Evh mdg beauty
Sublimez vos sens, Éveillez votre beauté
25/05/2025
Arabaina daholo ny reny rehetra nahatratra ny Andro anio 🥰😘❤️
15/04/2025
😍 Semaine SPECIALE REMISE 25% 😍
Tolotra manokana hatramin'ny Paka fa aza tara an 🔥
Efa vonona ny ekipan'ny Evh Mdg Beauty hikarakara anao manokana amin'izao fanomanana ny fety izao🥳❤
🔸️Massage relaxant : 35.000 Ar monja
🔸️Coloration cheveux toute longueur : 70.000 Ar monja
🔸️Pose vernis permanent : 7.000 Ar monja
🔸️Soin du visage + massage faciale : 20.000 Ar monja
🔸️Soin curly + dressage de boucles : 35.000 Ar monja
🔸️Épilation Maillot intégral + aisselles : 30.000 Ar monja
Fandrio dieny izao ary ny toeranao,
📩 Mandefasa Hafatra miafina na antsoy avy hatrany ny
☎️ 038 23 970 01
📍Anosisoa Ambohimanarina, akaiky BNI
08/04/2025
Coucou daholo. 🥰
Ireo indray Ary ny tolotra isaky ny Lundi - Mardi - Mercredi an 😊 aza tara Ary e . 🤗
04/04/2025
☝️ Fantaro ary fa à partir ny 5.000 ar ny coupe cheveux ato amin'ny Evh mdg beauty an 👍🥰
Aza misalasala miantso ny 038 23 970 01 n'a mandefa mp raha mila fanazavana fanampiny 🥰
Anosisoa Ambohimanarina Ampitan'ny BNI no misy anay ☺️
03/04/2025
Aiza amin'ireo no ankafizinao 🥰
Asintsika Promotion Kely ndray ny fahamanjan'ny tanana 🤗 promotion moins 5.000 ar bé Zao 😱
Gainage : 20.000 ar
Pose américaine : 15.000 ar
Pose polygel : 25.000 ar
Tel : 038 23 970 01
Adresse : Anosisoa Ambohimanarina ampitan'ny BNI immeuble fotsifotsy devant sacré cœur ❤️
26/03/2025
🌸🪮💦Aza misalasala manantona anay fa tena karakarainay tsara sy ataonay mamikely nareo 🥰
Soins curly sy dressage des boucles no nataon'inty cliente tsika inty zao teto, ary tena afa-po tanteraka izy satria de soins voalohany ny azy 😊🥰.
Ny adiresy tsy miova an 👉 Anosisoa Ambohimanarina ampitan'ny BNI immeuble fotsifotsy devant sacré cœur box numéro 2 ambany Rihana no Misy anay ☺️
Na afaka miantso ny 038 23 970 01 ihany koa ianareo 🤗
22/03/2025
📣 ❕❗‼️PACK ÉPILODERM à seulement 100 000 ar.
☝️👉 Ankoatra ny maha cire tsara kakutao azy dia fantaro ary fa betsaka ny avantages amin'ny fampiasana ny cire épiloderm satria:
✅ Maharitra ela ny fanirin'ny volo : hatramin'ny 6 semaines.
✅ Tsy ahenoana marary firy rehefa eo ampanongotana azy : noho izy tena faran'izay confortable sy efficace.
✅ Miha-manify hatrany ny volo.
Araraoty ary fa mandalo ihany zany an, hatramin'ny fin Mars 🥰☺️.
Bon weekend daholo oh 🥰
#
21/03/2025
‼️OFFRE SPÉCIALE hatramin'ny 30 Mars 🥰😘
Omena fahafaham-po kely aloha nareo izay tia manao massage sy mikarakara vatana amin'ity ndray mitoraka inty💆♀️
Hatramin'ny fin Mars dia 30.000 Ar monja ny massage relaxant miampy gommage corps ato aminay 🥳 raha tokony ho (tena prix)
Aza misalasala ary manao réservation amin'ny
📩 Hafatra miafina [MP] na miantso avy hatrany ny :
☎️ 038 23 970 01 na manatona mivanta anay :
📍 Anosisoa Ambohimanarina ampitan'ny arrêt firaisana immeuble fotsifotsy devant sacré cœur box n°02 ambany rihana no misy anay ☺️
Na de ratsiratsy aza ny Andro eto Mahajanga, dia tsy manakana anay tsy hanakaiky anareo zany 🥰,
Faux ongles Lux bé, À partir de 6.000 ar fotsiny de efa mamirapiratra ny tanana an 💅🦋 aza tara fa ho ataonay afa-po ianareo😊.
Tel 0349183172
Coucou daholo.
Anjaran'i majunga ndray Zao 🥰, manomboka rahampitso an alefatsika eto daholo ihany koa ny modèle disponible rehetra fa inty aloha misy azo hakana fafiny kely 🥰😘
034 91 831 72
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:30 |
| Tuesday | 08:00 - 17:30 |
| Wednesday | 08:00 - 17:30 |
| Thursday | 08:00 - 17:30 |
| Friday | 08:00 - 17:30 |
| Saturday | 08:00 - 17:30 |
