Masom-panahy.
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Masom-panahy., Health/Beauty, Madagasikara, Antananarivo.
Ny fanompoana Andriamanitra sandoka dia tsy ny Malagasy no namorona izany. Ao anaty baiboly nao no misy an'izany. Vakio tsara
Izahavo toetra ny fanahy mba ahafantaranao fa fanahy avy amin'Andriamanitra io mipetraka na miresaka na mampanonofy anao io.
Mba ataovy teny manankasy ny anaran-jaza sady teny gasy. Aza mba voazanaka hatramin'ny anarana.
Tazomy ao an-tsaina mandrakariva fa ny lahy dia misy lohany any amin'ny mpamorona olom-belona.Tahak'izay koa ny vehivavy.
Ny antsoina hoe SATANA dia fikambanan'ireo mpisoron'ny LANITRA sy Planeta hafa nivadika tamin'ilay mpanjakan'i LANITRA.
Ny antsoina hoe devoly dia fikambananan'ireo anjely nivadika ary misy mpitarika . Ary tena matanjaka be ry zareo.
Tsy ny eto an-tany no ratsy fa betsaka ireo fanahy sy miaramilan'ilay mpamorona no nivadika taminy.
Amin'ny fomba ahoana moa no hahafantaranao ny tsara raha tsy misy ny ratsy??? Tahaka izany koa ny mazava sy ny maizina.
Aza adinoina fa ilay mpamorona olona hatramin'ny voalohany dia maharaka ny fivoarana eto an-tany.
Tiavo ny Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
