Emmy.mg

Emmy.mg

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Emmy.mg, Health/Beauty, Antananarivo.

15/04/2025

Vatana vitrocéramique double feu
En promo 250.000ar

24/01/2025

Coffre fort en acier massif
Poids : 2,5kg
Afaka atao code PIN, efa misy clé ihany koa
Vaovao sous carton

Photos from Emmy.mg's post 24/01/2025

Rivet plastique/ attache pour capitonnage
50.000ar les 680 pièces

01/10/2024

Disponible equipment de fitness
Mp pour commander

Photos from Emmy.mg's post 23/09/2024

PROMOTION PROMOTION MORA LOATRA‼️
ATO AMINAY IHANY NO AHITANAO IZANY PRIX IZANY, PROMO -50% BE IZAO EFA PRIX D'USINE . LED LOUP ANTI- BROUILLARD 12Volt/24Volt tena matanjaka be MAHAVAKY ZAVONA TSARA, Porté 100 mètres be izao, qualité ilay tsara indrindra ilay mavesatra kely ity an, TENA MAZAVA BE MIHITSY. Mety amin'ny FIARA SY MOTO rehetra an. EFA COMPLET MIARAKA NY FIXATION TONGA DIA MAMPIASA IANAO. CODE MAVO, PHARE FOTSY mahazaka rano ( WATERPROOF).
➖Prix 2 loupe: 55.000ar (paire)
➖Prix 3 loupe: 65.000ar (paire)
➖Prix 4 loupe : 75.000ar (paire)
Vaovao sous carton, maro be no efa Afa-po, mbola Afa-po manao test tsara koa ianao vao mandoa vola. Vitsy ihany sisa aza tara intsony.
Manao livraison ANTANANARIVO/ mandefa manerana ny NOSY koa
Contact : 038 16 360 61

Photos from Emmy.mg's post 18/09/2024

LED MAGIC BALL 45.000ar ny 2 be izao ouii 45.000ar fotsiny dia mahazo 2 zareo an. Raha maka iray kosa ianao dia 25.000ar ny iray.
LED DOUBLE BOULE EFA MISY COMMANDE vaovao be tena Ilaina be atao anay bar, karaoké, ampiasaina ao AN-TRANO 9 mode be izao . Manaraka rhytme automatique ( feon-kira) sady efa misy support. Afaka atao mihantona( tsy miodina io) Tsy atahorana may, mahazaka na grande salle be aza satria tena hoe mazava an.Vaovao sous carton Afa-po manao essai foana oa vao mandoa vola .
Aza tara intsony manao commande sao tsy mahazo fa Vitsy sisa.
Vidéo réel anaty commentaires
Livraison Tanà/ province
Contact : 038.16.360.61

Photos from Emmy.mg's post 17/09/2024

50.000ar MONJA ato aminay ihany no misy azy
LAMPE LED AVEC VENTILATEUR 30WATT, diamètre 26cm be izao, matanjaka be Sady mazava tsara, tsy mandany jiro. Rivotra mitsoka be mihitsy ny ventilateur mandrivotra tsara. Miavaka be izy ty satria raha jiro ihany no tianao alefa na ventilateur ihany mety tsara, tsy voatery miaraka mande izany e. Efa misy commande tena mora ampiasaina sady mora apetaka kely. Ilaina be amin'izao andro mafana izao, indrindra moa nareo any amin'ny faritra aza tara manao commande fa sao tsy mahazo intsony.Tena promotion be qualité TOP be, tsy ilay mora may Kely ireny ty fa mafy tsara, 85v-265v , ROTATIF 180°, mande courant 220volt
Livraison Tanà/ Province
Contact : 038.16.360.61

Photos from Emmy.mg's post 10/09/2024

40.000ar= VENTILATEUR VOITURE MATANJAKA BE. 40.000AR FOTSINY OA TENA MORA LOATRA LIQUIDATION BE, ILAY DOUBLE VENTILO 12V/24V (allume cigare) FIXATION PAR COLLE IO SADY EFA MISY MIARAKA AMINY, ROTATIF 360° TENA MIAVAKA BE . AFA-PO MANAO ESSAI VAO MANDOA VOLA TOMPOKO, QUALITÉ TENA TOP BE MAFY TSARA SADY 10Watt TSY MANDANY BATTERIE .Efa mafana izao ny andro miasa be mihitsy ity sady matanjaka kely tena hoe mitsoka mafy be ny rivotra. Afaka regelena koa anefa hoe atao matanjaka sa ambany kokoa. HO ANAREO ANY AMIN'NY FARITANY TSY NAHAZO TEO ALOHA EFA MISY IZY IZAO SADY VITSY KELY FA AZA TARA INTSONY. Ilay allumage cigarette ity fa tsy U.S.B an.Vaovao sous carton tongava message privé avy hatrany na miantso direct manao commande.
Manao livraison Tanà/ province
☎️ 038.16.360.61

01/09/2024

Balance alimentaire électronique
Vaovao bé 30.000ar

Photos from Emmy.mg's post 31/08/2024

65.000ar LED WIRELESS charging speaker
Tena oe tsara ah,sady mihaja be
Lighting:360°
Options:Radio, bluetooth, Card, USB.
Batteries tena tsara 1200mAh
Conection range :10 M distance
Dimensions:24cm*23cm*8cm

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo