Beefarm Officiel

Beefarm Officiel

Share

Une entreprise dédiée à l’apiculture: nous vendons des miels produits par nos abeilles et des matériels apicoles.

Le pratique de l’apiculture moderne était toujours tant une priorité qu’une passion pour Beefarm à travers les formations.

18/04/2026
Photos from Beefarm Officiel 's post 18/04/2026

At LaTabatra Food Festival raha mbola sakafo zalahy ehhhhhhh 😍😍😍
Raha mbola tsironkanina 🤤🤤🤤
Raha mbola décoration 💚🤍❤️
Raha mbola olona 🤗🤗🤗
Raha mbola ankizy milalao 💖💖💖
Raha mbola ambiansa ❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥

Ary koa, ary koa 👉🏻👉🏻 Raha mbola voankazo sy legioma maina 🍓🥬 - S'health azonao atao voandalana tsara sy tantelin'i Beefarm Officiel ataonao solon-tsiramamy 🍯 👈🏻👈🏻

📅 18 - 19 Avril 2026

17/04/2026

🐝 Fanaraha-maso ny tohotra ho fanomanana ny taom-piotazana 2026 – Tantely Kininina 🌿🍯

🌱 Ny tanjona dia ny fijerena ifotony ny tanjaka sy fahasalaman'ny andiantantely tsirairay ary ny
fahavononan'izy ireo hitsena ny voninkininina 🍃🔛



honey
Beefarm Officiel

14/04/2026

Tena hoe ny fiainanao andavanandro, ny asa aman-drarahanao alamina miaraka amin'ny fitadiavana rano fisotro madio toy ilay any @ Faritra Atsimo ireny 😵‍💫🫣🤒

Dia izao mbola ampiana an'ity milahatra solika aryyyyy andakira ary indray 😱🤯😪
Na izay kely azo ary lany andalana fotsiny 🫨🫨

Tena hoe tsy hita intsony izay mahalaza azy ty marina mafy!!!!!!!!!!

La pénurie de carburant continue de peser lourdement sur la vie quotidienne. Les stations-service restent prises d’assaut par les usagers, tandis que certains points de distribution sont toujours à court d’essence. Cette situation entraîne d’importantes perturbations dans le quotidien de la population.

Retrouvez l’intégralité de l’article sur le lien en commentaire

13/04/2026

Sarisary anaty tantely rehefa reraky ny asa 💤
Faaaaaa raikitra indray izy ity eh ▶️
Ilay tantely kininina - miel d'eucalyptus - ankafizitsika fatratra ❤️‍🔥

🍀 Que la nature nous soit favorable et que chaque ruche prospère 🍯🤤

🙏🏻 Que cette nouvelle campagne apicole soit synonyme de floraisons abondantes 🌼💐🌸, de colonies fortes et en bonne santé 🐝 et de récoltes généreuses 🍯🇲🇬

🤗 Bonne campagne apicole à toutes et à tous !

Photos from Beefarm Officiel 's post 03/04/2026

🍁🍁🍁🍁🍁🍁🍁

Voan'ny sery sy gripa ve ? 🤧
Mahatsiaro reraka? 😌
Misy fery tiana sitranina 😬
Na koa fety ny andro dia tiana ho matsirotsiro ny sakafo 😋
Na koa te hihinana tantely tsotr'izao 😊

👉 Miel de Niaouli 👈 no atolotray anareo 🍯

Izay tsinjaraina amin'ny :
✅ 1L na 1,4kg pot
✅ 1/2L na 700g pot sy tavoahangy
✅ 1/4L na 350g pot
✅ 100ml bocal en verre

🎉 Bonne fête Pascale daholo 🐇🐣 🎉

Photos from Beefarm Officiel 's post 19/03/2026

🎭 Te ho voaaro tsara ve ianao rehefa manokatra vatatantely na mioty vokatra ? 🤔
🎭 Indrindra fa ny faritry ny loha izay anisan'ny tena tian'izy ireo ♨️😬

💥 Manana ireto karazana arotava - aroloha - arovatana ireto izahay afaka isafidiananao :
👉🏻 Voile apicole avec chapeau de paille
👉🏻 Voile apicole avec chapeau en tissus
👉🏻 Vareuse
👉🏻 Blouson apicole
👉🏻 Combinaison apicole
🎯Ataovy ary ny safidinao eh!!!!!!!

🎰 Atombohy amin'ny fitaovana tena tsy maintsy ilaina aloha ny fiompiana mba tsy havesatra ny "investissement-nao" 😉

💫 Aza adino ny manao 👍🏻 ny pejy!

19/03/2026

🌈 Arahabaina nahatratra ny Asaramanitra isika mianakavy ehhhh 👏🏻🤗🇲🇬

Ho taona MAMY HATRANY 🍯💥

🚥🚦🚥 Tantely aloha no misy fa ny vary mbola hototoina moa ny ronono mbola hoterena 😉😁

18/03/2026

Zany ahhh !!!!

📌Saika handroba ny masoivoho sinoa : Dimy lahy voasambotry ny polisy

Voasambotry ny ekipan’ny polisim-pirenena avy eo anivon’ny CSP8 Analamahitsy teny amin’ny faritra Ivandry, boriborintany fahadimy, ny sabotsy 14 marsa teo, ny dimy lahy. Anisan’ireo nikasa hiditra antsokosoko tao amin’ny masoivohon’i Chine, eny Nanisana, izy ireo. Nisy andian’ olona nikasa hiditra tao amin’ io toerana io, ny alin’ny zoma 13 marsa lasa teo, tamin’ny 11 ora alina. Miisa dimy lahy ireo mpangalatra tamin’io fotoana io, saingy tsy tafiditra izy ireo noho ny fisian’ny mpiambina maromaro.

👇🏽Lahatsoratra feno👇🏽
https://newsmada.com/2026/03/17/saika-handroba-ny-masoivoho-sinoa-dimy-lahy-voasambotry-ny-polisy/

Photos from Denise's post 18/03/2026

Mankasitraka sy Mampahery anareo mivady hatrany 👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻

Manana Tamatave manana anareo 💚🤍❤️

18/03/2026

👀👀👀👀👀
👁️👁️👁️👁️👁️

📍 Lehilahy iray misandoka ho mpiasan'ny JIRAMA teny Antampon'Ambohidrapeto no voasambotry ny fokonolona ary natolotra ny zandarmaria.

⭕ Trano maromaro no efa nidirany ary izay misy compteur branchement MORA dia lazainy fa tsy ara-dalàna avokoa. Mody pihany, dia velominy, dia kitikitihiny eo ary milaza hiverina izy.

Photos from Vaovao Farany - Fil d'Infos - Ofisialy's post 17/03/2026

👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Amboditsiry
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00