Mandina Beauté
Vente de produits naturels
+261347553829
Miharahaba an’i Elinony Raherivelo
Landyà Rakotonirina Tanyah Typhanie Guerianah
Miverina ny tirage au sort raha misy tsy nanaraka fepetra ny 1 na ny 2 na nareo 3 vavy 😌 soloina olona hafa
Lasan’i Miandry Cyriah anjarany Tanyah
Mandefa hafatra miafina daholo ary ❤️😌
25/05/2026
🥰Excellente Pentecôte à vous 🥰
Andao isika ilalao kely aloha eh! Atao ntsika Cadeau fêtes des mères ❤️🔥 maman 3 no mahazo loka(raha Mbola tsy reny izy nefa voasarika dia lasany foana ny loka)
Ity jeu ity ==>>>
✅Dia natokana hoan’ireo izay efa nanjifa ny vokatra tato aminay ihany
✅Alefaso eo amin’ny commentaire ny retour nao na narary na tsy narary na nanao ahoana na ahoana fa mety foana 😌
✅mahazo cire épilatoire 230ml + 25 bandes +1 spatule +pré-épilatoire ny voalohany
✅mahazo cire épilatoire 230ml + 25 bandes+ spatule ny anaky 2
Partager na en mode public ity publication ity
Mentionner ho namanao mba hanjifa cire ato @ Mandina Beauté 🫶
‼️Fin du jeu samedi 30 mai 2026 (midi)‼️
22/05/2026
Anjaranareo no misafidy fa Samy 27.000ar daholo ireo,préciser na tsara hoe cire chaude na froide rehefa mandefa commande 💌
📍Cire 250ml + savon gommage+ 30 bandes+ 1 spatule et mode d’emploi
📍Cire 250ml + pré-épilatoire + 30 bandes+ 1 spatule et mode d’emploi
📍Cire 250ml + huile apaisante + 30 bandes+ 1 spatule et mode d’emploi
Livraison manerana an’i Madagascar 🇲🇬 🚚
📌lieu de récupéreration Ambatofotsy sabotsy namehana
Inona Maha Samy hafa Ny cire froide sy cire chaude ⁉️⁉️
Alefa 1 andro mialoha ny commande vao validé
N’hésitez pas à passer vos commandes merci 🙏☺️
Un simple achat peut faire toute une différence
Passez vos commandes!!!
Cire épilatoire 250ml + huile apaisante 30ml
Le Duo indispensable pour une peau douce et confortable 👌👌
Le combo à 27.000ar avec 30 bandes + 1 spatule et mode d’emploi
Lieu de récupération Ambatofotsy sabotsy namehana
Manao livraison 🚚 manerana an’i Madagascar 🇲🇬
23/04/2026
❌Gamme complète 50.000ar en rupture ❌
(afaka Tonga dia raisina ny commande fa @ erinandro dia efa Maina indray ny Savon gommage)
Ny gamme simple 35.000ar 37.000ar 40.000ar Mbola misy disponible marobe
Miverina ilay prix 15.000ar 230ml
Misy foana koa ny 17.000ar 250ml
sy 20.000ar 275ml
Gamme simple
35.000ar 37.000ar 40.000ar
Gamme complète 50.000ar
Préciser na tsara ny commande hoe chaude na froide
Alefa mp ny commande miaraka @ contact sy lieu de livraison 🚚 fa tsy eny @ commentaire
Lieu de récupération Ambatofotsy sabotsy namehana
Manao livraison manerana an’i Madagascar 🇲🇬
Click here to claim your Sponsored Listing.
