Jejo en ligne

Jejo en ligne

Share

Votre allié en vente en ligne �

Photos from Jejo en ligne's post 23/09/2025

🌺Arrivage manitra be🌺
🌟Parfum edition limitée 🌟
Mitana tsara ny fofony an...amin’ny vidiny mora nefa tsara dia tsara.
Misy malefaka ho an’ireo tia izany ary misy koa mahery kokoa😊

Misy karazany telo🩷

14/11/2024

💋💚Misy vaovao ho atsika indray ary ity💚💋

🚨❤️CREME VISAGE anti-ride à base RÉTINOL ❤️🚨

🌈Inona moa ny vokatsoa entiny izany⁉️

👩‍🔬🌺Ny rétinol dia manala ireo ketrona rehetra amin'ny oditra, manala ireo imperfections, manala ireo tâche pigmentaire amin'izany ary mapitovy ny lokon'ny oditra ihany koa.☺️🏵️

✨🌈Ny vidiny natao mora satria dia 15.000ar fotsiny nefa maro ireo vokatsoa entiny.

Manao livraison izahay ary afaka alainao mivantana ihany koa.🛵🏍️🚚

034.44.491.40📞☎️

14/11/2024

🌞💖Mafana ery ny andro e⁉️

😎🚨Aza adino mihintsy ny manisy crème solaire ny tarehy hisoroana ny fahasimbany oditra😎🚨

🇨🇵🌺Ireto ary misy karazana creme solaire made in france avoko.🌺 🇨🇵

🕶️☀️Miaro Amin'ny UVB sy UVA(rayon avy amin'ny masoandro) izany hoe ilay may ny masoadro mba tsy ho mainty na ho mena ilay oditra, cancer de la peau, apparition ride, vieillissement prématuré.

🌹🌹SPF 50+ izy ireo izany hoe 98% ny rayon UV avy amin'ny masoandro dia bloque'ny. Voaaro tsara ny oditra izany😎

💋💋Ny vidiny : 20.000ar fotsiny.💋

Afaka manao livraison ary afaka récupérer'nao ihany koa.

Tel: 034.44.491.40📞☎️

Photos from Jejo en ligne's post 11/11/2024

❤️Salama daholo indray❤️
🐐Tonga ary ny savon Lait de chèvre🐐
⁉️Inona moa ny mapiavaka azy amin'ny savony hafa?⁉️

💧❤️Hydratant naturel izy,izany hoe manamandina ny oditra ary mety koa raha anasana tarehy❤️💆‍♀️

🌺🏵️Manadio ny oditra izy ary tena manamandina izany.🌺🏵️

🌞💖Manala ireo sela maty amin'ny oditra ihany koa sy mony ary manome élasticité.💖🌞

Ary mety ho an'ny karazana oditra rehetra na ny zaza ary👶

Ny vidiny: 8.000ar💙
Misy karazany .🫒🥛🌹🐝
Afaka manao livraison ary afaka récupérer'nao ihany koa.

Photos from Jejo en ligne's post 05/11/2024

❤️💙Crème hydratant Cerave pour visage 💙❤️

🌞❤️Efa mafana izao ny andro ka ilaina foana ny manisy creme solaire sy crème hydratant Amin'ny tarehy ho fiarovana azy🌞 ❤️

❤️Creme hydratant marque "Cerave".❤️

💖Sady manamadina no mahasolo crème solaire.💖
💙💙Amin'ny vidiny 20.000ar fotsiny.💙💙
Afaka manao livraison ihany koa🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo