Estelle Curly Shop

Estelle Curly Shop

Share

Produits & accessoires pour cheveux bouclés : brosses magiques, bonnets en satin, soins et conseils�

Photos from Estelle Curly Shop's post 01/02/2026

💝 Cadeau couple personnalisé – Spécial Saint-Valentin 💝
Omeo fanomezana tsy hay hadinoina ny olontinao amin’ity Saint-Valentin ity ❤️
Afaka asiana izay soratra tianao ny MUG miaraka amin’ny carte kely feno fitiavana ❤️

Midira mp izay liana fa voafetra ny fandraisana commande😌
Sur commande ihany izy io 🥰manao livraison izahay ❤️

Photos from Estelle Curly Shop's post 11/01/2026

Iza ko no efa tratra otranizao😅😅
Izay nangatahiko tamin’ilay coiffeur
😍✨
📸 Ny fivoakan'ilay volo avy eo🥺
😭💔

👉 Fiainan’ny curly izany !
Fa MBA tsy ho tratran’izao 👇🏽
✔️ Mandehana any amin’ny salon tena mahay coupe curly
✔️ Hazavao tsara fa cheveux bouclés ianao
✔️ Aza matahotra miteny hoe TSIA ✋🏽😂

Ny ahy Zao io no notadiaviko de izao n'y fivokany😁🥰

Photos from Estelle Curly Shop's post 14/12/2025

✂️Fantatrao ve fa ny manapaka volo indraindray dia manampy ny volo hitombo, hihatsara foana ?👀✂️

👉 Aogositra : nanapaka volo aho
👉 Ankehitriny : lava kokoa ny volo, mbola salama sy tsara boucles

💡 Fa maninona no tsara ny manapaka volo indraindray :
✔️ Tsy mora tapaka ny tendrony
✔️ Miverina tsara endrika ny boucles
✔️ Mora démêlage
✔️ Miha salama kokoa ny volo

⚠️ Rehefa mihalava ny volo, mety hihena ny boucles satria :
• Mihamavesatra ny volo
• Misintona ny boucles hidina ny longueur
• Raha simba ny tendrony dia very ny rebond

👉 Torohevitra:
✂️ Manapaha kely isaky ny 3–6 volana
💧 Tazomy ho nourri tsara ny volo
🌀 Aza avela ho simba ny tendrony, tapao Kely foana, zah ihany Zao nanao nenah io 😅

Fanontaniana ho anao :
Manapaka volo ve ianao…
🔘 tsy manapaka mihitsy
🔘 rehefa tena tapaka sy simba
🔘 manapaka tsy tapaka

Commentaire 👇

Photos from Estelle Curly Shop's post 30/11/2025

🌟 Ny volonareo koa vé tsy mahita boucles hatrany aminy fotony mihintsy fa eny ambany eny amin'ny tendrony vao misy ? 🥺🖐️

Ireto misy méthodes 7 mahomby afaka andramanao :

1️⃣ Root Clipping

Zaraina roa ny volo dia ametahana pince kely tsikelikely hatrany aminy fotony makany ambany, andrasana maina dia asorina ny pince
✨ Vokany: manomboka mahazo boucles avy eny ambony ny volo

2️⃣ Scrunching

Aforitra aminy tanana avy any amin'ny pointe makany amin'ny fotony ny volo
✨ Vokany : boucles définies hatrany ambony

3️⃣ Mampiasà diffuseur

Mainina amin’ny diffuseur sady miondrika midina ny volo
✨ Vokany : Mahazo volume sy boucles tsara hatrany amin'ny fotony

4️⃣ Rake & Shake

Somary sarasarahana aminy tanana ny volo (rake), dia akipaka moramora ny tendrony (shake).
✨ Vokany : Manomboka mahazo boucles hatrany ambony

5️⃣ Produit maivana ahosotra eo amin'ny fotony
Aza mametraka crème mavesatra eo amin’ny partie ambony( misy fotoana mi-lisser azy Raha VAO betsaka na mavesatra loatra)
✨ Vokany : sady mipetraka2 ny volo no mahazo boucles tsara

6️⃣ Brosse définissante( misy brosse miracle ato amin'ny Estelle Curly Shop

Mampiasà brosse hahazoana boucles définies hatrany ambony ❤️
✨ Vokany : boucles bien définies+ volumes

7️⃣ Finger Rolling

Ahodina amin’ny rantsan-tanana tsikelikely ny mèche iray.
✨ Vokany : Mety be ho an’ny faritra tsy mety ahazo boucles sady mahomby

💬 Ary ianao, efa nanandrana iza amin’ireo ? Inona no tena mahomby aminao ?
Raha manana olana manokana dia aza misalasala manisy commentaire na miditra Mp🥰🥰

Photos from Estelle Curly Shop's post 23/11/2025

🌸Iza no mora rava vety2 ny boucles 🥺😴
Ireto misy secrets hitazonana ny boucle mandritra ny herinandro 🤫✨

👉 Hizara sary Alatsinainy – Talata – Alarobia – Alakamisy aho mba hampiseho aminao hoe ahoana no fomba itazonako ny boucles tsy miova.

💛 Ny tsiambaratelo

✔️ Soin profond rehefa farany herinandro 🥰( Mampiasà soin hydratant hanamandina ny volo lalandava☺️)
✔️ Mampiasà brosse miracle curly amizay maharitra ny boucles
✔️ Ary indrindra indrindra… bonnet en satin isan’alina mba hiarovana ny volo

✨ Ny vokany :

Alatsinainy : tena définies tsara ny boucle 🥰

Talata : mbola tsara be, misaotra an’ilay bonnet en satin😁

Alarobia : tsy mila manamboatra firy, sarasarahana fotsiny ny volo tsy iraikitra amizay Sady mahazo volumes❤️

Alakamisy : mbola mijoro tsara, tsy misy frisottis 😍

Zoma : nanao refresh Kely amizay MBA tsy iraikitra bé rehefa manao soin manaraka( nampiasa après shampooing)🥰

Raha tianareo hozaraina amin’ny antsipiriany ny routine-ko faran’ny herinandro, manorata hoe “ENY” 💬
Ary raha mila bonnet en satin na brosse curly, aza misalasala mandefa mp ✉️

Photos from Estelle Curly Shop's post 07/11/2025

Tsy misy intsony ny frisottis sy ny volo mibofaka bé rehefa mampiasa ity brosse miracle ato amin'ny Estelle Curly shop ity 🥰❤️
Définies tsara ny boucles sady ela vao rava anh🥰🥰

Alefaso amin'ny mp ny commandenao
Hoanizay olona manana type de cheveux, ondulé, frisé et crépu izy ity☺️❤️

02/11/2025

🌧️✨ Même avec des frisottis, mes boucles restent magnifiques ! 😁💁🏽‍♀️

Les frisottis font partie du jeu quand on a les cheveux bouclés — et ce n’est pas grave du tout 💕
Ils montrent que nos cheveux vivent, respirent et aiment l’humidité 😅

Alors au lieu de les combattre, on apprend à les aimer et à en prendre soin 💖

Parce qu’une chose est sûre : mes boucles restent belles, même avec leurs petits nuages de frisottis ! ☁️💫

Photos from Estelle Curly Shop's post 22/10/2025

Iza ihany koa no tia volo be volumes ato😁🥰

Ity misy fikafika Kely🥰

👉Rehefa avy manasa loha dia avela ho maina à l'air libre Ilay volo fa tsy mampiasa méthode
Somary akipaka Kely makany aloha toy ny aminy sary ny volo☺️
👉 Rehefa akaiky2 ho maina de somary sarasaraho amin'ny tanana na aminy peigne afro ny boucles☺️
👉Aza atao bé loatra ny leav'in ampiasaina❌MBA tsy ampisy effet carton
Produit maivamaivana ampiasaina☺️

📩Aza misalasala mandefa hafatra miafina Raha mila fanazavana fanampiny na torohevitra manokana🥰

04/10/2025

Araka ny hevitrao, firy minitra eo ho eo no ilaina hikarakarana ity volo curly beako ty? 😅

Secrets: Tsy maintsy misy fitiavana be 💖, faharetana kely 🌸… ary mazava ho azy, ny fitaovana ikarakarana azy🥰Misy izany ato Estelle Curly Shop
Ary ianao, firy minitra eo no laninao ikarakarana ny volonao?🥰 Zarao eto ambany Ary e👇"

Photos from Estelle Curly Shop's post 14/09/2025

✨ Secrets fitazonana ny boucles mandritra herinandro ✨

Jour de soin ny ahy androany 💆‍♀️
Ireto no dingana ataoko mba haharetan’ny “boucles”-ko ho tsara sy tsy hibofaka🌀 :

1️⃣ Masque hydratant hanome hamandoana sy hanome sakafo ny volo
2️⃣ Crème coiffante na gel maivana, manampy be amin'ny hydratation
3️⃣ Mampiasà méthode mba haharitra tsara ny boucles
4️⃣ Bonnet en satin amin’ny alina hiarovana azy ( tena important)

💡 Toro-hevitra fanampiny : amin’ny andro manaraka, raha Sendra maimaina Ilay volo de tsifirina rano kely + leave-in, dia miverina velombelona avy hatrany ny boucles✨

👉 Ary ny anao kosa, firy andro no faharetany boucles-nao aorian’ny fikarakarana ?

Aza adino no mis'abonner amin'ny pejy 🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo