Ny Fitia Beauty
Cosmétiques 👄
Onglerie 💅 Votre beauté, notre priorité 💅💆
19/05/2026
Ho avy fetiny reny fa aza tara
Vernis Essence authentique daholo ireo 💅
Mora maina sady maharitra tsara 😍😍
Efa atao mora amzay izay tiaaa oooo
20.000Ar/unité
11/03/2026
Vernis essence authentique daoly reto 💅
Mora ahosotra sady mora maina nefa tsy mora miala 😍😍
25.000Ar/pièce
05/03/2026
Aza adino fotoanatsika vente privé galaxy Andraharo rahampitso aaa 😍😍😍
Ho anao izay maniry hanao hoho dia afaka mamandrika ho an'ny rahampitso 💅
Tongava maro fa betsaka ny zavatra hita eny ary vonona hatrany hanome ny tsara ho anao izahay 😍😘
28/02/2026
Bonsoir les beautés 😍 Bienvenue chez Ny Fitia Beauty✨
Asitsika live kely 17h fa aza tara fa asitsika offres tsara be mandritra ny live 👀
28/02/2026
✅️Vente privé Andraharo
Aza adino ny fotoana antsika amin'ny 6 Mars 👍
Tongava maro ary araho hatrany ny pejy ahitanao ireo zava-misy rehetra ato 🥰🥰
27/02/2026
😍🥰, ataotsika promotion ireto ry zareo fa araraoty aaa 💅
Sur rendez-vous daholo anefa ary ny asabotsy ihany no mandray izahay aloha fa maro be ianareo no manontany 😍😍
Promotion daholo ny manao toa ireo amin'ny sary ireo mandrintry ny volana Martsa 👍👍
Toa izao ary ny tarif atsika :
✅️ Pose faux ongles miaraka amin'ny décoration izay tianao dia 15.000Ar
✅️ Pose gainage miaraka amin'ny décoration izay tianao 20.000Ar
✅️ Polygel miaraka amin'izay décoration tianao dia 25.000Ar
Tongava mp raha haka rendez-vous sy mila fanazavana fanampiny ianao fa vonona izahay handray 💅😘
Lieu : Ankadifotsy
20/02/2026
🔥✨ ARRIVAGE TRÈS BIENTÔT ✨🔥
Les parfums que tout le monde attend arrivent bientôt… 👀💨
Prépare-toi à découvrir des fragrances élégantes, intenses et irrésistibles 💎
💖 Pour Femme : douceur, sensualité et élégance
🔥 Pour Homme : fraîcheur, puissance et charisme
✨ Excellente tenue
✨ Effet luxe à prix accessible
⚠️ Quantité limitée à l’arrivée
⚠️ Réservation fortement conseillée
📩 Écris “RÉSERVATION PARFUM” en message privé pour être prioritaire dès l’arrivage.
Reste connectée… ça va partir vite 😉🔥
26/10/2025
Faly tokoa izahay nandray anareo clientes mafinaritra be daholo 😍😘
Ohatran'izao anie ry manja ilay 8.000Ar eee 🫶
Tongava foana na ny mbola vo ho avy na ianareo efa nandalo fa vonona hanome fahafahampo anareo izahay hanome fahamanjana bee 😍❣️❣️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
