you shop mg

you shop mg

Share

Aim high, strive fiercely!

Hiangaliana manokana ity pejy ity hafahantsika manjifa karazana zavatra maro isan-karazany amin'ny sarany mirary ho zakan'ny be sy ny maro.

Photos from you shop mg's post 15/09/2025

Salama daholo ary ooo 👋

Indro ary ny rangement pliable à fenêtre tena pratique be e
Veloma hatreo ny lamba miparitaka
❌Tsy mikolepaka fa misy vy maninjitra azy
✔️mahazaka zavatra na akanjo betsaka izay tina 👚👕
Amin'ny vidiny 35.000ar fotsiny 🙂

23/08/2025

Filazana 🎙,
Tompoko, tsy hoe tsy misy vaovao mihitsy akory ny pejy fa mbola any ambony ranomasina any ny mahasoa 😘

12/06/2025

Ho antsika Reny rehetra andao hilalao ary eeee

🌟🌟 Challenge SuperMum Edition 1 by Sariaka LaSuperMum🌟🌟

Mikarakara Challenge izahay ao amin'ny groupe SuperMum Malagasy by Sariaka LaSuperMum manomboka amin'ny Alatsinainy 16 Jona 2025 hoavy izao.

Ny tanjona dia ny hanatsarana ny fifandraisana eo amin'ny Reny sy ny zanaka. Hetsika tsotra no atao isan'andro kanefa mety hanampy ny Reny.

Iza avy no mazoto?
Asio commentaire hoe:
"Je participe"
----
Fa misy ireo hanome Loka izay mpandresy amin'ny Challenge izay hisaorantsika azy ireo sahady.

AIR Communication
AIR's Digital Nomad Academy
MIHARY TANY (Bakomalala Ratianarivo)
(Mahaliana Robinson)
Cyber Tsaky
Digital Business Coaching by AIR
Iloulou & co
Kafe'Choco
Lambawax
Magical Events
Masôva.
Omeko Valisoa
OUI Shop MDG
𝓟𝓾𝓻𝓮.𝓶𝓭𝓰
you shop mg

Hisaorana ihany koa i Manoa Tiako sy N'arindra Niavo manampy amin'ny fikarakarana.

Zarao ny ranty mba ho hitan'ireo Reny hafa 🥰🥰.

SuperMum Malagasy by Sariaka LaSuperMum

Photos from you shop mg's post 12/06/2025

Salama daholo🖐

Ataovy ary ny safidy fa tonga ny andiany voalohany amin'ny kavina e 👈

🙂 Mividy 2 izay tinao ianao dia mahazo 1 gratuit,ireo no amin'ny vidiny 15.000ar monja. Afaka maka maro koa ianao dia afaka miditra hafatra miafina 🤗

Afaka zaraina sao mety ahaliana ny hafa an,
Ndao ary eeee

25/05/2025

❤️ Shout out to all the mommies out there—let's embrace and enjoy all the duties of motherhood!❤️

Photos from you shop mg's post 23/05/2025

Indro sombiny amn'ny entana voalohany ho hitantsika eto amin'ny pejy 🙂

Lot de 3 paires no 15.000ar monja. Izany hoe mividy 2 mahazo 1 🤗

Aza miala lavitra ary fa kely sisa dia tonga ny entana eeee,ilazao ny namana,

23/05/2025

🤗Tonga soa daholo eto amin'ny pejy! 👋

Nosokafana manokana ity pejy ity mba afahantsika:
-manjifa karazana entana isankarazany, izay hoavy tsikelikely miandalana eo
-hanamora ny fiantsenanareo mpajifa
Ezahinay mba ho zakan'ny fahefan'ny rehetra izany.
Mankasitraka antsika sahady manjohy dien'ny ety am-piandohana ary hifanohana eto hatrany isika

🥳

you shop mg Aim high, strive fiercely!
Hiangaliana manokana ity pejy ity hafahantsika manjifa karazana zavatra maro isan-karazany amin'ny sarany mirary ho zakan'ny be sy ny maro.

20/05/2025

Ho avy tsy ho ela

Stay tuned! 🤗

01/07/2024

You wanna shop? Come to your shop!
Tongasoa eto amin'ny tsenanao ianao 🥳

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo