Fitah Beauty
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitah Beauty, Beauty, cosmetic & personal care, Itaosy, Antananarivo.
19/11/2024
Salama daholo ô.
Ho anareo zay mila argile de manana karazany izahay ato amin'ny Fitah Beauty
Bloc na poudre argile
Betsaka no azo ampiasana ny argile sady maro koa ny aretina sitrany:
👉Ny vavony
👉Rein
👉Ampongan-tsofina rovitra
👉 Cataracte
👉Sy ny aretina hafa izay tsy voatanisa
Misy ihany koa ny argile en couleur izay marihina fa manampy amin'ny fikarakarana hoditra:
👉Argile rouge
👉Argile jaune
👉Argile rose
👉Argile noir
👉Argile blanche
Mety tsara hoan'ny karazana hoditra rehetra
Koa raha mahaliana anao na mila fanazavana fanampiny de manasa anao mba iditra mp
Livraison disponible ou à récupérer
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
