Glow - By Emi

Glow - By Emi

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Glow - By Emi, Health/Beauty, Imerinafovoany Talatamaty, Antananarivo.

Photos from Glow - By Emi's post 02/12/2025

Gamme à base poudre de riz sy poudre baobab🥰
😱Masque 40g, Savon, Crème du jour 10ml, Crème de nuit 10ml. 30.000ar IZY rehetra😱

Ireto ny tombo-tsoa tena tsara azo avy amin’ny poudre de riz sy poudre de baobab:

🌾 POUDRE DE RIZ – Tombontsoa

1. Mampikatona sy manadio pores
Misintona sebum be loatra
Manome “peau lisse”.

2. Manalefaka taches & cicatrices
Misy acide para-aminobenzoïque kely, mahatonga azy manampy amin’ny “éclaircissement doux”.
Mampihena tache noire, boutons sisa tavela.

3. Anti-âge naturel
Mampihena ridges kely.
Manamafy lamosin’ny hoditra.

4. Anti-inflammatoire
Mampitony peau sensible sy irritée.
Mety ho an’ny acnés sy rougeurs.

👉 Amin'ny Gamme hafa:

Savon
Manadio tsara nefa tsy mankarary.
Manome hazavana hoditra, mitovy loko.
Masque (poudre + yaourt)
Manamafy, manadio pores, manala taches.
Mampihena inflammation rehefa misy boutons.

Crème solaire
Manampy amin’ny texture mat, tsy hamoa sebum.
Manampy amin’ny fiarovana masoandro.
Double protection : anti-tâche + protection solaire

Crème de nuit
Miasa mandritra ny alina hanalefahana taches sy hanomezana peau douce.

🌳 POUDRE DE BAOBAB – Tombontsoa
1. Riche en vitamine C (be lavitra noho ny orange)
→ Manala taches sy hyperpigmentation
→ Manome hazavana naturel
→ Mampiroborobo ny collagen.

2. Antioxydant très puissant
Miaro amin’ny fahanterana (anti-âge).
Miaro amin’ny pollution.

3. Hydratant sy régénérant
Manampy hamerenana “barrière cutanée”.
Mety ho an’ny peaux sèches, irritées, atopiques.

4. Anti-inflammatoire
Mampitony boutons, eczéma, rougeurs.

5. Exfoliant doux
Manadio cellule morte raha ampiasaina amin’ny savon na masque.

🌺 Ahoana no fandraisany anjara amin'ny GAMME rehetra ?

🧼 1. Savon (lightening + hydratant + anti-âge)

Poudre de riz :
Manadio tsara, manamafy pores, manalefaka taches.

Poudre de baobab :
Manome hydration
Anti-âge & anti-inflammatoire

👉 Combo tsara: peau lisse + éclat + nettoyant doux.

👉 Masque complet: tache + glow + anti-boutons + anti-âge.

Raha izao ianao no manomboka mampiasa azy Dia efa tena ho tsara ny tarehinao Tonga ny fety

100% naturel 🥰🥰

Photos from Glow - By Emi's post 02/07/2025

Ity no secret anay mampangirana volo bé😱
🌺 Shampooing à base Moringa/ à base Hibiscus🌺
500ml 20.000ar fotsiny
-Tena dark be izy
- Kely fotsiny ampiasaina Dia Efa ampy
- Mandroatra bé
- Manalefaka volo bé

À base Moringa :
- Hoan'ny te hahazo repousse haingana

À base Hibiscus : Hoan'ny volo Mila réparateur. Volo simba hovelomina indray hahazo ainã tsara

Afangaro Ilay masque bótox ireo izy tena aoka fotsiny 😱

500ml io an mahavita tena élabe vao lany
20.000ar aloha izy hatreto PRIX de lancement

Imerinafovoany Talatamaty
0341930219

Vita amin'ny akora natoraly avokoa
"Éclat Naturel, Beauté Authentique"

Photos from Glow - By Emi's post 02/07/2025

Masque Sady leavin
2 en 1

🥰Masque : Kobanina rehefa avy Alona Ary afaka sintomina n'y volo
- Manamafy volo Somary malemy izy
- Mampangirana volo be mihitsy
- Manana singa mampitsahatra mihongotra ihany koa izy
- Mampaniry volo

🥰Leavin : Tsy kobabina fa manao méthode hazahoana curly
- Activateur Sady Fixateur boucle tena mitana be izy
- Mampamandina ny volo na tsy Misy gel aza
- Mampaniry volo
- Mety tsara hoan'ny manao retour au naturel

200ml
15.000ar

Talatamaty Imerinafovoany
0341930219

Vita avy amin'ny akora natoraly avokoa
"Éclat Naturel Beauté Authentique"

