HIRAK'Hanina.mg

HIRAK'Hanina.mg

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HIRAK'Hanina.mg, Talatamaty, Antananarivo.

Photos from HIRAK'Hanina.mg's post 04/07/2026

🍜 VAOVAO LEHIBE! Tonga ny carte vaovao! 🎉
Noho ny fangatahanareo maro dia nanitatra ny carte-nay izahay! ❤️

Eny tokoa, imbetsaka izahay no voatery namaly hoe: "Tsy misy io", "Mbola tsy manao izahay"... Fa ankehitriny dia faly izahay milaza aminareo fa efa ao anaty carte daholo ireo sakafo nangatahinareo! Ary tsy vitan'ny hoe maro kokoa ny safidy, fa mbola matsiro sy vita am-pitiavana hatrany.

💛 Mbola mitohy ihany koa ny offre-nay, satria ny tanjonay dia ny hampifaly anareo sady hizara hafaliana amin'ireo tena mila fanampiana.

🎁 Offre manokana :
✅ Achat mihoatra ny 25 000 Ar ➜ Pao 10 maimaim-poana
✅ Achat mihoatra ny 50 000 Ar ➜ Snacking 1 au choix + Pao 10 maimaim-poana

🤝 Ary mbola misy antony lehibe kokoa hanaovana commande...
Ny ampahany amin'ny vola azo amin'ny commande ataonareo dia hatokana hanampiana ireo mpianatra sahirana amin'ny fividianana fitaovam-pianarana amin'ny fidiran'ny mpianatra ho avy.
Isaky ny manao commande ianareo dia tsy sakafo matsiro ihany no raisinareo, fa mandray anjara amin'ny fanomezana tsiky sy fanantenana ho an'ny ankizy iray koa. ❤️📚
📞 Commande : 034 72 734 40
🛵 Livraison à partir de 5 000 Ar
Misaotra anareo amin'ny fitokisana sy ny fanohanana. Ianareo no antony mampandroso anay isan'andro. 🙏❤️

Photos from HIRAK'Hanina.mg's post 30/06/2026

🎉 20 000 Ar = PAO 10 MAIMAIM-POANA! 🥟❤️
Mbola mitohy hatrany ny offre hatram'iny androany

Tsy misy zavatra mahafaly anay mihoatra noho ny fahafantarana fa afa-po ianareo. Isaky ny manao commande ianareo, indrindra ianareo mpanjifa mahatoky izay miverina foana, dia feno fankasitrahana ny fonay. Misaotra anareo tamin'ny fitokisana! 🙏❤️
Ary mbola misy antony lehibe kokoa hifalianao...
💝 Isaky ny mividy sakafo mitentina 20 000 Ar dia mahazo PAO 10 maimaim-poana avy hatrany ianao!
Fa tsy izay ihany...
🤝 Ny commande ataonao dia lasa fanantenana ho an'ny ankizy sahirana. Ampahany amin'ny vola miditra dia atokana hanampiana ny droit d'inscription sy ny fitaovam-pianarana ilain'izy ireo amin'ny fidirana amin'ny volana Septambra.
✨ Rehefa misafidy hihinana ato aminay ianao dia: ❤️ Mahazo sakafo matsiro. 🎁 Mahazo Pao 10 maimaim-poana. 📚 Ary mandray anjara amin'ny asa soa hanomezana hoavy mamirapiratra ho an'ny ankizy.
📖 Efa ao amin'ny pejy ny menu, safidio izay tianao dia alefaso avy hatrany ny commande.
☎️ 034 72 734 40
🛵 Livraison à partir de 5 000 Ar.
Aza miandry ela! Mihinàna am-pifaliana, mizarà hafaliana, ary andao hiaraka hanova ny hoavin'ny ankizy iray isaky ny commande. ❤️🥟

Photos from HIRAK'Hanina.mg's post 28/06/2026

🎉 20 000 Ar = PAO 10 MAIMAIM-POANA! 🥟❤️
Mbola mitohy hatrany ny offre!

27/06/2026

26/06/2026

Madagasikara Malalantsika,

Na maro aza ny sedra, tsy ho levona ny fanantenana.

Mirary Asaramanitra feno hafaliana sy firaisankina ho an'ny Malagasy rehetra. Hitombo hatrany anie ny fitiavana ny tanindrazana sy ny fifankatiavana. 🇲🇬❤️

Photos from HIRAK'Hanina.mg's post 25/06/2026

🎉COMMANDE 20000AR = 10 PAO OFFERTS

FETY, FIFALIANA ARY FIFAMPIZARANA! 🎉

Misy fotoana tena mahafinaritra kokoa rehefa zaraina amin’ny hafa ny hafaliana. Noho izany dia averinay indray ilay tolotra tena nahafaly anareo:

🎁 Mividiana sakafo mitentina 20.000Ar, dia mahazo PAO 10 MAIMAIM-POANA avy hatrany! 🎁
Fa tsy mijanona amin’izay ihany ny hafaliana...

❤️ Isaky ny manafatra ato aminay ianareo dia
mandray anjara amin’ny asa soa ihany koa. Ny ampahany amin’ity hetsika ity dia hatokana hanampiana ireo ankizy sahirana tia mianatra, mba hahafahan’izy ireo miomana amim-pitoniana amin’ny taom-pianarana ho avy.

