Medecine Approche Diagnostic Aide
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Medecine Approche Diagnostic Aide, Health/Beauty, Antananarivo.
Santé et bien être avant tout et pour tous❤
Une page informative dans le domaine de la santé publique visant à donner des informations fiables et des conseils pratiques sur des sujets médicaux.
Tsy ratsy kosa a☺️
Syndrome de Lazar
01/05/2026
Bonne fête de travail à toutes et à tous🥂
29/04/2026
Ny fahasimban'ny nifin-jaza:
Ny vavan'ny zazakely dia tsy misy bakteria mahatonga ny nify ho simba @ voalohany. Indrisy anefa mora andairan’ny mikraoba mahatonga izany izy, dia ny « Streptococcus mutans » izany, izay bakteria mifindra amin'ny alalan'ny rora: manandrana sakafon’ny zaza, mifandimby sotro, manoroka amin'ny molotra, na mitsoka sakafo.
⚙️Fisehony
Rehefa tafapetraka ao amin'ny vavan'ny zaza ilay mikraobadia mampiasa siramamy avy @ sakafo hamokarana asidra. Ireo asidra ireo dia mamely ny email ny nify izay ka mandoaka azy.
🩺 Fisorohana
- Vao maniry nify ny zaza dia diovina rehefa lehibebe izy dia borosiana izany
- fanaraha-maso any @ mpitsabo nify in1 isan-taona
- misoroka ny fifanakalozana rora amin’ny zaza
- tsy omena sakafo mamy be ny zaza
27/04/2026
Mahafinaritra kosa ity tantara iray ity.
Nila fahalalana ara-medicaly mahakasika ny rainy ilay zaza ka voatery nitady ilay mpanome tsirinaina i Aminah Hart reniny taona vitsivitsy taorian'ny nahaterahany.
Ny banky tsirinaina dia miantoka ny tsy fanononana anarana "anonymat". Na izany aza nefa dia nahazo mombamomba azy ihany ilay reniny ka nanomboka nanoratra taminy ilay lehilahy. Namaly ilay lehilahy. Rehefa nifankahita izy ireo dia nisy zavatra tsy nampoizin’izy roa nitranga💝🤭. Nifankatia izy ireo, ary dia nivady.
Ilay zaza notorontoronina tamin’ny alalan’ny fanelanelanana artifisialy nanjary niaraka tamin’ny ray aman-dreniny biolojika
Atypical Fr
Ho an'ny vehivavy bevohoka: zavatra 5 tsy tsara atao
Mitomany be loatra
Matory mitsilany
Mampiasa finday be loatra
Mihinana sakay
Matory tara
Ny mahatsara ny fisotroina rano
Déni de grossesse présenté par Dr Jimyy
23/04/2026
Mora @ olona ilay bevohoka sy miteraka🤔 Misy ilay addict @ fitondrana vohoka fa ity indray Zaza tsy ampy taona nampiterahan'i Chat.
Tao Ezpeleta, nihoatra ny tantara foronina ny zava-misy. Tsy nisy fanohanana sy tao anatin'ny tahotra: tovovavy iray niteraka an-tsokosoko rehefa nanaraka ny torolalan'ny ChatGPT. Niaraka tamin’ny olon-tiany izay mbola tsy ampy taona ihany koa, niatrika ny fanaintainan’ny fiterahana irery izy, finday teny an-tanany. Nivadika ny tantara rehefa nentin’ilay olon-tiany tany amin’ny fiantsonan’ny fiaran-dalamby ilay zaza, Dia mody nataony hoe zaza hita. Tatỳ aoriana, dia nanenina ilay tovolahy ary niaiky ny zava-drehetra.
14/02/2026
Naleo hendry tsy nisafidy glasy 😋
Click here to claim your Sponsored Listing.
