By Nah Cosmetics
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By Nah Cosmetics, Health/Beauty, Alasora, Antananarivo.
🌿 Produits capillaires 100% naturels
✨ Repousse rapide • Anti chute • Hydratation
💖 Cheveux longs, forts et en bonne santé
📍 Alasora - Antananarivo
📞 038 20 929 570 / 037 26 365 46
🚚 Livraison disponible
14/06/2026
Mamy anie izany eh 🥰♥️
Ho zaraiko aminareo ny vokatra azon'ity namatsika izay ity 🤗
- niongotra ny volony ary mia- manify
- te hameriny ny volony ho naturel ihany koa izy
Misaotra hatrany nahatoky ny astuce nomen'i By Nah Cosmetics 🤞🏻❤️
Ho anireo manana olan'ny volo, alefaso ao amin'ny commentaire indray ary dia omenay ny astuce mifanaraka amin'izany 🤞🏻❤️
Disponible ny shampooing repousse ho an'izay te hampiasa ❤️
✅Prix : 7000Ar/ 1L
🚛 Livraison Tana et Province
Aza adino, manana produit hitsaboana ny volonao ihany koa izahay😁🤗♥️
14/06/2026
🥰Ity ndray ary ny astuce ho atsika eh🥰
Astuces Kely : hoan-tsika Izay manana volo Mihongotra, mihintsana,tsy mety lava, manify,..
Tsihitafototra+ tongolo gasy
--arakararakin'ny hateviny sy ny havan'ny volo ny quantité ilaina ,Mila atao mando lay volo
🍀 Miaraka Totoina ny TSIHITAFOTOTRA sy tongolo gasy tsy hasiana rano an, de tsihifina ny ranony hosorana ny hodi-doha sy ny volo manontolo
Temps de pause 1 h de sasana amin'ny shampoing mahazatra anao🥰
Aza adino ny mi'abonné ny page an, 🥰
14/06/2026
Raha vakivaky sy tsy mety lava ny volonao,
Ireto misy astuce naturelle afaka manampy azy :
1. Sakafo Ho An’ny Volo Matanjaka
✅ Mihinana sakafo be protéines sy fer : atody, voanjo, trondro, épinard
✅ Misotro rano betsaka mba tsy ho maina ny volo
✅ Mampiasa levure de bière (capsules na levure amin’ny yaourt) mba hampiroborobo ny fitomboan’ny volo
2. Soins Naturels Ho An’ny Volo Rava
🔹 Masque manarina ny volo vakivaky
✅ Jaune d’œuf + huile d’olive + miel
Afangaro 1 jaune d’œuf, 2 sotro huile d’olive, ary 1 sotro miel
Ahosotra amin’ny volo, indrindra amin’ny tendrony
Avela 30 minitra, dia sasana amin’ny shampooing tsy misy sulfate
✅ Avocat + huile de coco
Afangaro ½ avocat voatoto sy 2 sotro huile de coco
Avela amin’ny volo 30 minitra alohan’ny fanasana
Mampihavana sy manamafy ny volo
3. Fadio Ireto Mety Manimba Ny Volo
❌ Manasa volo matetika (2-3 isan-kerinandro ihany) ❌ Mampiasa sèche-cheveux na lisseur matetika ❌ Mampiasa shampooing misy sulfates sy parabènes ❌ Mandrara na mikiky volo be loatra
4. Manampy Ny Fitomboan’ny Volo
✅ Huile de ricin + huile de coco
Afangaro mitovy ary atao amin’ny hodi-doha amin’ny massage mandritra ny 5 minitra
Avela 1 ora dia sasana
Manampy ny fitomboan’ny volo haingana
✅ Aloe Vera
Apetaka amin’ny hodi-doha sy volo, avela 30 minitra
Sasana amin’ny rano mangatsiaka
✅ Eau de riz (rano vary)
Sasana amin’ny rano vary voakotrokotroka ny volo, avela 10-15 minitra, dia sasana amin’ny rano
Manamafy sy mampitombo haingana ny volo
5. Manapaka Ny Tendron’ny Volo (Trimming)
Tapahina kely isam-bolana ny tendron’ny volo vakivaky mba tsy ho lasa rava hatrany ambony
Tsy ilaina manapaka betsaka, fa kely fotsiny (1 cm isaky ny 2 volana)
Aza adino ny mi'abonné ny page 🥰❤️
11/06/2026
💧 G.L.Y.C.É.R.I.N.E V.É.G.É.T.A.L.E 💧
Vokatra tsara hananan-tsika amin'izao ririnina efa miditra izao🥰✅
❣️ Tarehy sy vatana :
🧖🏾♀️Manamandina ny oditra
✊🏾Manala vakivaky amin'ny tongotra
👉 Misy fatra tsara arahi'a rehefa mampiasa azy, Ohatra : Glycérine 2 goutte + Rano/Menaka/Citron... 1 CàS
❣️ Volo :
💧 Manome hamandoana ny volo
✨ Mampalefaka sy mampamirapiratra
🌿 Manampy amin’ny fitomboana (tsy mora tapaka)
🛡️ Miaro amin’ny fahamainana sy frizz
👉 Tsara ho fantatra:Tsy ampiasaina irery irery izy, afangaro amin’ny rano na huile.
