Bref,

Bref,

Share

Qualité, douceur et style à petits prix

08/11/2025

*🔥 NOUVELLE COLLECTION DISPONIBLE 🔥*

08/11/2025

Découvre *BREF...*, là où *style*, *confiance* et *originalité* se rencontrent.
✨ Limitée. Authentique. Pour ceux qui osent.

📦 Commande dès maintenant et sois parmi les premiers à briller !

04/08/2025

* Nisy lahy antitra iray nandefa taratasy ho an’ny zanany lahy nigadra any am-ponja.
"Anaka," hoy izy, "tamin'ity taona ity, tsy afaka ny hamboly mangahazo sy vomanga aho satria tsy manana hery hiasana ny saha. Fantatro raha teo ianao dia mba afaka nanampy ahy. "😔😔😔 *
* Namaly ny rainy ilay zanany hoe: '' Dada, aza mieritreritra ny hiasa na handavaka na hangady ny tanimboly satria tao no nandevenako ny vola nangalariko. "*
* Rehefa namaky ity taratasy ity ny mpiandry fonja, vao maraina be mangiran-dratsy dia nampita izany vaovao izany tamin'ny polisy ary nankany amin'ny sahan'ilay lahy antitra, dia nandavaka nitrongy niasa ny saha manontolo, ary tsy nisy voadingana na dia irain-jehy aza, nanilika, mitsimbadika ny bainga, mamerina ary miverim-berina hatrany, tsembodinitra mila tady ho safotra, tsembo-dratsy mipatrapatraka mitady ilay vola milevina fa tsy nisy raha hita.😅😅😅 *
* Ny ampitson’iny dia nandefa taratasy tany amin-drainy indray ilay zanakalahy ary niteny hoe: «Dada ô, afaka mamboly ny mangahazo sy ny vomanga amin'izay ianao izao.
Ity no hany zavatra kely tsara indrindra azoko atao hanampiako anao avy aty am-ponja.😆😆😊 *
* Namaly ilay raim-pianakaviana hoe: "Ah, anaka, tena mahery marina tokoa ianao: na tany am-ponja aza dia afaka nandidy naniraka nibaiko ny polisy hiasa ho ahy.
Gaga sy talanjona aho rehefa nahita eny hatramin'ny Inspecteur Jeneraly sy ny ekipany rehetra aza dia nandray ary nitazona angady hiasany ny tanim-boliko.
* Handefa taratasy hafa any aminao aho rehefa te-hijinja ny vokatra. "*
🤣😂🤣😂🤣😂Afaka mampihomehy olon-kafa ihany koa ianao amin'ny fizarana ity tantara kely tena nisy ity.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo
105