Déco Prêt

Déco Prêt

Share

Location de décoration pour les évènements 0344264348 / 0329624134

Photos from Déco Prêt's post 02/06/2026

chaise marié,seau à champagne,presentoire à cocktails,chaise pliante,assiette,couvert.......
Disponible en location.Tel 0344264348ouMp

Photos from Déco Prêt's post 02/06/2026

presentoire à cocktails,chauffe plat,poteau de guidage,panneau de bienvenue et autre plusieurs article de décoration
Disponible en location .Tel 0344264348ou Mp

27/05/2026

🔥 MISY KARAZANA OLONA 3 ETO AN-TANY… IZA IANAO ?

👉1_ Ireo olona mampandeha ny zavatra (ceux qui font que les choses se passent):

Izy ireo no olona tsy miandry fotoana tonga lafatra. Tsy miandry olona hanavotra azy.

_ Manana vina izy.
_ Manao action izy.
_ Sahy manomboka na dia matahotra aza.
_ Rehefa misy olana dia mitady solution fa tsy excuse.

Ireo no olona mahita vokatra eo amin’ny fiainany satria izy mihitsy no mamorona ny làlany. Tsy lavorary izy, fa mandroso foana.

👍 Ny olona mahomby dia tsy hoe tsy matahotra… fa manao zavatra na dia matahotra aza.

👉2_ Ireo olona mijery fotsiny izay mitranga (ceux qui regardent ce qui se passe):

Ireo kosa dia be nofinofy, be projet… nefa mijanona amin’ny “raha toa ka…” foana.

_ Mahita olona mandroso izy.
_ Mahita business mandeha izy.
_ Mahita olona manova fiainana izy.

Fa izy kosa mijanona eo mijery sy manontany tena hoe :
“Fa ahoana no nahavitany an’izany ?”

Matetika izy ireo no tratran’ny:
_ Tahotra
_ Fisalasalana
_ Fandrasana fotoana tonga lafatra
_ Fihainoana be loatra ny hevitry ny olona
Ary rehefa afaka taona maro… mbola eo amin’ilay toerana ihany.

👉3_ Ireo olona tsy mahalala akory izay mitranga (ceux qui ne savent pas ce qui se passe):

Ireo no olona miaina tsy manana direction.

_ Tsy manana objectif.
_ Tsy mianatra zavatra vaovao.
_ Tsy mitady hivoatra.
_ Avelany hitondra azy fotsiny eny ny fiainana.

Mety mandany fotoana amin’ny zavatra tsy mampandroso izy: _Scroll tsisy farany am telefonina
_ Bé resaka am tsisy dikany
_ Fialam-boly be loatra
_Tsy mandray responsabilité amin’ny fiainany
_Kamo be tenda

Ary indray andro any, manontany tena hoe : “Fa maninona ny fiainan’ny hafa mandroso fa ny ahy mijanona ?”

✨ Ny fanontaniana lehibe dia izao : 👉 IZA NO TIANAO HO IANAO ?
🌟 Raha te hiova fiainana ianao dia mila miala amin’ny fijerijery fotsiny… ary manomboka MIHETSIKA.

✔️ Mianara
✔️ Mivoara
✔️ Mandraisa fanapakevitra
✔️ Manaova action isan’andro

Satria ny hoavinao dia tsy miankina amin’ny vintana… fa miankina amin’ny zavatra ataonao anio.

26/05/2026

Article pour mariage,anniversaire,evennementiels
Disponible en location.Tel 0344264348 io Mp

26/05/2026

Article de décoration .Disponible en location
Tel :0344264348 ou Mp ou Watchap

26/05/2026

Article de décoration .Disponible en location
Tel 0344264348 ou Mp ou Watchap

26/05/2026

Chaise Savari et chaise pliante
Disponible en location
Tel 0344264348 ou Mp ou Watchap

26/05/2026

Socle à gâteau .Disponible en location
Tel 0344264348 ou Mp ou Watchap

13/05/2026
09/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mamitina Razafidrasata, Rasoanandrasana Veronique

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Namontana
Antananarivo