Manja Kely
Votre beauté à un prix manja kely à partir de 5000 ar
Coucou ny "" Manjakely " amin'ny vendredi tontolo andro za no mandray oooo amboary ny programme tsika ary eee
Mp rendez vous
😘😘😘😘
Bon mardi daolo oooo
Jeudi après midi izaho no manomboka mandray indray ooooo
😘😘😘😘😘😘
Coucou mes " Manja kely" tsy eto antoerana aloha hatramin'ny semaine prochaine annnn rehefa miverina Dia atao manjamanja daolo ❤️
😘😘😘😘
13/08/2025
💋 Hello ooo 💋
⚠️ Aza varina fa mbola mitohy ny promo vacances
➡️ 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar foana manao Volo rehetra (Mila Maka rendez vous)
➡️7️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar raha tsy Maka rendez-vous
➡️ Manampy 2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ ar raha atao boucles
➡️ 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar coupe
✅ Finition vapeur
✅ Produit "Botox"
⚠️ Raha 5 nareo dia mbola gratuit foana ny 1 izay Naka ny rendez vous
⚠️ Tohizo foana ilay jeu fa amin'ny semaine ambony iny zahay mandray izay rehetra tsara vintana fa mbola andamina kely
✅ Jeu: asio j'aime page, mentionner o namana 5, partager o am mur nao dia ataov mode public, partager o amin'ny groupes Misy anao
⁉️ Mandray izahay ny 1️⃣5️⃣ août izao annnn
🥰 Andao amin'izay ary hanao manjakely daolo eeee 😘😘😘
✅ Toerana Tsimbazaza ( repère galana)
☎️0375104643
24/07/2025
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Frédéric Nicky, Sandy Randrianarisoa, Poussy Kamii, Sunrise Rajess
22/07/2025
❤️ 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ar dia manja kely ❤️
❌ Promotion vacances ❌
➡️ 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar manao Volo ato aminay na lava na fohy raha Maka rendez vous mialoha
➡️7️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar raha tsy naka rendez vous
⚠️ Raha mitondra namana ianao dia omenay cadeau surprise
⚠️ Raha 5 ianareo dia ataonay gratuit ny volon'i lay Naka rendez vous
➡️ Finition à la vapeur
➡️ Manampy 2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ ar raha atao boucles
➡️ Coupe 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar
➡️Produit BOTOX
📝 Prise de rendez vous en message privé uniquement
☎️0344112280 /0375104643
⚠️ Lieu Tsimbazaza (repère station galana)
❌❌ Farany
➡️asio j'aime 👍 page tsika
➡️ mentionné o namana 10 ao am commentaire
➡️partager o eo am mur nao en mode public ny publication
➡️ ataovy partage anaty groupe 10
⚠️ Mahazo séance gratuite1 manao volo sy makeup 1 izay mandray Anjara ka voasarika.
⚠️ Olona 5️⃣ no ho sarihina
⚠️ Fara fandraisana Anjara 0️⃣2️⃣/0️⃣8️⃣/2️⃣5️⃣ amin'ny 12 Alina
❌ Fisarihana 0️⃣5️⃣/0️⃣8️⃣/2️⃣5️⃣
Ireto ary ireo nandray Anjara amin'ilay jeu tsika
Na Ti Nah
Fanilo Andria
Aina Natiora Velerie Raz
Tiavina Koloin'Ahya Fanantenana Rayss'ah
Ah Lyh Shah
Ndramiarana Rkt
Reko Mamiratra Niaina
Miora Nasandratra
Fah Ariniaina
Hiorenantsoa Nah
Ho sarihantsika Dimanche mbola afaka mandray Anjara
11/07/2025
❤️ 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ar dia manja kely ❤️
❌ Promotion vacances ❌
➡️ 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar manao Volo ato aminay na lava na fohy raha Maka rendez vous mialoha
➡️7️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar raha tsy naka rendez vous
⚠️ Raha mitondra namana ianao dia omenay cadeau surprise
⚠️ Raha 5 ianareo dia ataonay gratuit ny volon'i lay Naka rendez vous
➡️ Finition à la vapeur
➡️ Manampy 2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ ar raha atao boucles
➡️ Coupe 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar
➡️Produit BOTOX
📝 Prise de rendez vous en message privé uniquement
☎️0344112280 /0375104643
⚠️ Lieu Tsimbazaza (repère station galana)
❌❌ Farany
➡️asio j'aime 👍 page tsika
➡️ mentionné o namana 10 ao am commentaire
➡️partager o eo am mur nao en mode public ny publication
➡️ ataovy partage anaty groupe 10
⚠️ Mahazo séance gratuite1 manao volo sy makeup 1 izay mandray Anjara ka voasarika.
⚠️ Olona 5️⃣ no ho sarihina
⚠️ Fara fandraisana Anjara 1️⃣5️⃣/0️⃣7️⃣/2️⃣5️⃣ amin'ny 12 Alina
❌ Fisarihana 1️⃣6️⃣/0️⃣7️⃣/2️⃣5️⃣
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |