Hoany zafy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hoany zafy, Health/Beauty, 144 VPM Ouest mananjara, Antananarivo.
๐ Didy folonโny findramam-bola ๐ธ
โข โ Fadio ny mitrosa raha tsy rehefa tena sendranโny tratranโny tsy azo anoharana (ohatra hoe vonjy aina ๐).
โข ๐ค Aza tezitra rehefa tsy manome ny olona indramanao vola. Volany iny ๐ฐ, izy no nisasatra taminโiny ๐ช.
โข ๐
โโ๏ธ Fadio ny manery an-kolaka aminโny fampatsiahivana ny maha mpihavana na mpinamana anareo (chantage affectif). Fitokisana izany ๐ค, fa tsy adidy.
โข ๐๏ธ Raha tsy afaka mandoa ara-potoana, ampahafantaro sy miala tsiny aminโny olona nindramanao vola.
โข ๐ค Aza mindrana raha tsy azonao antoka hoe ho voaloanao marina ilay vola indraminao.
โข ๐ Aza miverina mindrana aminโny olona iray raha mbola tsy voahefanao ilay trosa teo aloha.
โข ๐ Ataovy mazava ny fifanarahana : vola, daty hamerinana, fepetra rehetra. Aleo mazava toy izay mifampiahiahy.
โข โ๏ธ Soraty izay vola nindraminao. Taratasy na hafatra, mba tsy ho adinoina.
โข โฐ Aza miandry takiana vao mandoa. Mandoa mialoha = fanajana.
โข โ๏ธ Aza hamaivanina ny trosa, na kely na be. Na 10.000 ariary na 1.000.000 ariary mitovy ihany. Asehoy fa olona azo itokisana ianao ๐.
๐ซNy fiainana dia fianarana foana mandrakizay, tsy hoe nahavita fianarana 5 taona na nivoaka teny amin'ny anjerimanontolo dia vita ny fianarana. ๐
๐ขMisy zavatra hafa afaka hianarana foana hampitombonao traik'efa sy fahalalana ary hahatonga anao ho olom-banona entina miady amin'ny fiainana. ๐ฏ
๐ซTsy ny fianarana eny an-tsekoly ihany anefa fa na ny lalana na fiaraha-monina na toeram-piasana na aiza na aiza dia misy lesona afaka tsoahina, sy traik'efa hafa afaka hianarana ary manabe anao. ๐
๐ขIanarana ny mamela heloka, ianarana ny mankasitraka, ianarana ny miteny am-pitoniana,...
Tsy voatery ho voafehy daholo ny zavatra rehetra akory fa na dia fahaizana sy fitrandrahana zavatra bitika iray ao anatin'ny iray andro fotsiny aza dia efa fianarana. ๐
๐ซHanaovana ezaka ny manao azy sy miala aminy raha toa ka fahazarana ratsy ohatra izany, ary ny mahay sy mahafehy azy, tsy tokony ho sakana mihintsy akory ny hoe izaho tsy mahay an'io na hoe izaho efa ohatran'izao mihintsy fa tsy afaka ny hiova.โ
๐ซIzay zavatra tsy voafehinao kanefa tianao ho hay na tianao hialana dia afaka hianarana sy ovaina rehefa ao aminao ny zotom-po sy sitrapo hiova. โจ
โญโ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ ๐๐ง๐ฌ ๐ก๐ฌ #๐ฌ๐๐ข๐จ๐ฅ๐ง๐ฆ ๐๐ ๐๐ก`๐ก๐ฌ #๐๐๐๐ก๐
Ny olona manana olana amin'ny vavony, tsy mahazaka (be dia be no tsy mahazaka azy io, tonga dia mivalana), acide be ny vavony, manana aretin'ny tsinay tahaka ny colon irritable dia tsy tsara mihinana yaourt alohan'ny matory. Kanefa dia be dia be ny olona tratran'ireo fahasahiranana ara-pahasalamana ireo.
โผ๏ธ๐๐๐๐ ๐๐ #๐ง๐๐ซ๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐ก๐ฎ, ๐ข๐๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ก๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ ๐ ๐ค๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ ๐ค๐ง๐ค๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ #๐ฉ๐ค๐ง๐๐ข๐๐จ๐ค ๐ข๐๐๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฎ๐๐ค๐ช๐ง๐ฉ ๐๐ค๐๐ฃ'๐๐ฏ๐ฎ ๐๐ง๐๐ค.
๐Yaourt vita amin'ny rononon' no resahina eto satria raha vita amin'ny rononon' na , izay voalaza fa maivana kokoa, dia tsy maninona loatra.
16/05/2025
๐Antsiranana โ 15 Mey 2025
๐Tontosa soa aman-tsara androany ny lanonana fifamindram-pahefana eo aminโny fitantanana ny hopitaly CHU Place Kabary.
๐Docteur SAMY Thierry no voatendry ho Tale Mpitantana vaovao, misolo toerana anโi Profesora Domoina, araka ny fanapahan-kevitry ny Filan-kevitry ny Minisitra.
๐Nanamafy ny Tale vaovao fa ho laharam-pahamehana aminโny fitantanany ny fanohizana ireo asa fanavaozana efa natomboka, indrindra fa ny fanatsarana ny kalitaonโny fikarakarana ara-pahasalamana.
16/05/2025
โผ๏ธ๐ฒ๐ ๐๐ง๐ข๐ ๐๐ข ๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฆ๐ #๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐ฌ #๐๐๐๐ก๐
Tao anatinโny 30 taona farany dia ๐ฃ๐๐ฉ๐ค๐ข๐๐ค ๐๐ซ๐ค 4 #๐๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ ๐ก๐๐จ๐ #๐๐๐๐ก๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐พ๐๐๐ฃ๐. Lasa 17 tapitrisa ny sinoa voanโny aretin-tsaina raha 4 tapitrisa monja izany taminโny taona 1990.
โจ๏ธRaha hoarina aminโny olona voanโizany aretina izany maneran-tany dia niakatra be ny sinoa voa satria tao anatinโizay 30 taona izay dia ๐ฃ๐๐ฉ๐ค๐ข๐๐ค ๐๐ซ๐ค 2 ๐๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐ฎ ny isanโny adala aminโny firenena rehetra ankoatranโi Chine.
๐Voalazanโireo mpikaroka sinoa nanao nanao ny fanadihadiana fa mifandraika aminโny fitomboanโny isanโny olona any Chine ity antontanโisa ity satria ireo olona teraka manodidina ny taona 1950, izay fotoana nisianโny taham-pahaterahana avo be, dia tody manodidina ny 70 taona ankehitriny. Ny taonanโolona manodidina izany 70 taona izany no voalaza fa tena tandindominโny aretin-tsaina.
Salama ooh !
Nohony izao fiainana sarotro izao. Indao hifanampy arakevitra sy ny aramoraly. Raha mananana hevitra mahakasika izany ianao de lazao ao amin'ny commatera ao.
Perso: tokony manangana orinasa ny mpitondra fanjakana na olona manankatao sady mampitombo ny vola hoany tompony sady manampy vahoaka amin-tsifananankasa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
