Milya Shop
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Milya Shop, Health/Beauty, Antananarivo.
08/02/2025
💘Offre speciale saint valentin💘
Efa akaiky ny saint valentin ka manana cadeau tsara ho anao izahay
💐60 photos polaroid: autocollant /non autocollant ( papier autocollant tsy mila colle tsony fa efa misy colle miaraka aminy )
Prix : 15.000 ar
Dimension : 7*5 cm
Koa araraoty ary ny offre spéciale
Livraison partout á Madagascar
25/01/2025
Bonjour daholo
Taona vaovao tsika zao manana arrivage vaovao b za ho anareo anh
‼️Robe serviette mamikely‼️
Serviette microfibre foana ny antsika
Sechage rapide
Robe de bain ihany kou
Mitroka tsara ny amandona
Disponible en 4 couleurs
Dimension 80*135
Misy ihany kou ny ‼️Bonnet microfibre ‼️
Mitroka tsara ny amandona
Manamaina tsara ny volo
Hiarovana ny volo rehefa hikarakara tarehy na misasa
Azo hoentina matory afaka hanaovana placage ihany kou
Disponible en 4 couleur: beige ,rose ,violet,bleu
Ka alefaso dieny zao ny commande fa vitsy ny stock anh
Livraison partout madagascar mandefa any @ faritra
Prix robe serviette :20.000 ar
Prix bonnet microfibre :10.000 ar
Livraison a partir de 3000 ar
17/01/2025
Ehh ooohhh aty ndray ny maso
Tonga ny arrivage tsara kelii ho antsika vehivavy
Serviette speciale pour femme et fille
⏩Serviette en microfibre hatrany
⏩Sechage rapide
⏩Mety atao robe de bain
⏩Ultra absorbante
⏩Disponible en 4 couleurs
⏩Dimension 80*135 cm
Prix :22.000 ar monja
Alefaso dieny zao ary ny commande ao @ mp fa limitée ny stock anh
Livraison tana /province (à partir de 3000 ar )
Misy ihany kou ny bonnet microfibre 12.000 ar monja (araraoty fa vitsitsy ny stock anh )
15/11/2024
Efa tonga ny savon lait de chèvre
Savon à base de lait de chèvre
Savon 100% naturel (155g)
Parfum : rose 🌺,miel🍯,olive 🌿,pure lait de chèvre
Mampazava ny hoditra
Mampalandina ny oditra
Manala mony ,panda ,ride
Manidy masokoditra
Tsy mifidy fa mety foana na hosorana @ tarehy na @ vatana
Mety ho an' ny zaza ihany kou
Misy parfum maro azo hisafidianana
Prix:10.000 ar fa raha maka 2 dia 15.000 ar
Livraison Tana / Province
Alefao dieny zao ny commande f mandalo ny tsara
04/11/2024
Bonjour daholo ndray o
Mbola misy foana ilay robe serviette microfibre sy ny bonnet microfibre @ vidiny mirary hatrany
Efa tonga ihany kou ny arrivage poketra ho an'izay mitady anh 🛍️
Averiko keli ny asan'ilay serviette microfibre sy bonnet microfibre
☑️Sechage rapide
☑️Mety atao robe de bain
☑️Mitroka tsara ny amandona
☑️Disponible en 4 couleur
Aza adino f nahatonga arrivage sac mamii keli ihany kou izahay
Manome prix de gros f alefaso haingana ny mp ary ho an'izay mbola tsy nahazo tato aminay
Livraison tana /province
24/10/2024
Ehh ooohhh aty ndray ny maso
Tonga ny arrivage tsara kelii ho antsika vehivavy
Serviette speciale pour femme et fille
⏩Serviette en microfibre hatrany
⏩Sechage rapide
⏩Mety atao robe de bain
⏩Ultra absorbante
⏩Disponible en 4 couleurs
⏩Dimension 80*135 cm
Prix :22.000 ar monja
Alefaso dieny zao ary ny commande ao @ mp fa limitée ny stock anh
Livraison tana /province (à partir de 3000 ar )
07/10/2024
Promotion b ry reto anh
Serviette cheveux en microfibre
Bonnet de bain en microfibre
Mitroka tsara ny rano
Azo anaovana bain d'huile,placage ,soin cheveux ,...
Tsy mainkina tsony ny volo rehefa mampiasa azy ireto
Mety ho an'ny ankizy sy ny lehibe
Manamaina haingana ny volo
Livraison tana any @ faritra ihany koa
Alefaso ary ny commande @ mp fa limité ny stock
Prix promotion 12.000 ar monja
Couleur dispo: violet,rose,bleu ,beige
Click here to claim your Sponsored Listing.
