Fitia beauté

Fitia beauté

Share

Vente de produits cosmétiques

16/02/2025

HIP LIFT
✔️Manabe doudousy
✔️Mampiakatra ny miroraka
✔️Mampitombo ny hanche
✔️Mety am fe, sandry......
Efficace tsara tsy misy effet secondaire
Manao livraison sy mandefa any am faritra
☎️;0346957245

13/02/2025

ZANDU NITYAM COMPRIMÉ
Ny zandu minceur dia akory natoraly natambatra izay manadio ireo loto am vatana (detoxe). produit efficace sy aingam_piasa am fanasorana kibo.

*Manafisaka kibo
*Manadio ny loto rehetra ao anaty
*Manala rivotra (vavony sy tsinay)
*Manala tavy
*Mampihena ny tahan'ny cholestérol
*Mandamina ny fikorotanan tsinay

Vokatra natoraly tsy misy produit chimique
Vita avy zava_maniry avy any Inde
Efficace sady azo antoka

Manao livraison sy mandefa any am faritra
☎️:0346957245

31/01/2025

Ndao hikarakara bika ndray ry zareo a🥰, misy oil mamy kely sady efficace hanatsara ny bikatsika reto

GARLIC HIP
*Manabe doudousy
*Mampiakatra ny doudousy miroraka
*Manabe hanche
*Manangeza sandry, fe, ranjo
Azo antoka tsara
100% naturel

PAPAYA
*Manabe nono
*Mampiakatra ny nono miroraka
100% naturel
Manao livraison sy mandefa any am faritra
☎️0346957245

27/01/2025

Manana olana am tarehy ve enao ? na koa simba ny produits ny tarehinao ? ity no produit authentique azo antoka tsara tsy misy effet secondaire

CREME RICH PURE

Ireto avy no asany:
*Manala taches sy panda am tarehy
*Manala ketrona sy ride
*Manala mony sy point noire
*Miaro ny hoditrao am masoandro
*Manala tratrakotra
*Manaisotra ireo mangana ambany maso
*Manazava tanteraka ny endrikao
*Maha tanora lalandava
*Mampalefaka hoditra
*Afaka atao am hoditra rehetra

💯efficace , action rapide en 7j
Tel:0346957245
-Manao livraison eto antananarivo
-Mandefa any am faritra

20/01/2025

LOTION GOAT MILK

*Manafotsy tsara ny hoditra eo noho eo
*Manadio ny faritra feno taches (tenda, elika, lohalika, elakelampe....)

💯 naturel tsy ataorana hisy effet secondaire
tel:0346957245
Manao livraison sy mandefa any am faritra

20/01/2025

. CREME GLUTA TOUCH

🔴 Traitement dermatologie
crème gluta touch dia mitsabo tanteraka ny hoditrao

✔️Manala panda
✔️Manala mony
✔️Manala hodi_potsy
✔️Manala taches
✔️Manala tratrakotra
✔️Manazava endrika

Produits voamarina tsara aram_pahasalamana
100% efficace

tel:0346957245
Manao livraison sy mandefa any am faritra

10/01/2025

Crème care foot
Manasitrana vakivaky tongotra
Mampalefaka tongotra
Manao livraison sy mandefa any am faritra
0346957245

01/01/2025

Bonne année 2025 à tous
🥰

31/10/2024

GLUTA TOUCH
Lait clarifiant anti_tache
Produits authentique azo antoka tsy manimba tarehy

*Manasitrana ny tarehy simba ny produits
*Manazava oditra
*Manala panda, mony
*Manala rides
*Manadio ireo tasy navelan'ny mony
*Manala poche sy cerne ambanin' maso
*Mampalandina oditra sy maha tanora lalandava

Betsaka ny afa_po
Azo antoka 100%
7j de mahita vokatra
Manao livraison sy mandefa any am faritra
Tel:0346957245

21/10/2024

CREME RICH PURE sy SAVON RICH PURE

Créme fanala aretik'oditra rehetra Voamarina tsara aram_pahasalamana azo antoka ary tena aingam_piasa tsy misy effet secondaire.

👉Manala odim_potsy, mony, tasy
👉Manasitrana mangidihidy
👉Manala ireo sela ratsy am oditra 👉Manaisotra tasy vokatry aretin'aty
👉Mampalandina oditra
👉Maha tanora lalandava

Efficace 100%
Prix :25000ar
Livraison a partir de 3000ar afaka mandefa any amin faritra

Photos from Fitia beauté's post 21/10/2024

Iza daholo ndray ary le te ho tsara bika e😍
SLIMMING & FITTING CREAM
Vita avy amin'ny piment rouge sy sakamalao
*Manafisaka kibo
*Manena ny faritra rehetra tiana ahena (fe, sandry, soka....)
*Mampihenjana anzay miroraka rehetra
Afaka miaraka am savony koa
3 andro de mahita vokatra

HIP UP CREAM
*Maha ngeza doudousy
*Mampiakatra ny vatana fisaka na miroraka
Efficace 100 %
Livraison a partir de 3000ar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo