Importation Chine Madagascar
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Importation Chine Madagascar, Antananarivo.
๐ฆ Formation en importation depuis la Chine ๐จ๐ณ
๐ผ Accompagnement personnalisรฉ
๐ Astuces, fournisseurs et stratรฉgies business
๐๐ญ๐๐ญ : ๐ช๐ง๐ฆ๐ซ๐ค ๐ฃ๐ฅ ๐ค๐ข๐ค๐ฅ ๐ข ๐ข๐ข๐ง๐ค๐ซ
๐๐ข๐ : ๐ค๐ข๐ฃ๐ช๐ฃ๐ข๐ฃ๐ข๐ฉ๐ฉ
๐ Manova fisainana, manova fiainana
11/07/2026
๐ฅ ๐๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ญ๐ฌ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ป๐ ๐๐ต๐ถ๐ป๐ฒ ๐จ๐ณ
1๏ธโฃ Mitady entana sy fournisseur
Mitadiava mpamatsy azo itokisana. Jereo ny avis, ny anciennetรฉ, ary ny sary rรฉel.
2๏ธโฃ Mangataka devis
Fantaro ny prix, ny quantitรฉ minimum (MOQ), ary ny frais rehetra.
3๏ธโฃ Manao comparaison
Aza fournisseur iray ihany no jerena. Ampitahao ny prix, qualitรฉ, ary ny service.
4๏ธโฃ Mangataka รฉchantillon
Raha azo atao dia maka santionany aloha hijerena ny qualitรฉ.
5๏ธโฃ Mifampiraharaha (Nรฉgociation)
Matetika azo ahena ny prix, indrindra raha betsaka ny commande.
6๏ธโฃ Mandoa vola
Mampiasร moyen de paiement sรฉcurisรฉ. (Ity moa hazavaiko manokana amin'ny formation.)
7๏ธโฃ Contrรดle qualitรฉ
Jereo ny sary na vidรฉo hanamarinana fa mifanaraka amin'ny commande ny entana.
8๏ธโฃ Expรฉdition
โ๏ธ Air cargo: rapide kokoa fa somary lafo.
๐ข Sea cargo: mora kokoa fa maharitra vao tonga.
9๏ธโฃ Douane sy taxes
Ataovy kajy mialoha ny frais rehetra mandra-pahatongan'ny entana eto Madagasikara mba tsy hisy surprise.
๐ Mivarotra
Jereo tsara ny รฉtat-n'ny colis, kajio ny bรฉnรฉfice, ary diniho ny prix eny an-tsena alohan'ny hametrahana ny prix de vente.
โ
Conseil important :
Aza mijery prix mora fotsiny. Ny qualitรฉ, ny frais de transport, ary ny confiance amin'ilay fournisseur no tena mampahomby ny importation.
๐ฉ **Raha tena vonona hianatra ny fanafarana entana ianao, dia aza manoratra hoe "Ahoana ilay fanafarana entana?" intsony. Soraty fotsiny hoe: "Vonona aho." ๐
โ ๏ธ Sary tsy misy ifandraisany ity ambany ity
Mirary soa!
๐จ๐ณ
29/06/2026
๐ MARINA sa DISO?
Betsaka no mihevitra fa an-tapitrisany vao afaka manomboka business.
Izaho mino fa ny fahalalana no mila ananana voalohany, izany hoe na kely na be dia mila hainao aloha ny fika hanombohana ilay business.
Ary ianao kosa, ahoana ny hevitrao?
1๏ธโฃ MARINA
2๏ธโฃ DISO
๐ฌ Soraty ao anaty commentaire ny valinteninao sy ny antony. ๐
25/06/2026
๐ ๐ฅ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฑ๐ฒ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ฒ๐ฟ๐ผ ๐ฎ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐... โ
Tsy hitady vola aloha aho.
๐ Hitady fahalalana aho.
Satria ny vola mety ho lany.
Fa ny fahalalana kosa mijanona ary manokatra varavarana vaovao foana.
โ
Izany no nahatonga ahy liana tamin'ny tontolon'ny importation sy business.
๐ญ Ary ianao kosa?
๐ Raha averina amin'ny aotra ianao androany, inona no hataonao voalohany?
Soraty ao anaty commentaire ๐
21/06/2026
๐ ๐ก๐ฎ๐บ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ธ๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐น๐ฒ๐ฝ๐ต๐ผ๐ป-๐ธ๐ผ ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐บ๐ฝ๐ผ๐ฟ๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฎ๐ต๐ผ...
Isaky ny nahita olona nahomby aho dia nieritreritra hoe:
"Mety manana vola be izy ireny..."
"Mety manana olona manampy..."
"Dia ahoana no hahafahako mandeha voyage sy mifanerasera amin'olona any ivelany toy ireny?? "
Nandalo tao an-tsaiko foana ireo fanontaniana ireo.
Tatแปณ aoriana anefa dia tsapako fa tsy vola no tena olana.
โ Tsy fahampian'ny fahalalana.
โ Tsy fahalalana hoe misy izany fanafarana entana avy any Chine
โ Tsy fahalalana hoe ahoana no hanafarana entana sy ny tombony azo
Ary ny tena ratsy?
