Namb's Page

Namb's Page

Share

... Welcome🫶
✅ Abonnez-vous 🥂
✅Namb's Page❤️

27/05/2026

Aiza ary ilay toerana izay mahalala?😅
Bonne journée daholo ❤️🥰

16/05/2026

Bonne journée daholo ❤️

08/05/2026

Bonjour daholo🥰💗
inona ndray zao no tinareo alefatsika eto ?😅 Samia milaza anaty com's ne🥰Zay fa bonne journée daholo❤️❤️

Photos from Namb's Page's post 19/04/2026

Bon Dimanche daholo🥰❤️

15/04/2026

Ndao tsika androany mba hirary soa an'ity zandrinay ty androany fa anniversaire-ny androany🎉❤️😻

12/04/2026

Ifalio ny zavatra rehetra 💗
Satria ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa🥰
❤️

Photos from Namb's Page's post 02/04/2026

Bonjour daholo🥰misy vaovao tsarakely ndray reto a😍❤️atoroko fanaovana ongle nareo amzao fety zao,tena tsara sady mahay zareo an❣️afaka misafidy modèle nareo fa nenah zao teto nisafidy hanao farak'izay simple😍
manao Make UP koa zareo an🥰
Bonne journée daholo 🤗
Alefako ao lien an'ny pageny an❣️

Photos from Namb's Page's post 01/04/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra ❣️

24/03/2026

Coucou vao maraina ô🤗💗
Ito ilay izy an,vao zao io de miditra MP Zani i Rabeson Sariaka Fyh 🥰
Félicitations de bonne journée daholo🤗💗

23/03/2026

Salut jiaby🥰androany ilay nifanarahana ho valin'ny lalao😅,fa commentaire anankiray kosa ry reto a😂nefa bedebe nareo ao😂🤣samy tsy omena ve nefa?🤣
alamitsika de miandry jeux d'interaction izany aloha satria tsy hita izay omena sy tsy omena😅
Zay fa de miandry tsika miankavy😂😂

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Anosy
Antananarivo
101