Business en Chine
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Business en Chine, Antananarivo.
Mpampiofana importation avy any Chine — manampy anao hahita mpamatsy tsara sy entana kalitao amin’ny vidiny mirary✅
0343048647 ☎️🇲🇬✅
Mr Tahina
+1 (450) 289-0852 télégramme
+61480806289 télégramme
0343048647 WhatsApp
👉Tsidio page
Misaotra Anareo Nisafidy anay sy Nahatoky anay foana 🙏🙏
Fidirana
Volana juin :
Samedi 13 juin
Samedi 20 juin
Lundi 22 juin
Samedi 27juin
Juillet
Samedi 04 juillet
Lundi 6 juillet
POROFO MIVAINGANA Fa HAFAPO IZAY REHETRA NIHANATRA TATO AMINAY .
Mahasahy mihavaka Izahay satria efa plus de 650 personnes ireo olona MIJORO VAVOLOMBELONA fa hafapo tamin'ny formation formation IZAY nataony tato aminay 💯💯
VAKIO TSARA 👇 👇
https://www.facebook.com/61560950065336/posts/122192454716365002/?app=fbl
08/06/2026
Tonga indray entana 🤗 🥰🥰ireto fidirana manaraka @ formation tsika👉
Samedi 13 juin
Samedi 20 juin
Lundi 22 juin
Samedi 27juin
Mp pour plus d'informations.
Tonga indray entana 🤗 ireto fidirana manaraka @ formation tsika👉
Samedi 30 mai
Samedi 06 juin
Lundi 08 juin
Samedi 13 juin
Samedi 20 juin
Lundi 22 juin
Samedi 27juin
Mp pour plus d'informations.
24/05/2026
Tonga indray entana 🤗 ireto fidirana manaraka @ formation tsika👉
Samedi 30 mai
Samedi 06 juin
Lundi 08 juin
Samedi 13 juin
Samedi 20 juin
Lundi 22 juin
Samedi 27juin
Mp pour plus d'informations.
22/05/2026
Ao amin'ny Commentaires ny FEPETRA Raha Te Ahazo Formation gratuite ato aminay ianao .
Fidirana volana volana Mai sy juin .
Samedi 23 mai
Lundi 25 mai
Samedi 30 mai
Volana Juin:
Samedi 06 juin
Lundi 08 juin
Samedi 13 juin
Samedi 20 juin
Lundi 22 juin
Samedi 27juin
Mp pour plus d'informations.
10/05/2026
😍 TONGA INDRAY NY ENTANA! 🇨🇳📦
Fahombiazana fona miharaka amin'ny mbola tsy nandiso fanantenana anao
Mitady asa? Sa te hanomboka business mahomby?
👉 Ity formation fanafarana entana avy any Chine ity dia natao ho anao!
💡 Tsy mila traikefa be, fa mila fotsiny fahavononana hanova ny fiainanao.
❓ Mbola misalasala ve ianao?
Assuré ve ny fournisseur?
Tena mora ve ny entana any Chine?
Ahoana ny fahatongavan’ny entana eto
Madagascar?
Tsy atahorana ho very vola ve?
✅ Valiny: ENY, azo antoka tanteraka!
👉 Misy accompagnement complet + preuves mivaingana
👉 Ampianarina hatramin’ny A ka hatramin’ny Z
🚀 Tombontsoa ho anao:
✔️ Mahazo compétences azo ampiharina avy hatrany
✔️ Manomboka business kely → mitombo ho lehibe
✔️ Mianatra mifehy importation sy vente
📩 Midira MP dieny izao raha te hahazo fanazavana feno conatct : 💬0343048647
⚠️ Toerana voafetra!
Mankasitraka Anareo Nisafidy anay sy Nahatoky anay 😉
Fidirana volana volana Mai .
Samedi 16
Samedi 23
Lundi 25
Samedi 30
SUIVI illimité no nifanarahan-tsika ka na Andro na alina dia manampy anareo foana izahay 😉😉
Aza matahotra fa tsy avelanay ho very vola zany ianao ,Ary tsy hamelanay ianao Raha tsy mahay sy MAHALEO tena🙏🙏
Mankasitraka Anareo Nahatoky anay sy NISAFIDY ANAY 🙏🙏
formation manafatra entana AVY any Chine mp pour plus d'information.
09/05/2026
♦️Assuré tsara ve ny fournisseur ?
♦️Mora ve ny entana any Chine ?
♦️ Ahoana ny fahatongavan’ny entana eto Madagascar ?
♦️Tsy arnaque ve ?
♦️ Tsy atahorana ho very vola ve ?
👉Rehefa miresaka “Business en Chine” dia ireo fona fanontanina matetika mipetraka
😊 Aza matahotra fa tsisy atahorana aminay zay ... Midira mp fa omena fanazavana feno ianao sy porofo mivaingana ianao✅
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
101
