny tongotra hietsika
➡️Mitondra ny FAHATSAPANA avy amin'ny tongotra mankany amin'ny atidoha toy ny HAFANANA, ny FAHARARIANA, ny FIKASOHANA sns ..
✅Ny NERF SCIATIQUE no NERF LAVA INDRINDRA sy LEHIBE INDRINDRA ao amin'ny vatana

🔵Ny SCIATIQUE na LOMBOSCIATIQUE na koa NÉVRALGIE DU SCIATIQUE dia aretina.
➡️Fahatsapana FAHARARIANA manaraka ny toerana misy io NERF SCIATIQUE io

🔵Ireto no mampitombo ny fahazoana SCIATIQUE
➡️Ny taona
➡️Ny FIFOHANA SIGARA
➡️Ny ASA MAMPIASA LAMOSINA toy ny DÔKERA

🔵Ny antony mahatonga ny SCIATIQUE
➡️Ny HERNIE DISCALE mitarika fihenan'ny elanelana misy eo amin'ny taolan-damosina roa mifanindry ka mahatonga ny NERF SCIATIQUE ho voatsindry
➡️FIVONTOSANA mandriny ilay NERF SCIATIQUE
➡️Misy karazana INFECTION mahatonga azy marary
➡️Ny ACCIDENT mahatonga fahatapahan'ny taolan-damosina

🔵Ny FISEHON'ILAY SCIATIQUE
➡️ FAHARARIANA amin'ny tongotra ilany ihany
➡️Manomboka eo amin'ny lamosina ambany sy ny valahana hatrany amin'ny ratsan-tongotra
➡️Mandalo dia miserana ary miverimberina ilay FAHARARIANA
➡️Marary kokoa rehefa MIKOHAKA na MANGERY ary mihena ilay faharariana rehefa matory
➡️ Mety harary rehefa mipetraka
➡️Ireo FAHARARIANA ireo dia mety ho toy ny VOLIVOLY, FAHARARIANA rehefa voakasika, na mety ho FAHAVEREZAN'NY FAHATSAPANA

🔵Raha voatsabo tsara io, dia IRAY TAONA aorian'ny niatombohan'ilay aretina dia AFAKA TANTERAKA ilay faharariana
➡️Ny fitsaboana dia mety ho FANAFODY kanefa mety ho tonga hatramin'ny FANDIDIANA

10/06/2024

NERF SCIATIQUE

Matetika dia nohon’ny harerahana be loatra ,na fihetsika natao maharitra ela loatra ,na nohon’ny tsy fahasalaman’ny retsika (nerf) no mahatonga sy mampihetsika azy , misy koa ny milaza hoe:” tsindrona betsaka natao tany aloha”.
Na inona na inona anefa antony , dia azo atao tsara ny mitsabo ity karazana aretina iray ity .

NY FISEHONY

- Misy manaikitra toy ny courant ireny ao amin'ny lamosina ambany havia na havanana ,mahazo ny fitombenana ka mamaly any amin'ny rantsambatana ambany havia na havanana ,mahazo ny riran’ny ranjo
ivelany , , na ny kibon-ndranjo na ny riran’ny fe ivelany , na ny fe any aoriana.
-Rehefa miondrika manao asa dia mahare maharary ao @ valahana na andilana.
- Raha vao mande an-tongotra ela ela dia misy maharary ao @ fotom-pe havia na havanana ka rehefa reraka dia mila tsy ho afaka mamindra, mihintsy .
- Tsy mahatanty tsindriana ela, na matory ela, na mipetraka ela , fa mahare maharary ao amin'ny fitombenana.

EFA MISY VAHOLANA NEFA IZANY *
TSY MISY RESAKA PILETARA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO AMPIASAINA ANOVANA FANAFODY ∆∆ THÉ MÉDICINALE

TSY MILA MANDANY VOLA BE AKORA IANAO NEFA DIA VEIVETY DIA MAHITA VOKANY MAHAFAPO

10/06/2024

TSABOY @ Fomba NATORALY * ny ARETINA mahazo anao toy ny:

* Goty
* Arthrose
* Nerf sciatique
* Rhumatisme

35000Ar
Tél. 034 55 319 19 na ny 032 13 865 52

# Tsy mila mandany VOLA BE akory ianao dia SITRANA, ny TRAITEMENT NATUREL * dia vitanao ao an-trano ihany, tsy misy effet secondaire.

09/06/2024

Spécial Thé Traitement Naturel-Rhuma
" Eto isika dia iresaka mikasika "
Arthroses, nerfs sciatique,goutte, rhumatisme sy vanitaolana manaintaina rehetra afaka minana ilay fanafody ato aminay enao ,afaka mandefa any Amin ny faritra
Mp tompoko fanafody efficace tsara
Aminy vidiny : 35000Ar
Contact : 032 13 865 52 na 038 55 319 19

# Fisehoany:

* Manaintaina vanintaolana rehefa reraka
* Voany *crampe* matetika
* Manakotsako vanintaolana
* Sns ......

- Ny aretina vanintaolana dia azo tsaboina soamantsara aminy alalany fanafody natoraly 100% .(Mp avy hatrany)

09/06/2024

Aretina Rhumatisme ; Goutte ; ary arthrose 🔑♻
--------****-----------
1~ : fanafihan'ilay bacterie "streptocoque bêta-hémolytique" ny vanintaolana 😪.
Avy amin'ny nify goaka tsy voatsabo araka ny tokony ho izy,na aretin-tenda matetika !!!!
Toy izao ny fisehon'ny aretina:👉 Marary mangotsokotsoka ny vanintaolana any amin'ny tongotra; tanana; na lamosina🔗 Mora reraka ilay olona, marary ny loha sy ny hatoka; Matetika dia rehefa vanim-potoana mangatsiaka no tena mampihetsika azy ...⚠
Na ankizy,na tanora ,na lehibe, na antitra dia mety ho voan'ity rhumatisme ity avokoa. "Rhumatisme articulaire aigüe" ny fiantso ny aretina raha vao miantomboka. Ary "Rhumatisme articulaire chronique" ny efa lasa lavitra🚫. Tadidio fa raha tsy voatsabo ara-potoana izy io,dia miteraka fahavoazana any @ taova: fo; aty; sarakaty; voa; sns...
2~ : Fiandronan'ny "acide urique" ao amin'ny vanintaolana.🔃 Avy amin'ny fihinanana sakafo matsiro/be menaka tafahoatra; episy; simika; alkaola; gaz;sns...🍷🍕🍖
Manaintaina toy ny voatsindrona fanjaitra be dia be ,ny vanintaolana.Any @ lohalika; haton-tongotra; ratsan-tongotra; ratsan-tanana.Mety hiparitaka any @ vantana iray manontolo mihitsy😪. Mivonto mihitsy ny tonon-taolana rehefa grave ny goutte‼
Tsy mahazaka hatsiaka fa vao maika mampanaintaina azy zany ; manorisory; mandreraka ;mankarary an-doha;sns...
3~ :👉 Fahalanian'ny tsoaka(cartillage) any @ taolana. Amin'ny ankapobeny, dia 60 taona no ho miakatra 'reo voan'ny arthrose.
Tahaka izao ny tranga maneho ny fisiany: Mipoaka ny taolana; lasa tsy mahavita ny asa na fihetsika fanaony teo aloha ilay olona🙌Ohatra hoe: Tsy mahavita manainga ho ambony ny tànana; tsy afaka mandeh an-tongotra ela intsony😥sns...
Marary mifanintona ny vanintaolana raha vao ahetsika !!!!Tsy mahazaka "faux mouvement"⚠ Mety ho lasa manjoko ilay marary ;na mivilana ny ratsany; sns...
------🍀🌿-------
Mampijaly ireo aretina ireo,hoan'ireo voany!!!😪 Kanefa azo sitranina tsara✅
Ami

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address

0347627192
Antananarivo