Ar't Mode stylée
👗👚🧥👚👗
11/05/2026
🥰Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany🫶🙏 no hanolorako ny asan' ny tanako ho anareo 😘
Eto dia misaotra sady mankasitraka amin' ny fahatokisana 🫶 😘 dia afaka mandray commande rehetra izahay🥰❤️
Harao hatrany ny page fa mbola maro ny hoavy ah🥰
Aza tara ary ohh🥰😘
05/05/2026
🥰Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany🫶🙏 no hanolorako ny asan' ny tanako ho anareo 😘
Eto dia misaotra sady mankasitraka amin' ny fahatokisana 🫶 😘 dia afaka mandray commande rehetra izahay🥰❤️
Aza tara ary ohh🥰😘
16/03/2026
Coucouuu daholo 🥰
Izao indray ny création antsika vaovao ahh😍 tena hoe Wouaw bee👌😙
Alefaso aingana ary ny commendes eeh💞🥰
Bisous bisous 😙
27/09/2025
Salut les manja🥰
Efa ela2 tsika tsy nitafa 🤭 hoavy amizay ary ny arrivage manaraka eh ❤️ harao hatrany ary ny pejy tsika!!🥰
bisous à vous 😘💕💕
Coucou les manja🥰🥰 tena ialana tsiny be dia🙏🙏 be fa tratrany ts fahasalamana tampoka dia ahemotra kely fa tenenina eo ihany😘🥰
Bisouus de bonne nuit daholo 😘😘
06/08/2025
Salut les manjaa🥰
Rahariva indray ary ny fotona antsika tohin' ilay live ensemble velours😘 asao ary ny namana ijery fa arrivage tsara be daholo, ❤️
Rahariva amin' ny 20h 30mn zany ny fotona antsika🥰🥰
Fanamarihana kely ah any compte Ihary Art'soa ny live no atao tsika 💕
Bisous les manjaa 🥰😘😘
03/08/2025
Salut les manja 😘
Aza adino ary ny live tsika androany atoandro amin ny 14h 30mn ah🥰 misy model maro isankarazany ☺️
Sady misy surpriseee tsara kely ho resahanay anareo ❤️
Création vaovao be izy ireo ah izay vokarin' i Manja' Art Soa Beauty ihany 🥰 ( zany oe izahay ihany no manjaitra sy manao création ilay modèl😍🥰)
Aza tara ary ohh💕
12/06/2025
Mba hanamarinana ny toerana misy anay atoManja' Art Soa Beauty dia io ny repéré misy anay eto apintan ' ny mada phone ambony rihana 1er etage 🤩
Ra mila fanazavana fanampiny dia afka. Miantso ny laharana : 0381449474
Misaotra anareo mialoha ho an izay tonga sy izay mbola ho avy 😘😘
12/06/2025
Salama daholo tompoko🥰
Izahay atManja' Art Soa Beauty dia manao promotion B noho izao akatoka ny hasaramanitra izao🎆🎆🎇
Manomboka rapitso zoma 13-14-15❤️😘
-brushing+ finition steam pod : 8000ar
- coupes femmes style :5000ar
-soin manicure + pause vernis: 8000ar
- soin piedicure+pause vernis: 10000ar
- coloration avec soin a partir de35000ar à50000ar
- pause fausse ongle + vernis permanent
8000ar
- curly : 25000ar
- make up : 15000ar
Manasa anareo ho tonga maro ❤️
Ny toerana misy anay dia eto @ mascar ampitan' ny mada phone 1 er étage aza tara ahn!!!🤩🤩😘😘😘
Contact :038 14 494 74❤️
14/04/2025
🫶🫶🫶❤️
18/01/2025
Faly miarahaba antsika tratry ny taona 2025🍾❤️
Tsy mitsahatra manome fahafam - po ho anareo 😘😊ny ManManja' Art Soa BeautyManja' Art Soa BeautytManja' Art Soa BeautyaManja' Art Soa BeautyaManja' Art Soa Beauty
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