Ny komandinareo dia tsy sakafo matsiro ihany no azony, fa lasa: ✨ Tsiky ho an’ny ankizy iray ✨ Fanantenana ho an’ny hoaviny ✨ Fitiavana zaraina amin’ny hafa

Koa amin’izao andron’ny fety sy firaisankina izao, andao hiara-hizara hafaliana sy hatsaram-panahy.
📞034 72 734 40
🛵 Livraison manomboka amin’ny 5.000Ar

🙏 Misaotra anareo hatrany amin’ny fitokisana sy ny fanohanana. Ianareo no antony ahafahanay manohy mizara tsiky sy fanantenana. ❤️

23/06/2026

🔥🍜 MERCREDI MAFANA 🍜🔥
Mangatsiaka ve ny andro? Avelao izahay hampafana ny vatanao sy ny fonao amin'ireo soupe matsiro sy feno fitiavana! ❤️

✨ Androany, ny soupe rehetra dia 18 000 Ar avokoa ✨
🥟 Soupe Wan Tan (Bœuf / Porc / Poulet)
🌙 Soupe Demi-Lune (Bœuf / Porc / Poulet)
🍜 Tan Tan Ramen (Bœuf / Porc / Poulet)
🥢 Tsock (Bœuf / Porc / Poulet)

❤️ Tsy sakafo matsiro fotsiny no azonao rehefa manao commande ato aminay...
Isaky ny mividy eto amin'ny Hirak'Hanina.mg ianareo dia mandray anjara amin'ny fanomezana fanantenana ho an'ireo ankizy sahirana tia hianatra. Mety ho sakafo iray ho anao izany, fa mety ho tsiky sy hery vaovao ho an'ny ankizy iray kosa.

🙏 Misaotra anareo hatrany amin'ny fitokisana sy ny fanohanana. Noho ianareo no ahafahanay manohy mahandro am-pitiavana sy mizara soa.

📞 Tel : 034 72 734 40
🛵 Livraison à partir de 5 000 Ar

⏰ Commandez dès maintenant mba hahafahanay manomana tsara ny sakafonareo sy manolotra livraison mahafapo.

🍜❤️ Mihinàna mafana, mihinàna matsiro, ary manomeza fanantenana miaraka aminay. ❤️🍜

23/06/2026

Hoan'izay mitady transport anio ,
Taxi moto ara potoana , manaja client
Moto électrique

21/06/2026

💙 FETIN'NY RAY 💙
Misy lehilahy iray mifoha maraina, miasa mafy, mitondra ny havizanany mangina, ary matetika tsy miteny ny fahasahiranany. Tsy satria tsy marary izy, fa satria tiany ho sambatra ny ankohonany.

I Dada dia tsy mila zavatra lafo vao faly. Indraindray dia teny tsotra hoe "Misaotra Dada" sy fotoana iarahana amin'ny fianakaviana no fanomezana sarobidy indrindra ho azy.

Androany, andao isika hanome voninahitra ireo ray rehetra: ❤️ Ireo mbola eo anilantsika. 🕊️ Ireo efa nandao antsika nefa mitoetra ao am-pontsika mandrakizay. 🙏 Ary ireo ray miady isan'andro mba hanomezana fiainana tsaratsara kokoa ny zanany.
Tratry ny Fetin'ny Ray daholo ny Dada rehetra!

Mankasitraka ny fitiavanareo, ny herinareo, ary ny sorona rehetra ataonareo ho anay isan'andro.

"Ny ray tsara dia tsy voatery ho lavorary, fa olona iray tia ny zanany mihoatra noho ny tenany."

19/06/2026

🎉 FETIN'I DADA 🎉

Misy olona iray miasa mangina isan’andro, manome ny heriny sy ny fotoanany ho an’ny ankohonany. Matetika aza izy no manadino ny tenany mba hahasambatra ny hafa.

❤️ Androany kosa, anjarantsika ny mampitsiky an’i Dada.
Aza avela handalo fotsiny ity andro manokana ity. Omeo fotoana hankafizany sakafo matsiro sy fiarahana mamy miaraka amin’ny fianakaviana.
🎁 Fonosana manokana ho an’ny Fetin’i Dada – 50 000 Ar

✅ Sakafo mampiray ny fianakaviana
✅ Tsiro hahafaly an’i Dada
✅ Tsy mila mahandro intsony fa mankafy ny fotoana miaraka
✅ 5% amin’ny vola azo dia hatokana hanampiana ny fanabeazana ankizy sahirana tia hianatra

📞 034 72 734 40
🛵 Fanaterana manomboka amin’ny 5 000 Ar

⚠️ Mba hahafahanay mikarakara tsara sy
manatanteraka fanaterana haingana ary mahafapo ho an’ny rehetra, dia manasa anareo hanao famandrihana mialoha izahay.

Satria i Dada dia mendrika ny tsara indrindra. ❤️👨‍👩‍👧‍👦🍜
✨ Rehefa misafidy ny Hirak'Hanina.mg ianareo dia tsy sakafo matsiro ihany no zaraina amin’ny fianakaviana, fa manampy amin’ny fanomezana fanantenana ho an’ireo ankizy sahirana tia hianatra ihany koa. ❤️📚

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Talatamaty
Antananarivo
105