Savony tsara kely
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Savony tsara kely, Health spa, Antananarivo.
☑️ Fampianarana manao savony
☑️ Mivarotra savony vaingany sy ranon-tsavony
☑️ Mivarotra boky fampianarana manamboatra savony
☑️ Afaka miara-miasa amin'ny olon-drehetra
Partager maximum
Mahavelona tsara ny asa fanamboarana savony
Iza no Mbola tsy mahay manamboatra savony 😊
Misy refy hilaina ny moule savony rehefa manao fa Sao Maty antoka
Ny boky amidinay dia boky mora ahaizanao manamboatra savony tsara
Tsara be anie io bokinay io e
28/05/2025
Ny manamboatra savony oa dia tena mahavelona fa milanhifotorana tsara fotsiny
28/05/2025
‼️PROMOTION BE HO ANAO HANAMPY FIDIRAM-BOLA‼️
❎Boky fampianarana manao savony vaingany sy savony ranony 🫰
🎯Teny MALAGASY mazava tsara
💥BONUS VIDEO manao savony amin'ny teny malagasy ,miaraka amin'ny toerana hividianana fitaovana sy produit ampiasaina
Vidiny : 20000Ariary / 🛵livraison : 3000Ariary
Récupération MAHAZO na Ampasampito
contact : 0342348915 / 0378183486
Ny savony tena mahavelona ah
03/03/2025
✨ Savon liquide (liquide vaisselle)
Fanasana lovia sy ny fitaovana ao an-dakozia
☑️ Madity tsara
☑️ Mandroatra tsara
☑️ Tavoahangy 1L (vaovao)
⚠️ Vita Malagasy hatrany
❌ Tsy mena mitaha amin'ny hafa
Prix : 3500Ar/L
📞 0384202861 ou 📞0347653903
Toerana : Mahazo ampanotokana,manao livraison izahay,
Afaka mandefa Mp
Mirary alahady tsara ho antsika rehetra
Afaka hivelomanao tsara ny fanamboarana savony
Click here to claim your Sponsored Listing.