Photos from Glow - By Emi's post 01/07/2025

Crème Visage à base : Riz / Baobab
5.000ar 10ml

🚫A base du riz :
- Manadio tarehy
- Mahatonga ny tarehy mandina sy Salama
- Manala tâche
- Manadio Panda Ary tsy miverina intsony
- Manakatona mason-koditra
Efa maro Mampiasa izy ity ato amin'ny salon anay Ary tena nahita vokatra tsara daholo.
- mahay tanora endrika lalandava
- Manazava hoditra

🚫A base Baobab :
- Manala haingana be ny ride
- Manala tâche
- Manadio tarehy
- Manala akne sy mainty manodidina maso
- Mety hoan'ny olona Efa Somary misymisy taona
MBA hamerenana haingana Ilay hoditra tanora

Efa maro Mampiasa ihany koa izy ity ato amin'ny salon Ary tena ahitana vokatra bé

Afaka mandefa faritra zahay Ary manome prix de gros Hoan'izay mbola hivarotra

0341930219
Imerinafovoany Talatamaty

Vita avy amin'ny akora natoraly avokoa
"Éclat Naturel, Beauté Authentique"

Photos from Glow - By Emi's post 07/05/2025

🥰MASQUE CAPILLAIRE 🥰
REPOUSSE ACTIVE
À base Romarin sy Moringa

🚫Misy otrikaina A, C, ary E izay mahasalama volo
🚫Mampaniry volo haingana bé nefa
🚫Mamelona sy manampy amin'ny famerenana ny volo maina sy vaky(Mandina)
🚫Manampy amin'ny ady amin'ny fihogotann'ny volo bé loatra.
🚫Mitsahatra eo noho eo ny mihongotra
🚫Mi-equilibré sebum voajanahary amin'ny hodi-doha, misoroka ny tafahoatra na ny tsy fahampiana
🚫Manala tavy ratsy amin'ny volo sy hodidoha Manamafy ny volo
🚫Misoroka volo vakivaky ary manatanjaka ny volo malemy.
🚫Mitazona ny hodi-doha ho salama ary mampiroborobo ny fitomboan'ny volo.
🚫Manatevina volo: mety tsara ho an'ny volo manify na tsy Mety maniry
🚫Mitsabo hodi-doha Ilay mamotsika s'y mihongotra iny
🚫Mampihena ny fahaverezan'ny proteinina
🚫Misoroka sy manamboatra ny tendrony tsy ho vaky
🚫Mampangirana volo bé
🚫Manalefaka ny volo
Misoroka ny fahapotehan'ny volo: Manamafy ny follicle
Misoroka sy manala angadrano
Tonga Dia mijanona eo noho eo ny mihongotra
20.000ar
200ml

Foibe: Imerinafovoany Talatamaty
0341930219

Vita avy amin'ny akora natoraly avokoa
"Éclat Naturel, Beauté Authentique"

Photos from Glow - By Emi's post 06/05/2025

🥰❤️Sérum Naturel ❤️🥰
🥰❤️Vita avy amin'ny akora natoraly ihany koa izy ity❤️🥰

🚫Manafina Ilay volo vakivaky bé iny
🚫Miaro ny fahasimban'ny volo avy amin'ny chaleur. (Ohatra: Masoandro, Fer,...)
🚫Mampangirana volo bé
🚫Afaka atao avant Brushing ihany koa izy Satria Miaro ny volo amin'ilay hatao brushing iny.
🚫Manatsara volo sy Manalefaka bé
🚫Tsy gras nefa manadina tsara ny volo

10ml 4.000ar
20ml 7.000ar

Toerana : Imerinafovoany Talatamaty
0341930219

Misokatra fiaraha-miasa hoan'ny rehetra izahay na hanao revendeur na hivarotra Haka tombony fotsiny sns....

Vita avy amin'ny akora natoraly avokoa
"Éclat Naturel, Beauté Authentique"

Photos from Glow - By Emi's post 05/05/2025

🥰🥰MASQUE CAPILLAIRE NATUREL🥰🥰
👉HOAN'NY VOLO MILOKO na Maina be👈
❣️"BOTOX CAPILLAIRE NATUREL"❣️no anarany

👉À base d'avoine et Karité👈

🚫Mampangirana volo be mihitsy
🚫Manome Volo souple
🚫Fitsaboana volo lalina hoan'ny volo miloko
🚫Mihazona ny loko tsy ho very haingana
🚫Manala Ilay makafoka amin'ny volo miloko iny
🚫Misoroka ny fahavakisan'ny volo miloko
🚫Mitsabo volo simban'ny loko
🚫Mampijanona ny maina eo noho eo
🚫Mampitsahatra mihongotra
🚫Manalefaka volo bé mihitsy
🚫Manala angadrano
🚫Misoroka n'y fahasimban'ny volo miloko
🚫Manome aina indray ny Volo miloko tsy maina be
🚫Manarona vakivaky raha Misy

200ml
20.000ar

Foibe: Imerinafovoany Talatamaty
0341930219
Misokatra fiaraha-miasa hoan'ny rehetra

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Imerinafovoany Talatamaty
Antananarivo