Nails by Niy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nails by Niy, Health/Beauty, Antananarivo.
19/03/2025
Mbola mitohy foana ny promotion antsika ilay tia manao faux ongle satria dia 6000ar fotsiny miarakamin'izay modèle tinareo😉 raha misy strass na déco 3D vao + 1000ar arakaraka😘miandry anao ary
-pose vernis permanent 5000ar
-gaignage 15000ar
-extension gel 20.000ar
💌lieu firavahana fenoarivo
15/03/2025
manomboka androany ny promotion antsika ary tsy tapitra raha tsy 'ny androany😉
Manokana amin'izay aza fotoana mba hikarakarana hoan'ilay maniry anao faux ongle reny fa 1semaine be izao nge ry reto ehh😍fa azonareo atao ihany kou anefa ny manao service hafa ann😉
-Pédicure et manucure
-pose vernis permanent 5000ar
-pose faux ongle 6000ar(promotion)
- gaignage 15000ar
-extension gel 20.000 par
-dépose 3000ar
Raha misy déco strass na 3D de +2000ar
💌lieu firavahana fenoarivo
Afaka miresaka anaty mp koa
15/01/2025
Tsy ny tanana ihany no karakarana fa ny tongotra kou nge afaka omena endrika tsara kely😊tongava ary manao pédicure fa tena ho hitanao fa mahazo aina sy miova ilay tongotra🥰mbola afaka manao service maro ato aminay kou anefa ianao ann😉
-manucure
-pédicure
-pose vernis permanent
-pose faux ongle
-gaignage
-extension gel
💌lieu firavahana fenoarivo
12/01/2025
Tongava fa atao tsara kely foana😊
09/01/2025
Mbola mitohy foana ny promotion antsika fa tongava ehh😘 mazoto mikarakara ry reto ann😊
Manicure
Pedicure
Pose vernis permanent
Pose faux ongle avec vernis permanent
Gaignage
Extension gel
Afaka manao an'ireo daholo ianareo satry tena mora nge eh 😉
💌lieu firavahana fenoarivo
Manao a domicile kou ann❤
07/01/2025
Misaotra anareo tonga sy natoky hatrany😘mbola mitohy foana ny fikarakarana fa tsy misy miala eh ann😉 ho asintsika promotion manomboka androany hatramin'ny 10janvier ann😊
Tongava de ento ny modèle ary ehh
💌lieu firavahana fenoarivo
Manao a domicile kou ann
04/01/2025
😍😍
Tsotra nefa tsarà kou anie zao ehh 😉fa afaka mitondra model izay tiana koa anefa ann😊 mba atao manjamanja ny tanana entina hiarabana ny taom-vaovao ehh 😊
💌lieu firavahana fenoarivo
Click here to claim your Sponsored Listing.
