Tarika mamy kely
Page tarika mamy kely
Minjara
Grevy ny mpivarotra ety analakely ami'ny zao ora sy fotoana izao
26/03/2025
izay mahafatatra anio dia omeko credit 5000ar izay olona iray mahafatatra voalohany dia mahazo credit 500ar
26/03/2025
Milay ny aty ambanivohitra aty
HENOY KELY FOTSINY DE ASIO J'aime
25/02/2025
Ary mananatra anareo izahay ry rahalahy
Anaro izay tsy mitoetra tsara
Omeo toky ny malemy saina
Ampaherezo ny reraka
Mandefera amin'ny olona rehetra
Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona famiezaha mandrakariva hitady izay tsara, na amin'ny namanareo na amin'ny olona rehetra
Tesaloniana voalohany 5.14:15
ANDRIAMANITRA ve tena ilaina eo amin fiainana andavanandro raha ilainao izy dia teneno hoe mila anao zahay amin andrompiainanay hoe
22/02/2025
Mba lasa saina kely zah hoe ho aiza mo zany no hiafaran'i ity fiainana ity
Ary samy hahazo tambiny amin'andriamanitra daholo ve sa ho aiza ?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
