Meva Cosmétique
❣️ Meva Cosmétique ❣️
Produits naturels pour les cheveux,le visage et le corps
0386608845
14/09/2025
Andao hikarakara vatana maman!
Azo atao tsara no manatsara io bikantsika io sady tsara no tsisy kibo
GAMME AKPI _ SESAMO
Manangeza faritra tiana hangezaina
Doudous, nounous,fe, sandry, balita hoan'ny lehilahy
5 jours de mahita vokatra tsara
Tsisy effet secondaire
Tsy mifidy taona ihany koa
Efa betsaka no nahita vokatra taminy
Vokatra Natoraly
Prix : 35.000ar gamme
( Crème + huile + savon)
Contact : 0387688611
Mp izay Mila
14/09/2025
Manana olana amin'ny tarehy vé ianao azafady ?
Ato aminay misy vahaolana ho anao
4 andro dia mahita vokatra tsara tompoko
CRÈME RIZ AU KARITÉ + SAVON
Manala panda, mony, tâche noir, menamena amin'ny tarehy, ride, manadio
Tsisy effet secondaire
Mety amin'ny tarehy rehetra na efa manify aza satria vokatra natoraly
Prix: 15.000ar crème
10.000ar savon
Manao livraison Tana / Province
Contact : 0387688611
Mp izay Mila ooo
17/02/2025
MASQUE BEURRE D'AVOCAT + HUILE
_mampaniry faritra sola, manalava volo
_manala angandrano, vakivaky, tapatapaka, miongotra
_manatevina volo, mampangirana volo
_manalefaka sady manala angandrano
_manalama volo be ..tsy mila mandany vola anao volo tsony😊
👉7 andro de efa itanao sahady vokatra azo mampiasa azy ,misotra anareo izay efa nanjifa sy nanome retour anay
Mety amin'ny volo rehetra ( ngita, tsotra, olioly
Vidiny: 26.000ar izy roa
☎️ 0387688611
17/02/2025
🌺 HUILE VOLUMINEUSE 🌺
Manangeza faritra tiana hangezaina
Manangeza doudous, nono, fe, sandry, ranjo, balita sns.....
😍Herinandro dia mahita vokatra tsara
Tsisy effet secondaire
Prix : 18.000ar huile
28000ar huile + savon
Contact : 0387688611
Manao livraison gratuit raha eto antananarivo
Mp ary oooo
17/09/2024
GIVE AWAY
Andao hilalao isika mpanaraka ny pejy tompoko
Lalao azahoana Mvola
1er Lot 10.000ar
2eme Lot 5.000ar
Izay bé point indrindra no mahazo azy
Amin'ny fin du mois Septembre ny fanomezana n'y loka
Goooooooooo
19/08/2024
😍ASTUCE GRATUIT (E) :VOKA_TSOA AZO AVY @ MANANASY HO AN'NY VATANA😍
👉ABONNEZ_VOUS SUR CETTE PAGE :Vente des produits Cosmétiques Bio et astuces gratuits tout les jours 😍
👉MANALA TAVY:satria be Vitamine sy minéraux izy, afaka minana foana ianao mandra_pihena
👉Miaro 'ny FO, CANCER ihany koa izy satria be Vitamine C, bêtacarotène, polyphénols...
👉Manampy ihany koa ny mananasy:betsaka protéine, potassium, amidon, bromeline
👉Manampy Rivotra ihany koa
👉Mampihena vatana
👉Manadio ny any anaty
🔶FAMPIASANA AZY :
👉Atao anaty Rano 2L ny silaka Mananasy (tranche kely bory2 manarana ny vatany iny)
👉Saromana tsara avy eo, amboarina isaky ny hariva
👉Maraina sotroina ilay rano iny( 2 fois par semaine)
🥰Raha te anena vatana dia afaka tong dia ilay mananasy mihintsy no hoanina
👉Afaka mihinana daholo ny olona rehetra🥰
Mirary soa daholo 😍aza adino manao j'aime ny page sy mi_partage an !! 😘😘
19/08/2024
😍ASTUCE GRATUIT(E) :HO AN'NY TAREHY😍
👉ABONNEZ_VOUS SUR CETTE PAGE :Vente des produits Cosmétiques Bio et astuces gratuits tout les jours 😍
🔶ZAVATRA ILAINA :
✅Voatabia 🍅
✅Siramamy🧂
🔶FIKARAKARANA AZY :
Tetehina atao Boribory ny Voatabia 🍅
Maka siramamy atao anaty lovia
Hosorana siramamy ilay Voatabia àvela olona 5min vao hosorana
Kosehina moramora, massena, fa tsy atao mafy
Vita zay dia avela eo 30min
Dia kobanina matimaty ❤️
🔶AVANTAGES:
Manala mony, tâche navelan mony, Manala points noir, sady gommage ihany koa an😍
Atao in_2 par semaine, ohatra:mercredi et samedi😊
Astuce tena tsotra, mora hita, natoraly👌
Mirary soa daholo😍aza adino manao j'aime ny page sy mi_partage an !! 😘😘
19/08/2024
Tongasoa eto amin'ny pejy MEVA COSMÉTIQUE
Natao hifampizarana ny mahasoa mahakasika ny volo, vatana, tarehy, fahasalamana
Abonneo ary ny pagentsika e!
Hisy lalao Maro no ataontsika ato ho ato
Click here to claim your Sponsored Listing.
