Entana mora vidy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Entana mora vidy, Health/Beauty, Ambohimirary, Antananarivo.
27/07/2025
Hey ☺️
Raha somary lafo ny vidiny dia aza tara fa efa mahazo fihenambidy isika 😍
Eny hoa nilatsaka bé anie hoa e☺️
Robe gasy
1 a 16 ans
1 ans _ 13000ar
2 ans 14000ar
4 ans 16000ar
6 ans 18000 ar
8 ans 20000 ar
10 ans 26000ar
12 ans 27000 ar.
Ary ny 14 ans 31000 ar ,
Aza tara Ary, mandefa en gros izahay
Tel ,: 0341996047
0342670930
08/06/2025
Robe gasy Robe gasy 1 ans a 14 ans
1ans : 15000ar
2ans : 16000ar
4ans : 18000ar
6ans : 20000ar
8ans : 22000ar
10;12ans : 27000ar
14ans : 32000ar
Misy couleur maro ilay Landy ,
Lamba soga
Afaka recuperena
Mandefa any amin' ny faritra
Contact : 0341996047,03426709301
09/03/2025
Robe 👗Robe gasy 1 ans a 14 ans
1ans : 15000ar
2ans : 16000ar
4ans : 18000ar
6ans : 20000ar
8ans : 22000ar
10;12ans : 27000ar
14ans : 32000ar
Misy couleur maro ilay Landy ,
Lamba soga
Afaka recuperena
Mandefa any amin' ny faritra
Contact : 0341996047,0342670930
27/01/2025
Misy live iarahantsika avy eo robe gasy ao amin' ny compte Rova Vahatriniaina 😊😊
Manasa antsika rehetra fa misy robe mahafatifaty Kely betsaka ao ❣️❣️
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao izahay
26/01/2025
3200 pièce ho an' izay maka maro 😊😊
60 pièces ny Ray carton
200000ar carton
Mp ou appel le 0342670930
26/01/2025
⭕️Mpihira malaza ao OGANDA ⭕️
Général SEBABI, 49 taona,
Manan-janaka 7 tamin'ny vadiny voalohany ary niteraka ny zanany faha valo (8) tamin'ny vad8ny faha 2 KATE NAMANDA.
➡️Noho ny fanambarana fa izy no lehilahy ratsy indrindra tao Oganda dia lasa olo-malaza izy. Taorian'izay anefa dia tsy nataony hahamenatra azy ny haratsiany fa namorona antoko 🎶 🎶 izy,ka vao maika nitombo ny lazany .
➡️lasa olo-malaza indrindra ao OGANDA izy ankehitriny.
UGXTRA CELEBRITY .
⭕️Mba anarahanao tsy tapaka ny tantara sy tranga miavaka maro samy hafa zaraina ato aminy page dia tsindrio fotsiny ny j'aime eo ambony
Nalaina tao amin' ny page ndao fantarina🥰🥰
25/01/2025
Mampalahelo izy ,, 🥺🥺
Dimy arivo ve mahasolo amin' olona raha maty Téo izy
Misaotra ilay tsara sitrapo nitondra azy hôpitaly
# sary indrana
25/01/2025
Anao jeu Kely isika 🥰🥰💓💓 conditions
Asio j' aime pejy
-Partageo anaty groupe ity publication ity
Inviteo ny amis anao hanaraka ny pejy
- mentionné olona 5 hilalao ,,
Fisarihana ny sabotsy 🥰🥰
Lalao azahoana 10000ar
Mazotoa o ,,
Lalao anokafantsika ny pejy🥰🥰
25/01/2025
Waow😯 akanjo gasy 1ans a 8 ans
A partir de 15000 ar
Telefn : 0342670930
18/01/2025
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antananarivo
