Noum's
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Noum's, bshshv, Antananarivo.
ASA SY EZAKA HATRANY 💗
🎬 Acteur (ces): CERCUEIL DE MADAGASCAR THE ORIGINE
https://www.facebook.com/share/1CmMhPkHAP/
Coiffeuse 💗
CM VISUEL PRODUCTION 💗
27/04/2026
Ny fiainana hono lesy tsy vita moramora🥺😊
Raha vao solofaka eo ialahy be ny mpanakora.💪
16/04/2026
Apetrako eto fotsiny 💙😅
13/04/2026
Partagez, marchez seul, mais ne vous habituez pas à dépendre des autres.
Évitez de dire : « Sans moi, tu n'y arriverais pas. »
Puissiez-vous vivre en paix et entouré d'amis.
Mais sachez faire la part des choses, c'est tout.🥺🥰
Abonnez vous
06/02/2026
''AMPAHATSIAHIVO...''
Andriamanitra o!
Ao anatin'ny ady mafy izay tsy hahafahako mitraka
Ao anaty sedra lalina sy raho-mifamaho
Ao anaty fahoriana sy jaly mety handratra
Dia ampahatsiahivo ahy foana hoe ianao tsy mba mandao...
(Fa tsinontsinona aho raha toa tsy misy anao)
Ampahatsiahivo ahy foana n'inon'inona mandalo
Hoe: "tsy farafahoriana akory no iainako androany...''
Ampahatsiahivo ahy foana eo imasom-pahavalo
Hoe: ''ny Andriamanitra hinoako tsy hamela ahy hitomany...''
(Fa mitsinjo ahy eny hatrany...)
Indraindray alaim-panahy aho mitady hamaly faty
Mikasa higafigafy ireo nanenjika ahy tsy miato
Indraindray aho manan-tsaina ny hamaly irony ratsy
Dia mitady hanindrona antsy ary hivadika ho fo vato
(Ka handoro toy ny afo...)
Omeo fo mahay mamela sy koa mahay manadino
Raha toa ka hoe tsy nety izay nataon'ny olona amiko
Tolory fahendrena ary indrindra koa fikiro
Raha mikasa hihoatra fefy ao anatin'ny ady mafiko
Satria ianao fitiavana...
Ianao no Andriamanitro... 🙏
Nindramina :Nala💗
31/01/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Website
Address
Antananarivo
HSHSV
