Optifood
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Optifood, Ambohimahazo Antsirabe, Antananarivo.
15/04/2026
Misy foana ny holatra an🍄🍄
Mandray commande
Hello hello🥰🥰
Mbola misy foana ny Holatra an🍄🍄
31/03/2026
Hello hello💛
Efa misy indray ny holatra an
Mandray commande indray izahay o😋😋
21/03/2026
Tsy hitsahatra ny hizara sy handrisika anao izahay hoe:
Le champignon est un aliment nutritif😋
21/03/2026
Aia aby isika fianakaviamben'ny MED eeee📢📢
👉 Ny MED sy ny Club des Entrepreneurs MED antenne Fianarantsoa dia manasa anao handray anjara amin’ny FIHAONAMBE 2026 izay hizarana ireo vina vaovao, ny rafitra sy ireo tetikasa ho an’ity taona 2026 ity.
Amin'io ihany koa no hanatanterantsika ny fifidianana izay ho "chef d'antenne" hitarika ny Club des entrepreneurs MED eto Fianarantsoa
🚀 Fotoana iray hanamafisana ny fiaraha-miasa sy hizarana traikefa.
💯 Zava-dehibe ny fanatrehanao amin’ny fanombohana sy ny fahombiazana iombonana.
📢 ASSEMBLÉE GÉNÉRALE MED Fianarantsoa 2026 :
Construisons ensemble la dynamique du Club des Entrepreneurs.
✨ Il s’agit de la toute première Assemblée Générale de MED Fianarantsoa.
🚀 Venez découvrir les orientations stratégiques, l’organigramme ainsi que les projets pour 2026.
Un moment d’échange pour consolider les liens et avancer ensemble.
🗓️ Vendredi 27 mars à 14h00
📍 An-tsaha Amboaloboka
💯 Ensemble, posons les bases d’une réussite durable.
🔴 Madagascar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy 🔴
17/03/2026
Hello😍
Ireto indray ny recette manaraka😋
Mazoto💖
13/03/2026
Un grand remerciement à tous les organisateurs ainsi que les coachs de nous avoir accueilli durant cet évènement.🙏
09/03/2026
Hello😍😍
Ireto indray ny recette manaraka
Champignon
08/03/2026
Arahaba nahatratra ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zo ny Vehivavy
08 Martsa 😍
03/03/2026
Hey🍄🍄Misy livraison holatra rahampitso an 🥰
Ataovy ao amin'ny Mp Ary n'y commande e. 🍄🍄🥰
24/06/2025
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
