Soin'Elle
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soin'Elle, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
03/03/2026
❌Mbola manahirana anao ve ny mikarakara ny volonao? ❌
😁 Mety oe maina ?! Sa misaringotra be ?! Sa tsy mety mamirapiratra mitsy 😁😭?
👌Mety ny produits ampiasainao no tsy mifanaraka amin'ny type'ny volonao nefa 😛
💎 ENZO In-Salon Professional Care ity no mety aminao 👌
🌸 Prix : 25 000 Ar 🌸
✔️ Natural Shampoo – manadio malefaka
✔️ Hair Mask – Mitsabo sy manome hery
✔️ Keratin Serum – manalefaka sy manome brillance naturelle ny volonao
✨ Résultat: Volonao lasa malefaka , malama sady mangirana tsara ❤️
📩 Ataovy dieny izao ary ny commande njy fa disponible izy ato aminay ✔️
🛵 Livraison GRATUITE , possible partout à Madagascar
Soin'Elle
28/02/2026
Andao hifanampy kely ary aloha e👇
Inona no olana lehibe amin’ny volonao?
A️⃣ Maina ve ?! sa
B️⃣ Mihintsana 😟
C️⃣ Tsy mety mamoaka boucle? 😁
D️⃣ Vakivaky 🥺
E️⃣ Tsy mety maniry😭
Ataovy ao amin'ny commentaire ny lettre mifandraika amin'ny olanao fa hanomana conseils mifandraika amin'izany ntsika 👇
Soin'Elle
22/02/2026
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tahiry Fandresena Isaia, Orri Scaah
14/02/2026
Mirary fifaliana ho anao ❤️
13/02/2026
❌ Fahadisoana 5 manimba volo nefa tsy tsapanao
Maro amintsika no mikarakara volo isan’andro… nefa mbola simba ihany 😔
Ireto misy erreurs fréquentes :
1️⃣ Mampiasa shampoing tsy mifanaraka amin’ny type'ny volonao
2️⃣ Manasa volo matetika loatra
3️⃣ Tsy mampiasa masque capillaire
4️⃣ Mampiasa chaleur be (fer, sèche-cheveux)
5️⃣ Tsy manisy huile na soin protecteur
👉 Raha te hanana volo tsara, brillants et en bonne santé, ilaina ny routine mifanaraka aminy 👌
💬 Lazao aminay hoe iza amin’ireo no ataonao matetika?
Soin'Elle
11/02/2026
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andrianjavony Mamy Robert, Nantenaina Randriambolarisoa
08/02/2026
Mirary Alahady feno fitahiana ho Anao ❤️
07/02/2026
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ratsimbazafy Sasah, Tojo Itokiana, Victorine Manampy
02/02/2026
31/01/2026
🥛✨ Fantatrao ve fa ny fihinana yaourt iray
isan’andro (125 hatramin’ny 150 g) dia afaka manampy amin’ny fanatsarana ny fitomboan’ny volo sy ny tanjany 👌?
✔️ Noho ny protéine, calcium, vitamine B ary probiotique ao anatiny, dia manohana ny fahasalaman’ny hodi-doha izy ary manampy amin’ny famoronana kératine, avy ao anatiny mankany ivelany. 👍
🌸 Ny fikarakarana ny volo dia manomboka amin'ny fihinana sakafo ara-pahasalama ihany koa 🌸
💬 Ny anao ve rehefa mihinana dia yaourt nature sa ilay misy siramamy 👇?
Soin'Elle
28/01/2026
❌ Volo maina, simba, sa mora tapaka ?
Isaky ny manasa volo ve dia maina be, tsy mety malefaka mitsy sa sarotra bangoina? 😣
💥 Aza avela amin'izao fa karakarao ...
✅ ROUSHUN HAIR MAYONNAISE – no vahaolana atolotray ho anao 💚
👉 Soin profond misy huile d’olive hanamafy, hanalefaka ary hampamerina ny famirapiratan’ny volonao.
👌 Mitazona Tsara ny boucle ihany koa, tsy miady amin'ny hatsembohana sy ny orana ndry amin'izao vanin'andro zao 👌
📦 Misy amin'ny endriny 2 :
- 500 g : 14 000 Ar
- 1000 g : 19 000 Ar
🚚 Livraison partout à Madagascar
✔️ Commande en Mp
🔥 Araraoty fa kely2 sisa Stock ao 🔥
Soin'Elle
Click here to claim your Sponsored Listing.
