Mada Beauty Shop

Mada Beauty Shop

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mada Beauty Shop, Beauty, cosmetic & personal care, Andapa, Antananarivo.

22/05/2026

✨ FRAÎCHEUR • PROTECTION • CONFIANCE ✨
Misy promo spécial amin’ny déodorant NARTA 😍
Ho an’ny vehivavy sy lehilahy 👩🧔
✔️ Protection 48H
✔️ Anti-transpirant
✔️ Hanitra maharitra
✔️ Produit original
🚚 Livraison rapide
📲 WhatsApp : 032 81 785 47
📞 Appel direct : 032 81 785 47
⚠️ Stock limité, aza tara manao commande 😄
“Mada Beauty Shop” 🌸

20/05/2026

PROMOTION SPÉCIALE – PARFUM YARA 🌸✨
Te hanitra manintona sy maharitra ve ianao? 😍
Tonga eto amin’ny Mada Beauty Shop ny Parfum YARA tena élégante sy hanitra mampiavaka 💖
🎁 Offre spéciale limitée
🚚 Livraison rapide
📲 WhatsApp : 032 81 785 47
💎 Hanitra maharitra tontolo andro
💎 Qualité premium
💎 Mety atao cadeau tsara
📦 Aza tara fa voafetra ny stock !

20/05/2026

Kely sisa fa aza tara, mbola amin'ny vidiny 10000ar. Aza misalasala mandefa message raha hanao commande !

✨ PROMOTION WEEK-END ✨
Deodorant Chocolate Musk Gold Edition 🤎
Parfum mahafinaritra sady maharitra!
💥 10 000 Ariary ihany 💥
✔ Sans alcool
✔ Hanitra manintona
✔ Ho an’ny rehetra
📍Tongava maka fa voafetra ny stock!
Aza misalasala mandefa hafatra raha hanao commande na antsoy
📞0328178547
WhatsApp 032 81 785 47
🚘 Mandefa amin'ny faritra rehetra !

17/05/2026

FRAÎCHEUR & PROTECTION 72H ✨
Tongasoa eto amin’ny Mada Beauty Shop 🛍️
Ny Déodorants NIVEA original ho an’ny: ✅ Homme
✅ Femme
✅ Hanitra maharitra
✅ Protection anti-transpirant
✅ Doux pour la peau
💙 Misy modèles maro:
• Dry Comfort
• Cool Kick
• Black & White
• Pearl & Beauty
• Deep Espresso
sy maro hafa 😊
🚚 Livraison rapide
📞 0328178547
💬 WhatsApp : 0328178547
📍Mada Beauty Shop
“Hatsarana sy Hanitra ho anao” ✨

14/05/2026

🌿 THÉ MINCEUR & CATHERINE 🌿

Mitady thé naturel hanampy anao hahatsapa vatana maivana sy aina tsara ve ianao ? ✨

✅ Manampy amin’ny fanadiovana kibo
✅ Manampy amin’ny fandevonan-kanina
✅ Manampy hampihena tavy sy ballonement
✅ Mahatonga fahatsapana maivana sy bien-être

☕ Fomba fampiasana : Sachet 1 atao anaty rano mangotraka, avela hilona minitra vitsy dia azo sotroina maraina na hariva aorian’ny sakafo.

⚠️ Ampiasaina amin’ny fatra antonony.

📦 Disponible ato amin’ny Mada Beauty Shop.

📞 032 81 785 47
💬 WhatsApp : 032 81 785 47
👇ao amin'ny commentaire ny détails sy prix.

13/05/2026

Jerijereo izay zavatra ilaina ato amin'ny page Mada_Beuty_Shop !

✨ SUPER PLUS SLIMMING HUILE ✨
Te hanana vatana milamina sy kibo fisaka ve ianao ? 😍
Andramo ary ny SUPER PLUS SLIMMING HUILE 💖
✔️ Manampy amin’ny fandoroana tavy
✔️ Manampy hampihena ny tavy be loatra
✔️ Manalefaka sy manatsara ny hoditra
✔️ Manampy amin’ny fanamafisana ny vatana
✔️ Mora ampiasaina isan’andro
🧴 Fampiasana :
Hosory amin’ny faritra tiana ahena maraina sy hariva, avy eo atao massage boribory mandra-pidiran’ilay crème tsara ao anaty hoditra.
⚠️ Fanamarihana :
Ho an’ny fampiasana ivelany ihany. Tehirizo amin’ny toerana mangatsiatsiaka ary lavitry ny ankizy.
📍Disponible ato amin’ny Mada Beauty Shop, amin’ny vidiny 10000 ariary.
💌 Afaka mandefa message privé raha mila fanazavana na commande na
📞0328178547
Whatsapp 032 81 785 47

Mandefa amin'ny faritra rehetra.

13/05/2026

✨ SUPER PLUS SLIMMING HUILE ✨
Te hanana vatana milamina sy kibo fisaka ve ianao ? 😍
Andramo ary ny SUPER PLUS SLIMMING HUILE 💖
✔️ Manampy amin’ny fandoroana tavy
✔️ Manampy hampihena ny tavy be loatra
✔️ Manalefaka sy manatsara ny hoditra
✔️ Manampy amin’ny fanamafisana ny vatana
✔️ Mora ampiasaina isan’andro
🧴 Fampiasana :
Hosory amin’ny faritra tiana ahena maraina sy hariva, avy eo atao massage boribory mandra-pidiran’ilay crème tsara ao anaty hoditra.
⚠️ Fanamarihana :
Ho an’ny fampiasana ivelany ihany. Tehirizo amin’ny toerana mangatsiatsiaka ary lavitry ny ankizy.
📍Disponible ato amin’ny Mada Beauty Shop, amin’ny vidiny 10000 ariary.
💌 Afaka mandefa message privé raha mila fanazavana na commande na
📞0328178547
Whatsapp 032 81 785 47

Mandefa amin'ny faritra rehetra.

09/05/2026

✨ PROMOTION WEEK-END ✨
Deodorant Chocolate Musk Gold Edition 🤎
Parfum mahafinaritra sady maharitra!
💥 10 000 Ariary ihany 💥
✔ Sans alcool
✔ Hanitra manintona
✔ Ho an’ny rehetra
📍Tongava maka fa voafetra ny stock!
Aza misalasala mandefa hafatra raha hanao commande na antsoy
📞0328178547
WhatsApp 032 81 785 47
🚘 Mandefa amin'ny faritra rehetra !

07/05/2026

! Promotion 7000 ariary !
🌸 NEW LADY – Savony intime ho an’ny vehivavy 🌸

✨ Madio • Malefaka • Fresh isan’andro ✨

✔️ Manala fofona ratsy
✔️ Manadio lalina
✔️ Manala mangidihidy
✔️ Manome fahatokisan-tena 💖

🔥 Vokatra hita maso raha ampiasaina tsy tapaka!

📩 Commande izao dieny izao
📞 032 81 785 47
🚚 Livraison rapide
Mandefa amin'ny faritra rehetra.

💖 Hatsarana sy fahadiovana ho anao!

06/05/2026

Parfum Roll-On amin'ny le tena maharitra.
Aza tara fa ny zoma izao no faran'ny promotion.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Andapa
Antananarivo