M.K Bika Soa

M.K Bika Soa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M.K Bika Soa, Health/Beauty, boutique santé, Antananarivo.

🚨fivarotana proteine sy Vitamine tena mandaitra,azo antoka tsara💪
indrindra raha ho an'ireo mpanao fanatanjaha-tena🏋️‍♂️
📢ahitana vokatra tsara
manasa anao hiditra MP mivantana🥰
📠0385381282
📞0336787781

02/08/2025

🔴 SIROP MAPANGEZA - 10.000Ar fotsiny! 🔥
Misy vitamines, minerals, calcium, magnesium, fer (ra), sy protéine ho an'ny:
✅ Zaza sy olon-dehibe
✅ Fanaintainan'ny hozatra sy havokavoka
✅ Fitohanana, havizanana, tsy fahazotoan-komana
✅ Fanarenana vatana aorian'ny aretina
✅ Fanampin-tsakafo ho an’ny ankizy sy mpanao sport

📦 Misy karazany 5:
🔹 Magnesium Plus
🔹 Proto Sport
🔹 Calci Mag
🔹 Alvita Multivitamines
🔹 B-Cozyme Alavite

💥 Vidiny tokana: 10.000 Ar isaky ny tavoahangy!
🚚 Manao livraison eto Antananarivo

📞 Antsoy ny 038 538 1282

⏳ Aza tara! Tonga dia miantsoa fa mora, mahomby, ary manampy tena be!

28/06/2025

🤝Mamarana fa efa kely sisa🤝
🚨SIROP PROTÉINES
🚨CALCIUM
🚨VITAMINE
🚨MAGNÉSIUM
🚨@ VIDINY 12000AR FOTSINY DEFA EN FORME

11/05/2025

🥰salut daoly🥰
💥Vaovao be ho anao Ny protéines ERIC FAVRE Nefa efa fanta-Daza ny ERIC FAVRE💥
🇲🇫Izay vita Frantsay🇲🇫
🥛Izay ahitana fifangaroan-javatra tena mahanofosana no mampatanjaka no mampahazo hery🥛
Hoanao izay mpanao fanatanjaha-tena
⚽Foot
🏈 Rugby
🎖️ Athlétisme
🥋 Karaté/Judo
🚴 Course
🏃Cross
🏊 Nageur
🏋️Indrindra ianao mpibata Fonja By
🥰Hoan'izay mbola tsy voa tanisa rehetra 🥰
🫵Manasa anao haka hery fiarovana, sandry,hozatra,lanja🫵
🤝Manjifa amin'ny fatra ilainao Izahay Eny fa na dia 250g aza amin'ny vidiny mirary😊

11/05/2025

🚨EFA ELA IANAO NO NISAHIRANA NITADY ILAY TENA IZY FA TOA LANY VOLA FOTSINY KA ITY NY VAHAOLANA HOANAO
🤝
💪 Ampitomboy ny fahombiazanao miaraka amin'ny Protein ERIC FAVRE MASSE GAINER
!
💪 Mitady hampitombo ny hozatra na hanatsara ny fahasitrananao aorian'ny kotrana ataonao ianao?
Ny proteinina ERIC FAVRE dia natao ho anao! ✅ Nahoana no mifidy Eric Favre Protein?
kalitao avo lenta: proteinina Premium ho an'ny vokatra hita maso.
Famerenana Aiana haingana: Manamboatra sy manangana ny hozatrao aorian'ny fanatanjahan-tena 🏋️.
Tsy misy siramamy fanampiny: mety tsara ho an'ireo izay tia mihinana sakafo ara-pahasalamana.
Na koa ianao tsy mikotrana fa te haka nofo fotsiny📦

🚨MANJIFA ANTSINJARANY MANOMBOKA
@ 250g; 500g Hatraminy 1 kg ary koa ny cassité 7Kg @ vidiny mirary tompoko 🥰
Misy tsirony: sôkôla
📦 Livraison haingana ho an'ny commande

09/05/2025

Tsara ho fantatra tompoko fa mampiova ny fahasalamana sy ny hery ananana ny sirop
👉 mampahazo aina amin'ny fivoarany sandry hahazo lanja
👉Miarao fisiany tosi-drá na midina na miakatra
👉Miaro ho fatigue générale ...😊
👉Mapazoto homana 😊
🔰Mahanofosana mazava hoazy🤝
@ vidiny 12000ar ny iray 200Ml🥰🥰

04/05/2025

🚨NY SIROP IZAY ASEHO ANAO ETO DIA TENA ZAVATRA EFA FATA-DAZA NY AMIN'NY RESAKA VITAMINE, CALCIUM, MAGNÉSIUM,FER,🚨
FENO TSY TAMBO ISAINA KA MANASA ANAO HIKARAKARA VATANA FA SAO IO IHANY NO NIADRASANY HATRAMIN'IZAY 🏋️
NA LAHY NA VEVAVY 🚨
🥰EFA IO NY VIDINY MORA MANALA NY HAKAMOANA HIKOTRANA IHANY KOA NY SIROP VITAMINE 🥰🥰

02/05/2025

🚨EFA ELA IANAO NO NISAHIRANA NITADY ILAY TENA IZY FA TOA LANY VOLA FOTSINY KA ITY NY VAHAOLANA HOANAO
🤝
💪 Ampitomboy ny fahombiazanao miaraka amin'ny Protein ERIC FAVRE MASSE GAINER
!
💪 Mitady hampitombo ny hozatra na hanatsara ny fahasitrananao aorian'ny kotrana ataonao ianao?
Ny proteinina ERIC FAVRE dia natao ho anao! ✅ Nahoana no mifidy Eric Favre Protein?
kalitao avo lenta: proteinina Premium ho an'ny vokatra hita maso.
Famerenana Aiana haingana: Manamboatra sy manangana ny hozatrao aorian'ny fanatanjahan-tena 🏋️.
Tsy misy siramamy fanampiny: mety tsara ho an'ireo izay tia mihinana sakafo ara-pahasalamana.
Na koa ianao tsy mikotrana fa te haka nofo fotsiny📦

🚨MANJIFA ANTSINJARANY MANOMBOKA
@ 250g; 500g Hatraminy 1 kg @ vidiny mirary tompoko 🥰
Misy tsirony: sôkôla
📦 Livraison haingana ho an'ny commande

30/04/2025

🥰Tsy manao zavatra manafabaraka izahay tompoko fa ny preuve de ny tenanay izao 🥰

manasa anao hiditra MP mivantana raha te mampitombo sandry 💪🥛

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Boutique Santé
Antananarivo