Hakafÿ
Hello 👋 Bienvenue sur ma page 🌼
🌸 Lifestyle • Partage • Positivité
🛒 Je vends + je partage ce que j’aime
💖 Qualité & petits prix
🚚 Livraison
Abonnez-vous 🥰
03/06/2026
Coucou daholy🙃💓
Écouteur sans fil avec housse AVOCADO à seulement 25.000ar 🥑🍃
Oui 25.000ar monja Kyh a 🥰
Salama daholo 🥰
Satria miditra volana vaovao tsika zao dia ndao mba hijery zavatra vaovao eee 🙃💐
Rahampitso alefantsika eto ilay izy 😘
31/05/2026
Mirahaba ny reny rehetra mahatratra izao andro androany izao 🥰❤️
Mamy be sy mafy be daholo nareo 💐
30/05/2026
Ireo sary nameno ny Galerie ako tamin'ity volana May ity 🤭😹
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra dia ankafizo foana ny tontolo andro ohhhhh 🥰
29/05/2026
Bonne journée les Zamsss 🙃💐
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mahefasoa Salohy Anisha, Fyh Tia, Yarii Naivs, Finoana Nifitia
28/05/2026
Tena hoe tsara be 💗❤️
Ohatran'izao anie ilay izy ry piso Kely isany eee, identifié-o bestie hiaraka hividy sy ampitovy ohatrany zao ary ee 🥹
27/05/2026
Fille d'honneur ve nareo ? Sa hanao soutenance ? Sa anomana sortie de promotion ? Sa mpinamana te ampitovy ? Sa olon-tsotra?
Haingoy amin'itony zavatra tsara kely tony ny volo eee 🥰💐
26/05/2026
Promotion ndray ohhhhh : ❌25.000ar izy 2❌
Pince à noeud brodé 💐
25/05/2026
Ity indray aloha ny sary eee 💋💐
Aza miala alavitra fa misy zavatra milay be ho avy indray annn😚
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Antananarivo
