O'Kaz Mode

O'Kaz Mode

Share

Natiora anatinay ny manome entana Volamena ho an'se🥰🥰
Tian'ise ,Anjaran'ise♥️♥️
Tsara nefa mora👌👌

Photos from O'Kaz Mode's post 25/08/2025

Parfum authentique isan-karazany 😊😊
10000Ariary ny 15 ml
Raha mividy mihoatra ny 2 dia aterinay gratuit ,raha centre ville 🥰🥰🌼🌼

14/08/2025

Raha manana olana amin'ny hoditra ianao toy ny :
👉👉👉Mangidihidy vokatry ny allergie
👉👉👉Psoriasis
👉👉👉 Acné
👉👉👉Plaque rouge
👉👉👉Tâche rouge ou blanche vokatry ny masoandro rehefa avy nanao vacance

👌👌🌼🌼🤗🤗Manana solution efficace izahay amin'ny vidiny mirary ,testé dermatologiquement.
Crème triple Action T5 no vahaolana akaiky Sady vetivety no mora ampiasaina ☺️☺️
Prix 12.000ariary, livraison gratuite raha eto Tana ville .

Photos from O'Kaz Mode's post 08/08/2025

Salama maraina eee,
Efa tonga ihany koa ny crème à base de lait de chèvre ato aminay oooo
Ho antsika te nikarakara vatana ,tarehy ,efa haintsika ny lazan'izany à base de lait de chèvre izany
Prix mora foana ny anay an

Photos from O'Kaz Mode's post 05/08/2025

Manana ihany koa izahay ilay détergent vaovao 🌼🌼🌼misy hanitra floral tena tsara fofona.
Afaka hanasana lamba ,na ho antsika mpanasa lamba na ireo mampiasa machine à laver🤗🤗
Kely fotsiny Dia mahavita bé an 👌
Afaka hanasana fiara ihany koa ho antsika mpanao lavage 🚓🚓🚗🛻🚐🚌
Afaka hanasana trano 🏠🏠
Mandefa en gros sy en détail foana an ☺️☺️
Vidiny mirary : 7000ariary monja

Photos from O'Kaz Mode's post 05/08/2025

Salama r'ise a😊
Efa Tonga ny produits nafaranay ho fanampiana antsika rehetra hikolokoloina ny vatantsika indrindra anatin'izao ririnina izao🥰🥰🥰
👉👉Gamme complet lotion corporelle et visage NAOMI 👌natao ho antsika rehetra ,tsy mifidy hoditra , manala ny makîna ,vakivaky ,maimaina amin'ny hoditra ,manalefaka ny hoditra,ary indrindra mikolokolo azy hanana hoditra malama sy manafotsy 🤩 indrindra isika manao vacances lasa any amin'ny tany mafana ka tratry ny masoandro ny hoditra🌞🌞🌞
👉👉👉Crème triple Action T5 izay sady anti-inflammatoire no anti-bacterien👌👌testé dermatologiquement , assuré mety amin'ny hoditra rehetra.
Ary satria izao no ifampizarantsika voalohany Dia omenay prix cadeau se😊🥰
Prix gamme complète NAOMI :50.000Ariary

Prix crème triple action T5 : 15.000ariary

Mandefa amin'ny faritra ihany koa an🤗🤗En gros ou en détail 👌👌
Manao livraison izahay ☺️☺️☺️ary ataonay gratuit ny livraison Tana amin'ity volana ity koa araraoty ary🤗🤗🤗

05/08/2025

Bonne journée daholo isika rehetra 🥰🥰🥰❤️

30/07/2025
14/07/2025

🥰😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo