Confection en gros
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Confection en gros, Health/Beauty, Antananarivo.
22/12/2025
Robe kely débardeur io sady mety atao amboniny Ankanjo ihany koa 🙏🙏
4000 ar /1
mp fa vitsy kely disponibles
Entana farany Zay haka azy tsara bé daholo
short kely 80 pièce 300 ar 1
18/12/2025
Disponible Zay haka 🙏
short kely 200 ISA
pataloha 25 pièce 😍
21/11/2025
Disponible de suite Zao
silipo : 300 ISA
short : 400 ISA
mp Zay haka aingana 👌
👉1 paquet =10 pièce (1800ar) silipo ,(3500Ar) short
20/11/2025
⛔Mila entana mora sy tsara ve ianareo amidy amizao fety zao 👉 ato aminy confection en gros ihany misy anizany 💥
👉Na mbola hivarotra na hividy ho any zanakareo Dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na mp
👉 Prix de gros daholo sady mora be satria :
🥰Silipo kely : 180 Ar
🥰Short kely: 350 Ar
🥰Pataloha kely :600 Ar
👍Antonona Zaza manomboka 0 mois a 3 ans
Afaka Manao commande na firy na firy
🔥Manao livraison,mandefa aminy faritra rehetra n'aiza n'aiza misy anao 😏
☎️Contact : 0345031926
Click here to claim your Sponsored Listing.