โ Tsy nanao ACTION vao mba misy business hitako.
Rehefa fantatro ny tombo-tsoa entin'ny importation dia nandray fanapahan-kevitra sarotra aho...
๐ Namidiko ny tรฉlรฉphon-ko.
Mafy tamiko izany.
Fa fantatro fa ny fahalalana dia fampiasam-bola tsy mety very.
Ankehitriny:
๐ฆ Fantatro ny fomba hitadiavana fournisseur azo antoka.
๐ฆ Fantatro ny fomba hanaovana commande.
๐ฆ Fantatro ny fomba hanombohana business na dia amin'ny budget kely aza.
Tsy mila manankarena vao manomboka.
๐ฏ Mila mianatra sy mandray fanapahan-kevitra fotsiny.
Efa hitako miova tsikelikely ny fiainako izao...
๐ Ary ianao, inona no tena sakana tsy ahafahanao manomboka business?
Soraty ao anaty commentaire. ๐
โ ๏ธ Fahadisoana ataon'ny vao manomboka amin'ny importation avy any Chine.
Efa nataonao ve ity?
Soraty hoe CHINE ao anaty commentaire raha mila fanampiana ianao. ๐
18/06/2026
๐ฆ Entana 5 mora amidy amin'izao fotoana izao!
Raha hanomboka business amin'ny budget kely ianao, iza amin'ireo no hofidinao?
1๏ธโฃ Accessoires tรฉlรฉphone
2๏ธโฃ Produits beautรฉ
3๏ธโฃ Luminaires LED
4๏ธโฃ Accessoires cuisine
5๏ธโฃ Bijoux & accessoires mode
Soraty ao anaty commentaire ny laharana: 1, 2, 3, 4 na 5 ๐
16/06/2026
๐๐๐น๐ฎ๐ ๐ฉ๐ข๐๐ ๐ญ ๐๐ฎ๐ฝ๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐๐ฎ ๐๐ฒ๐ฟ๐๐ญ๐ญ
Nisy lehilahy nahita kitapo misy 1 000 000 Ar teny an-dalana. Tsy nisy mombamomba ny tompon'ilay vola tao anatiny.
Niazakazaka nentiny tany an-trano ilay izy ary noteneniny tamin'ny vadiny.
Hoy ny vadiny: โ "Aleo tazomina fa angamba valisoa avy amin'Andriamanitra io."
Hoy kosa ilay lehilahy: โ "Tsy mety izany fa tokony hikaroka ny tompony aho."
Nifamaly be izy mivady. Ary farany nisy naheno avy any ivelany ka nisy mody nanao sempotra avy any niteny hoe izaho very vola sady mody niantso vonjeo eraky ny tanร na hoe:
"Very vola 1 000 000 Ar aho. Izay mahita dia homena valisoa 100 000 Ar."
Avy dia niantso sy nanantona nanolotra ilay vola ilay lehilahy.
Rehefa voaray ilay kitapo dia hoy ny tompony: โ "Tsy normal ity fa nobanganao. 1 100 000 Ar no tao anatiny fa tsy 1 000 000 Ar."
Tezitra ilay lehilahy satria fantany tsara fa 1 000 000 Ar ihany no tao.
Nentina niaraka tamin'ny vahoaka ilay vola ary nanatona mpitandro filaminana ka tonga tany amin'ny fitsarana ny raharaha.
Nandeha ny fitsarana ka rehefa avy nihaino ny roa tonta ny mpitsara dia hoy izy:
โ "Raha marina fa very 1 100 000 Ar ianao, dia tsy ity kitapo ity no anao satria 1 000 000 Ar ihany no tao. Koa noho izany dia omena an'ilay nahita ilay vola mandra-pahitana ny tena tompony."
๐ Marina ve ny fanapahan-kevitry ny mpitsara sa tokony haverina amin'ilay milaza ho tompony ihany ilay vola?
"Maro ny olona no mifantoka amin'ny vola very, fa ny tsara ho fantatra dia izao :
Raha omena 1 000 000 Ar androany ianao, inona no entana hafaranao voalohany avy any Chine mba hampitomboana ny business nao?
16/06/2026
Raha omena 1 000 000 Ar androany ianao hanombohana business amin'ny alalan'ny importation avy any Chine,
๐ฆ
Inona no entana hafaranao voalohany?
A) Accessoires tรฉlรฉphone
B) Kitapo
C) Cosmรฉtiques
D) Entana hafa
๐ฌ Soraty amin'ny commentaire ny valinteninao sy ny antony.
16/06/2026
๐๐๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฑ๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฏ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ป๐ ๐๐ต๐ถ๐ป๐ฒ
โ Mifidy fournisseur tsy voamarina
โ Manafatra entana tsy misy รฉtude de marchรฉ
โ Tsy manao kajy ny frais rehetra
๐ฌ Iza amin'ireo no hitanao matetika indrindra?
โTรMOIGNAGE โจ
Mpianatray tany Fianarantsoa tany
Ankasitrahana hatrany dia tongava soa ny entana patron๐
Click here to claim your Sponsored Listing.
