LUCK COIFF'BEAUTE
Make UP - COLORISTE- PACK MARIAGE - SOINS - HAIR COIFFEUR .COLORIST
13/11/2023
-marron -cendre
Ouvert du lundi au dimanche
Avec ou sans rendez-vous
0343116012/0337905191
11/11/2023
Mèche blond 😊 mèche blond 😊😊 ...couleur tsy mifidy vanim-potoana f mety foan
Anjanahary
0343116012/0337905191
10/11/2023
Jolie dame 🥰🥰
Maquillage et coloration blonde platine
Contact 0343116012 /0337905191
01/11/2023
Sérum tsra béuh 🥰🥰
Ho an'ilay sahirana oe inona n menaka mety Amin voloko ??
Mapagirana volo be izy ity .
Manalefaka ihany koa
Manala ilay kimaimay na maisamaisatra ihany koa
Fa tena tombony Dia mapaniry volo rapide izy ity ..
Mapitsahara ireo volo miongotra
Mety maniry ihany koa ny volonao fa miongotra ...vao mahaz kely amin'ity tunga Dia ao tsra ...
Afaka mandefa mp ianareo manao commande tompok
03433116012
01/11/2023
Novembre volana ho feno fitahiana ho antsika anie 🥰🥰
**TOROHEVITRA KELY HO ANAO ARY 🥰🥰
-Manana fahatokisantena
-Mandehana mahintsy fa ::
::Aza mihazakazaka Sao ho vizaka ihany ianao
:: Aza mandeha mora ihany koa anefa fa Sao tara
Ny Tanjonao bajinina ,Ary ataov antsaina oe Tsy maintsy Tonga 🥰🥰
...
20/10/2023
Ho an'ireo manao soins d vissage ato aminay Dia mahaz épilation sourcils gratuit demain a ..
Mirary soa hatrany
16/10/2023
Coloration
Anjanahary
0343116012 /0337905191
12/10/2023
Aza taraiky fa ity ilay tolotra colo mora bé /0337905191
11/10/2023
Iza no tehandoko otrizao 🥰🥰???
TONGAVA ety Anjanahary afak mandefa mp ianareo na miantso ..
Alefaso eo com's oe n halavan volonareo s'y loko tedavinao .Dia asio prix Zay heverinao fa mavita azy Dia ho jerentsika raha mety dia ataontsika 😀
0343116012/0337905191
Click here to claim your Sponsored Listing.
