Afrodite

Afrodite

Share

Afrodite produit des huiles végétales 100% naturelles, extraite à froid pour préserver leur bienfaits

Photos from Afrodite's post 13/06/2026

💥 LIQUIDATION POUR CHANGEMENT DE PROJET 💥

TSY MISY TOY ITY INTSONY 👇

Huile de coco : 10 000 Ar ny 1 L

Huile de moutarde : 5000 Ar ny 100 ml

Beurre de cacao : 30 000 Ar ny 250 ml

Araraoty ary o 👇

03/06/2026

🌿 Salama daholo e ! 🌿

Andao isika hiresaka kely momba ny hoditra maina, indrindra rehefa hiditra vanipotoana ny Ririna ❄️

Fantatrareo ve fa misy karazana hoditra tena mora maina sy mora very hamandoana? Izany no mahatonga ny hoditra ho marokoroko, hisy fahatsapana misintona.

✨ Aza manahy anefa! Ny beurre de cacao dia manampy amin'ny fanomezana hamandoana sy fitazonana ny fahalefahan'ny hoditra, ka mahatonga azy hijanona ho malama .

💛 Azonao jifaina ato aminay izy ity.

🚚 Manao livraison manerana an'Antananarivo sy ny faritra (province) izahay

05/05/2026

Salama isika ato e ! 🥰

Ho antsika ilay sahirana amin'ity resaka porosité ity dia ity atao 👇

🔹 Porosité Fauble
Volo malama, mamirapiratra, saingy sarotra idiran’ny soins atao aminy
🔸 Porosité moyenne
Volo équilibré , mora karakaraina sy mora mitazona hamadoana
🔺 Porosité élevée
Volo maina, marefo, tsy mitazona hamadoana ary mora tapaka

Fantaro ary manomboka izao ny porosité an''ny volonao ! 👇

30/04/2026

😩🫣😢😭

27/04/2026

Hello les Mamans 🥰

Astuce kely.ho antsika anio 👇

https://www.facebook.com/share/r/1Hpntn4PNU/

23/04/2026

Arovy amin'ny masoandro ny oditrao 👌

Beurre de cacao dia azo atao tsara solona creme solaire 🥰

Manao livraison izahay : beurre de cacao dispo en format 250 Ml

Bonne journée 😍😘

21/04/2026

Rehefa bevoka 🤰 dia miseho daholo izao rehetra izao 🥺😅😏

Ary io volo io… tena anisany victime voalohany mihitsy 🥲

Mety hisy fitomboan’ny angadrano (pellicule), noho ny fiovan’ny hormones 😩

Fa aza manahy fa ity misy astuce kely ho anareo 👇

👉 Manaova bain d’huile de moutarde 🌿
Manampy hanadio ny loha ary mampihena tsikelikely ny angadrano 👌

Andramo fa tena mahita fiovana ianao 😉

📦 Mbola misy format 2 azo isafidianana :
• 50 ml
• 100 ml
Aza miandry ela fa voafetra ihany ny stock 😍

10/04/2026

💥 BEURRE DE CACAO + HUILE DE COCO 💥

MAMERINA IRENY TONGOTRA VAKIVAKY IRENY 😁

JEREO ANIE 👇

MBOLA DISPO NY BEURRE DE CACAO SY NY HUILE DE COCO

05/04/2026

Mirary p***a Sambatra ho antsika rehetra 😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo
101