💙 Ny glycérine végétale dia manamandina, manalefaka, miaro ny hoditra sy ny volo. Izy no agent hydratant sy humectant indrindra miaraka amin'ny tantely. Ary amin'izao ririnina izao dia tena ilaina be izy satria ny hatsiaka, ny rivotra, ny loto, ny masoandro, izy 4 mitambatra dia tena manimba hoditra sy volo.
✅ Glycérine végétale : 6 000ar/100ml
☎️0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison manerana ny Nosy 🇲🇬
09/06/2026
Ny Coconut oil dia tena tsara ho an’ny volo sy hoditra 😊
🌿 Ho an’ny volo :
mampalefaka azy
mampihena casse sy fahamainana
manome brillance naturel
manampy amin’ny fitomboan’ny volo rehefa atao massage amin’ny cuir chevelu
✨ Ho an’ny hoditra :
manalefaka hoditra maina
mitazona hydratation
tsara amin’ny kiho, lohalika, sy tongotra vakivaky
💡 Prix : 10 000Ar/ 100Ml
☎️0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison Tana et province
08/06/2026
🌿HUILE REPOUSSE 🌿
Tsy adino mihintsy ny mihosotra azy ity rehefa mangatsika toy izao ny andro🩷
Miaro ny volotsika tsy ho vakivaky sy tsy ho tapatapaka ary indrindra MANALAVA VOLO HAINGANA 🌼
✅ Prix : 10 000Ar
📩 Disponible de suite - Commande en mp
☎️0382092957 - 0372636547
🛵Livraison partout à Madagascar
07/06/2026
INONA NY ANTONY TENA AMPIASAINA NY CRÈME COIFFANTE‼️
Ny crème coiffante dia manampy betsaka amin'ny fikarakarana sy fandaminana ny volo:
✨ Mampalefaka sy mampahazo aina ny volo
✨ Manampy hamandoana ka mampihena ny fahamainana
✨ Manamora ny fibangoana sy ny fanaovana coiffure
✨ Mampihena ny frisottis
✨ Manome famirapiratana sy endrika voajanahary ny volo
✨ Manampy hiaro ny volo amin'ny rivotra sy ny hafanana sasantsasany ary ny hatsiaka
💡 Tsara indrindra ny mampiasa azy amin'ny volo madio sy somary mando mba hahazoana vokatra tsara kokoa.🌼
Disponible ny ho an'izay hanao commande 🥰💛
✅Prix : 7000Ar
☎️ 0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison partout à Madagascar
04/06/2026
✨ Crème Coiffante Mitsiry✨
Crème natao hanampy anao handamina volo tsotra sy haingana isan’andro 💁🏽♀️
✔️ Mampalefaka ny volo
✔️ Manala ny frizz (volo misavoritaka)
✔️ Mitsabo ny volo simban'ny appareil chauffante
✔️ Mampamandina ny volo
✔️ Manatevina ny volo
👉 Asio kely amin’ny volo maina na somary mandomando, dia alamina araka izay tianao 🌿
📩 Commande en MP 📲
☎️ 0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison Tana et Province
02/06/2026
❌Bedebe ianareo no manotany hoe otrany ahiana ilay Tsitafototra ary otrany ahoana ny fampiasana azy❌
🌿Ity misy astuce Kely ho anao Zay mañana olana Amin volo reny🌿
🥰Ny Ravina tsitafototra : ny fomba fampiasana azy ampagontrahana Ary avela mangatsika ny rano de anasana loha atao indroa na intelo isankerinandro 💗
💛Traitement mandritran'ny iray volana de hitanao fa lasa lava no tsy tapatapaka be intsony ny volonao💛
Raha tsy mahavita manao izay ianao dia manana Shampoing repousse vita amin'ny ROMARIN sy TSITAFOTOTRA izahay, mahasolo tanteraka io traitement io🥰🌿
✅Prix : 7000Ar ny 1 litre
☎️Contact : 0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison Tana et Province
01/06/2026
Miverina prix Normal amzay tsika ry Malala ah 🥰🩷 🌿
🩷 GAMME REPOUSSE BY NAH COSMETICS 🩷
Efa fantatrareo ve ny lazan'izany Romarin sy Tsitafototra izany🌿 zavamisy manana hery manonkana mampalava volo sy mitsabo ny volo simban'ny appareil chauffante 😁🤗
Vita avy amin'izany ireo produit Repousse an'i By Nah Cosmetics ireo🥰🩷
✅Prix : 30 000Ar
☎️ 0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison Tana et Province
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
103
