Beauty by Laryss

Beauty by Laryss

Share

Coiffeuse/Maquilleuse/prothésiste Ongulaire esthéticienne 💄🫦

Pack Mariage , fiançailles etc....




Contact/WhatsApp +261 38 66 633 93📞

Photos from Beauty by Laryss's post 25/04/2026

Tinareo cliente mihintsy le manao Make up de oe ataovy tena simple kie ah 😍

Teto ty cliente ty dia tena oe nahatoky tanteraka tsy ilay maka mirroir isaky ny mihetsika reny 🙄😂 ,,, tena hoe na zah aza à l'aise tsara mihintsy ❤️

Encore merci pour votre confiance ô😘

Photos from Beauty by Laryss's post 25/04/2026

......Prestation à domicile ❤️
🤍Vous serez toujours pleinement satisfaite lorsque vous êtes avec nous.✨🤗

Elle a dit : Zah ve io😅

19/04/2026

✨❤️Hello !!

Elaela tsy hita , ho avy amizay tsika fa aza matahotra , tsapako nangina ny page 🥹, nandalo tsy fahasalamana ny tenako tao anaty zay fotoana maromaro izay🥹 hitondra zavatra tsara be ho anareo amizay zah atsy ho atsy❤️

10/02/2026

✨Offre saint valentin indray ary eh , amin'izao fetin'ny mpifankatia izao dia manolotra rémise 50% 🎁 daholo amin' izay prestation tianao atao ato aminay ❤️ ,....mandritra ity volana ity ihany,, koa aza misalasala ary micontact araraoty fa tsisy otran'ity intsony😘🥰

🏩Lieu Ambohimanarina, midira mp avy hatrany🥰

Photos from Beauty by Laryss's post 30/01/2026

Mandray rendez-vous foana izahay ho anareo mila maquilleuse , na coiffeuse na prothésiste ongulaire nareo 💅🏻

Mampanao formation mivantana ihany koa ny tenako , koa raha mahaliana anareo dia tongava mp anazavaiko azy bebe kokoa😘

Photos from Beauty by Laryss's post 28/01/2026

Coucou les filles🩷

À partir de 10.000ar ny manao make up ato aminy beauty by layss

Lieu Ambohimanarina ❤️🫶🏻

25/01/2026

Coucou les filles🩷

Ndao santarintsika amin'ity make up du jour ity ny fiarahana mandritra ity taona ity😍

Somary nandalo tsy fahasalamana kely mo zah dia tsy afaka nandray anareo mihintsy 🥹 🩷 ,, fa mandray rendez-vous amin'izay kie manomboka amin'ny semaine ambony ry malala ah🥹 ,,, fa andao aloha entiko akafia anty make up simple keliko ity nareo make up du jour io ❤️afaka ho entina miasa na mivoka kely 😁 ,, misy étape tsy azo ao fa dia ialana tsiny ety amboalohany😘

Bisou de bon dimanche daholoo mes chéries 🥰🥰

31/12/2025

✨🤍Grateful for 2025

🫶Thank you, 2025, for the lessons, growth, and quiet strength
🫶Thank you, 2025, for shaping me in ways I didn’t expect
🫶Thank you, 2025, for the highs, the lows, and everything in between
🫶Thank you, 2025, for the reminders to keep going

30/12/2025

Beauty by Laryss dia maneho fo feno fankasitrahana ho anareo rehetra izay nanjifa tato aminay eny fa ho anareo mpanaraka ny page izay niara nanohana anay teny foana🙏🏻❤️ ,,, etoana ko anefa aho dia mampanentana anareo fa drafitra vaovao indray no hoentintsika anavaozana ity Asa ity 🥹 ❤️

Am-pahatsary vitsivitsy tamin'ity taona ity❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

0386663393
Antananarivo