Cia Touch Beauty

Cia Touch Beauty

Share

Parce que chaque femme mérite un maquillage qui lui ressemble 💋💄

02/12/2025

Ity indray ary ny GIVE AWAY ka manasa anareo rehetra andray anjara e 🥰❤️
Ao amin’ny Mih'shine. Indray ny lalao antsika anh💕💋

GIVEAWAY Numéro 1🩷🩷

Inty ary ilay GIVEAWAY ho an’izay efa niandry e!
Mpandresy 4 no hofantenina, ary samy hahazo loka samihafa avokoa 🌺

Tsotra be ny fepetra ahafahana milalao anh 😉 :

✅ Abonneo tsirairay ny page dia invitena ny amis rehetra anaraka ny page tsirairay (+ capture)
✅ Asiana réaction ary zaraina en mode public ity publication ity
✅ Mentionneo ny namana 3 farafahakeliny ao amin’ny commentaire ireo namana mba hilalao

Ireto indray ny lots miandry ireo tsara vintana :

1️⃣ Bûche de Noël avAs You Like Like Like Like Like LikewXIfr

2️⃣ Deux bandeaux en crochet, couleurs différentes, avy amin’nyLittle Miss Créative Créative

3️⃣ Make-up au choix + 1 Lip TattooCia Touch Beautyautyauty Beauty

4️⃣ Gainage sur ongles naturels aMultiMerveilleslleslles

Andao ary hilalao fa sao ianao indray no ho tsara vintana amin’ity e!
Hifarana ny lalao ny 21 Décembre alina (00:00) ary 22 Décembre ny tirage🥰

Bonne chance daholo 😘

01/12/2025

Merci an’i MultiMerveilles tamin’ity hoho manja kely ity fa tena afa-po ny admin an’i Cia Touch Beauty 😍😍
Manasa anareo koa mba anao manjamanja ny hoho any aminy 🤭
Dia rehefa avy manao hoho dia manao tarehy aty amin’ny Cia Touch Beauty ndray amin’izay feno tsara ny amanjana e 😁❤️

Photos from Cia Touch Beauty's post 28/10/2025

Deer makeup 😍
(Natao maika maika fa tsy nisy fotoana e😭😭)

06/07/2025

Félicitations à vouss 💋💗💗

Photos from Everything's post 13/06/2025

Alefaaa ndray ary ee 💗

Photos from Cia Touch Beauty's post 12/06/2025

Rainbow makeup 💄 🌈
Venez en DM pour prendre rendez-vous 📩

Photos from Cia Touch Beauty's post 03/06/2025

🤎🤍
Venez en dm si vous voulez fa un rendez-vous 🫶🏻

Photos from Nah cy beauté's post 31/05/2025

Maquillage fait par Cia Touch Beauty
N'hésitez pas à prendre rendez-vous 💗

Photos from MultiMerveilles's post 31/05/2025

Vita ny fandraisana anjara🤭 .
Androany à 14h ny résultat
Araho hatrany ny pejy 💗

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo