KassKrout lasary
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KassKrout lasary, Health/Beauty, Antananarivo.
30/04/2025
Miarahaba e
Aza misalasala manao kômandy izay sakafo tianao dia izahay mikarakara aty an-trano.
Sakafo ara-pahasalamana , Azo antoka ny fahadiovana .
Tsiro tsy manam-paharoa 🤤
Lasary légioma tsisy vinaigra (citron)
Misy menaka oliva daôly
Manomboka amin'ny 4500ar
Afaka mikômandy tsaky izay mety aminao koa an
Alefaso ary ny Kômandy e🥗😉
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
