Belle Kanto
ENTANA QUALITÉ 👍
PRIX MORA BE
07/05/2026
✨ OFFRE SPÉCIALE CeraVe ✨
Une peau propre, douce et parfaitement hydratée chaque jour 🤍
✔ Nettoie en profondeur sans agresser la peau
✔ Réduit l’excès de sébum & les imperfections
✔ Hydrate intensément pendant 24H
✔ Lisse les rugosités & protège la barrière cutanée
✔ Convient aux peaux sensibles
🇫🇷 Authentique — Made in France
💰 Prix : 60.000Ar seulement
🌟 La routine idéale pour retrouver une peau saine, nette et éclatante !
📩 Commande en inbox
🚚 Livraison rapide disponible
07/05/2026
MAMPANIRY VOLO MALAKY BE‼️BOOST CHEVEUX RAPIDE
✅ MIHONGOTRA, TAPATAPAKA, VAKIVAKY,MAINA BE FOANA VE NY VOLONAO?
✅ GAMME MIELLE ROSEMARY MINT 🌿 DIA MITSABO TANERAKA NY VOLO TSY SALAMA ARY MAMERINA AMIN' NY LAONINY NY VOLO TENA NATUREL
✅MANOME VOLUME SY BOUCLE HOAN' NY VOLO CURLY NA TIANA ATAO CURLY
✅MANAMAFY NY HOZABOLO
✅SANS PARABENE SANS SULPHATE
✅ À BASE DE ROMARIN, GINGEMBRE, OLIVE, JOJOBA, HIBISCUS,ECT....
➡️ PRIX PROMOTIONS 120.000AR
➡️ LIVRAISON PARTOUT À MADAGASCAR
➡️MP MALAKY ,STOCK LIMITÉ
16/04/2026
🟦SIMBA BE VE NY VOLONAO?
➡️ vakivaky, tapatapaka,maina be, tsy mety maniry sy mitombo mihitsy, mihongotra be na mihintsana
🟦 GAMME ENZO CAVIAR dia anisany produits mitsabo hifotony sy mampiverina amin' ny laoniny tanteraka ny volo simba
➡️ réparation
➡️ Nutrition
➡️ brillance
➡️ Souplesse
➡️anti chute
🟦 AUTHENTIQUE,MADE IN ITALY
🟦 PRODUITS ORIGINAL
🟦 Prix : 190.000ar
🟦 Livraison tana et province
☎️0331949410
08/04/2026
🔥 Vahaolana haingana amin’ny fanaintainana! 🔥
Marary lamosina?
Misy hozatra marary na reraka? 😩
👉 POMMADE RAPID RELIEF no hanampy anao hiverina ho salama haingana!
💛 Tombony azonao:
✅ Manala fanaintainana hozatra
✅ Manampy amin’ny lamosina & tonon-taolana
✅ Mety ho an’ny reraka sy mihetsika be isan’andro
✅ Miasa haingana – mahatsapa vokatra avy hatrany!
✅Mety hoan' ny roumatisme mampijanona
fanaintainana mafy
✅Mampijanona aretinify
💥 Mora ampiasaina:
👉 Hosory amin’ilay faritra marary dia avela hiasa
💰 Prix promo: 15.000 Ar
📦 Mora entina, azo ampiasaina isan’andro
⚡ Aza miaritra fanaintainana intsony!
👉 Manorata “COMMANDE” na “INFO” dieny izao!
07/04/2026
🟧GRANDE ARRIVAGE,GRAND PROMOTIONS
🟧 GAMME CANTU: PRODUITS SPÉCIAL MAMOKA NY VOLO HO CURLY
🟧MANOME BOUCLE TSARA NY VOLO, MAMPANGIRANA NY VOLO, MAMPALEFAKA BE
🟧VAO MAMPIASA DIA MAHITA VOKATRA
🟧 AUTHENTIQUE MADE IN USA
🟧 PRIX : 180.000AR
🟧 LIVRAISON TANA ET PROVINCE
🟧STOCK LIMITÉ
28/03/2026
Alerte prix promotions ♨️
LA ROCHE POSAY ANTHELIOS ( bleu et vert)✅
AVÈNE SPORT ✅
DES✅
AROVY NY TAREHINAO TSY HO SIMBAN' NY HERINY MAIN' NY MASOANDRO
PRIX 30.000AR
LIVRAISON PARTOUT À MADAGASCAR
28/03/2026
🌾🌾BIOAQUA RICE Raw Pulp🌾🌾🌾
🌾 Produits anisany tena malaza sy be mpampiasa indrindra ny BIOAQUA amin' fanatsarana ny hoditra ho madio s'y malandina lalandava.
🌾BIOAQUA Rice Raw Pulp ( Crème)
• Manadio sy manazava ny tarehy
• Manala panda sy taches mainty
• Manalefaka ny hoditra ary manampy manala ride
🌾 Misy Rice extract + Acide Hyaluronique
➡️ Manome hydration sy éclat naturel ho an’ny hoditra
💰 Prix : 20.000 Ar
📩 Commande en message privé
🚚 Livraison disponible
28/03/2026
Prix promotions :
✨MASK BIOAQUA : 20.000AR
MANADIO TAREHY✅
MANALA MENAMENA ✅
MANALA MONY✅
MAMPALANDINA NY HODITRA✅
MANOME HYDRATATION NY HODITRA MAINA LAVA✅
✨ LIVRAISON PARTOUT À MADAGASCAR
STOCK LIMITÉ 🚨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
