Meva Soa

Meva Soa

Share

Découvrez chaque jour des astuces beauté, conseils bien-être et secrets de soin pour sublimer votre peau et révéler votre éclat naturel.

02/05/2025

Ndao aki hilalao miaraka @ soa Mi'Haingo a!!!

Vendredi jolijoli🥳Ndao aloha asina jeu hanombohana an'ity volana ity e!!!
👉Izay 10 be point indrindra partage no mahazo ny credit an! 🥰
Ndao ary e!!! Alefaso ny partage🚀🚀

13/04/2025

Coucou 🥰
Hoavy ny Pâques fa karakarao dien'izao ny fahamanjanao💖 Manàna routine mba hikolokoloina ny hatsaranao 🌺
🌹🌺Manàna fahazarana manao ireto routine ireto isan'andro ary e!Mba hananana tarehy madio,malefaka,mandimandina🥰
Aza adino anefa ny miaro ny tarehinao @ masoandro🌞 mampiasa protection solaire
🥰🥰

10/04/2025

🌺Hi girls 🤗
Rehefa hisafidy produits ho ampiasaina hikarakarana ny volo isika dia mila fantatra aloha ny type ny volo.

👉Ity indray ary ho an'izay mbola sahirana mamantatra izany e!
Araho hatrany ny page, ary manasa anao hanao partage.💖
🌹Mankasitraka hatrany 🥰🥰

31/03/2025

🌺🥰

28/03/2025

✨Cc daoly 🥰, ity ilay soin efa nandrasanareo ary e!
Masque Zavoka sy Tantely natokana manokana ho an’ny Volo Maina.

Akora ilaina:
🔸½ zavoka masaka
🔸2 sotro tantely
🔸1 sotro huile d'olive (na huile coco)

Fomba fampiasana:

🔸Potsero tsara ny zavoka mandra-pahatonga azy ho crème.
🔸Afangaro amin’ny tantely sy huile d'olive.
🔸Ahosotra amin’ny taom-bolo sy hodi-doha.
🔸Avela hilona 30 minitra dia sasana amin’ny rano mafana kely sy shampooing malefaka.

🎯Io masque io dia manome hydratation, manamafy ny volo, ary manatsara ny fitomboany.
Ampiasao indray mandeha isan-kerinandro mba hahazoana vokatra tsara!

Mankasitraka hatrany 🥰💖
Raha sitrakao ary dia asaho ny namana hanaraka ny page mba hazahoany tombotsoa toa anao ihany koa 🥰🥰

Photos from Meva Soa's post 27/03/2025

🌹🌹Coucou les ladies 🥰
Optez pour ce type de coiffure aujourd'hui afin de protéger vos cheuveux ❄️
Bonne journée 💖🥰🥰

26/03/2025

✨✨Raha mitady fikolokoloana volo naturel ianao, dia aza adino ny zavoka indrindra fahavokarany izao.
🌹Ny masque fait maison amin'ny zavoka dia anisan'ny soin hydratant sy nourrissant ho an’ny cheuveux secs, bouclés, frisés et crépus.
👉Noho izy manankarena menaka sy otrikaina, dia manalefaka ary manome brillance ny volo ny fampiasana ny masque zavoka.✨

🎯Ho fanampin’izany ary, ny zavoka dia tena mety be ho an'ny volo simba vokatrin'ny fampiasana ny brushing sy ny fer à lisser diso mafana loatra sy ny produits chimique.

🧚Ankoatra izany dia manampy miaro ny volo amin'ny hatsiaka amin'ny andro ririnina ❄️sy ny U.V ny masoandro 🌞ihany koa ny zavoka.

🌺Raha te hanome fikarakarana lalina sy naturel ho an’ny volonao maina, marefo, na simba ary ianao, dia fotoana izao ampiasana ny masque volo amin'ny zavoka. Koa aza misalasala ary fa tena anisan'ny afaka atao soin naturel fait maison tsara izy io. 💆

Hozaraina manaraka ary ny masque fait maison amin'ny zavoka koa manasa anao hatrany izahay hanaraka ny pejy. 🥰
🥀Raha sitrakao asaho ny namana mba hahazo tombony ihany koa izy ireo @ astuces izay zaraina eto@ pejy.
Mankasitraka hatrany 🥰

25/03/2025

🥀Herinandro vaovao, nouvelles opportunités ! Na dia misy aza ny obstacle, tsarovy fa ny dingana kely tsirairay dia manan-danja. N'abondonnez jamais , même quand il devient difficile. Vous êtes plus forts que vous le croyez.🌸
Mirary herinandro mahafinaritra antsika rehetra ary e!🥰💖

Photos from Meva Soa's post 24/03/2025

✨Fantaro indray ary ny tombontsoa azo avy amin’ny fampiasana graine de lin.

Ity produit naturel ity dia manana tombontsoa maro amin’ny fikarakarana volo

🌹Hydratation en profondeur :
Manome sakafo sy hydratation ho an’ny volo maina sy bouclée.

🌹Mi-définir tsara ny boucles :
Ity dia hilazana fa produit parfait amin’ny volo bouclée, manampy mamaritra tsara ny boucles ny graine de lin noho izy manakarena gel.

🌹Mampihena ny frisottis ary manampy mapalefaka ny volo.

🌹Manampy amin’ny fitomboan’ny volo noho ny omega-3 sy vitamines ao anatiny.

🌹Manampy @ fanaovana styling :
Manome fixation tsara ny volo izy.

Raha sitrakao ary dia manasa anao aho mba hanaraka tsy tapaka ny page cliquez-o ilay "Suivre" asaho ny namana. Mankasitraka anareo 🥰

Meva Soa 23/03/2025

Te hanana volo salama, mamiratra, sy voakarakara tsara ve ianao? ✨💇‍♀️

🌹Araho ny pejinay hahazoana soso-kevitra sy toro-hevitra tsara amin'ny fikarakarana volo isan'andro!
🔹 Tsy ilaina mandany vola be
🔹 Vahaolana voajanahary sy mora atao no hozaraina
🔹 Ho tonga lafatra sy mamirapiratra ny volonao! 🌿✨

➡️ Abonneo izao ny pejy dia hahazo astuces amin'ny fikarakarana volo ianao ! 😉💖🥰

Meva Soa

Meva Soa 23/03/2025

Ampitomboy ny hatsaran’ny volonao, asandrato ny hatsaranao! ✨🌿

Efa hatramin’ny ela ve no nanonofy hanana volo malefaka, brillants, ary salama ianao?💖
Ny page dia mizara astuces ho anao momban'izay rehetra ilainao mba hampamirapiratra ny volonao.

💆‍♀️ Ataovy priorité ny tenanao!🌺

Manasa anao ary hi-abonnez ny page 🥰💋

Meva Soa

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Nanisana
Antananarivo
101