Magie des boucles by Fens
Fenosoa Razanakiniaina
On était censé réclamer nos droits fondamentaux mais non pas vandaliser les entreprises existantes 💔
Souvenez-vous, il faut toujours réfléchir avant d’agir, vos actions d’aujourd’hui peuvent affecter votre vie à l’avenir, pensez-y😌
Bon courage à tous!! N’oubliez pas de prier et faites attention à vous!!!🤍
19/08/2025
Juste parce que j’ai besoin de vacances 😭🏝️
Et vous???🥹
Êtes-vous en vacances maintenant ou occupé et dans le besoin comme moi😔
18/08/2025
Hello🥰
Bon début de semaine 😘❤️
(Mon petit chat derrière-là aussi vous fait coucou🤭😹)
27/07/2025
Et si on changeait un peu de tête ?😍
Aiza koa dia hoe curly lalandava 🤭
Fa tsy atao matetika zao anh!!
Est-ce joli?🫣
12/07/2025
Bonne fin de semaine 💋🫶🏽
Hisy zava-baovao atsy ho atsy🥰 (surprise😝fa izay mahay azy omentsika réduction kely😘)
Invitéo hatrany ny namana tsy hi-rate an’izany🥹
Coucou daholo 😘 Inty ary ilay niandrasana 😍❤️ Mijere finaritra ary😘 Dia bon week-ends daholo🥰 Invitéo hatrany ny namana 🥰
20/06/2025
Coucou les ami(e)s🥰
Tena efa ela loatra kosa tsika zay tsy nisy vidéo eh?🥲
Betsaka ihany ireo niandry retour an’ilay brosse tamin’ny story iny fa noho ilay fotoana teritery dia tsy nety vita ny vidéo😭
Fa ao fa avokantsika amin’ity week-end ty anh😘
Jereo sahady ary aloha ny résultat antsika eh🥹😍
Tena hoe Waouh🥹😍
Niforitra loatra ndray ilay volo😂🥲
Zay ary aloha fa bon week-end daholo dia tahin’ny Tompo daholo oh🥰 Bisous😘
07/05/2025
Coucou mes chéries 🥰
Nareo koa ve hoatranah? Rehefa bouclés milay be ilay volo dia tena tsy tiana ho bangona mihitsy 😭
Mankarary fo be ilay hoe vita tsara ilay boucles dia tsy mba haharitra andro maromaro eh?😂
Dia aveo lasa mitady bango isan-karazana mba tsy hibangona an’ilay volo iray manontolo😂
Hihiiii ny ahy zao ito efa nanomboka samedi jusque zao😁
Mbola mahafatifaty kely foana eh?😝😍
Zay fa passez une bonne nuit dia oroka mamy daholo😘❤️
N’oubliez pas d’inviter vos amis à s’abonner 🥰
27/04/2025
J’aime bien juste😍😂
Bon dimanche 😘💕
On aime🥹😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
