Lalah Massage
Ho Anao Mila fitsaboana amin'ny alalan'ny otra , reraka miasa sy ny rotoroto. Aza misalasala, afaka manantona Anao
12/10/2020
Massage relaxant ou Reflexo pour bien commencer cette semaine. N'hesitez pas a envoyer les messages pour fixer les RDV 🙂
Massage relaxant , a domicile.
Pour les RDV , je vous invite a me contacter en privé. A tres bientot
Koa satria efa misy ny fitaterana dia mahafaly ny milaza fa efa afaka mandray anao ihany koa aho.
Amin'ny alalan'ny otra izany, reraka , sempotra, tsy mahita tory sns..
aza misalasala ary mandefa hafatra miafina amin'ny fakana ny RDV e
Ndao hifanampy isika
Massage relaxant /Reflexo à domicile
Aza misalasala mandefa hafatra miafina ho an'ny RDV anao
05/08/2020
Hasaiko ianao hizara androany ,
na mafimafy aza ny ady hatrehina dia ho fenoina hafaliana hatrany
02/08/2020
Anisan'ny mampilamintsaina koa ny fijerevana ny masoandro mody .
Maka fitoniana tsara aloha ary mianatra miaina miadana ,
misintona rivotra miadana amin'ny orona ary mamoka izany aminny vava miadana
Massage relaxant
ilaina amin'izao vanim-potoana izao 🥰 🌹☺️
Somary vizambizana amin'izao confinement izao e? :(
Miasa saina mafy ? :o
Aza manahy fa eto aho hanampy anao ..
Aza misalasala manontany anaty hafatra miafina , hanambotra fotoana isika :)
massage relaxant
Miarahaba antsika rehetra,
Miparitaka ny valan'aretina ary tsy mifidy izy io na iza na iza.
Noho izany ré, aoka isika Samy hitandrina mafy
- mampiasa gel désinfectant
- manasà tanana amin'ny rano madio sy savony matetika
- mihinana voasary betsaka, citron, na sakafo misy Vitamine C
- Maka aina tsara, torimaso ampy tsara.
- manaova aro-tava hatrany, sasao rehefa Tonga ao an-trano
- Sahia miteny Ireny olona tsy mametraka aro-tava Ireny fa tompon'andraikitra ianao, izaho, isika
Samia miambina, aza adino ataovy lahalaharana Jesosy. Antsoy IZY hiaraka aminao foana. Mirary Soa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 15:00 |
| Tuesday | 09:00 - 15:00 |
| Wednesday | 09:00 - 15:00 |
| Thursday | 09:00 - 15:00 |
| Friday | 09:00 - 15:00 |
| Saturday | 09:00 - 12:00 |
