Eula-Rotsy

Eula-Rotsy

Share

Bienvenue sur notre page familiale ! 💕
♥️🫶 famille 👉ANDRISOA RAKOTONIRINA ❤️🫶
👶👸Rotsy👑🧸

Photos from Eula-Rotsy's post 14/04/2026

Ela niandrasanareo an’ireto an . Efa tonga izy izao dia anjaranareo sisa manao JP
Pt 36-41
Ireo ny couleur dispo
H sa V ( samy tsara reo an ) 🥰🩷
Prix Mora hatrany na mbola hivarotra aza nareo mahazo tombony be

14/04/2026

Bonjour daholo ❤️ Efa lasa voarainy soamatsara ny vola tam jeux omaly iny . Ho An’ireo manontany oe ovina ny fizarana manaraka ? Isaky ny manqo live za dia misy cadeau mobile money fona ho an’ ireo mi partage be indrindra sy manentana ny namana ❤️ bonne journée

13/04/2026

Valin’ny jeux 10€

Photos from Eula-Rotsy's post 13/04/2026

Mbola Misy carton golden céramique ho an’ izay mbola tsy nahazo . Prix de gros na maka ray carton aza .
Androany ny tirage am le jeux 10 € an 🥰

12/04/2026

😁🤣

12/04/2026

❤️♥️

12/04/2026

Coucou daholo rapitso ny tirragen’ le 10 euros 🫶♥️

11/04/2026

Tsy tratra androany ny live fa hozaraiko ity 10 euros ity 🥰
Inviteo ny namana hanaraka ny page ❤️♥️

11/04/2026

Coucou 👋 vers 10 h na 11 h ny live Tsika .
Mbola tsy tonga omaly hariva ny etana 🥺

09/04/2026

Coucou💶 iza ilay niandry fizarana euros ? 😊 Arrivage kapa am samedi ( kapa hermes )
Tonga de omano ny mega fa hanao live Tsika 😁
Ataoko amin’io ko ny jeux azahoana euros 😁 ( Efa en ariary an) Izay manao partage live sy mi Mentione namana no mahazo . Ref mifarana mihintsy ny live vao atao ny tirage . 💋♥️

09/04/2026

Micro cravates, zay mampiasa phone Tip C
Tsy mety am iPhone
28.000 ariary ( mety hanaovana live , tik tok sns )

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Mahamasina
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00