Roui Yarei
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Roui Yarei, Ambohibao, Antananarivo.
13/08/2025
Ndao mba hiara hitafatafa indray ee...
📻Tongasoa Radio R.K.F (104.0 FM)📀📼🎧🎼
👉Ndao hirary soa⏳
Fandaharana ho arahinao ao amin'ny Radio RKF 104.0 FM isan'andro maraina ka hatramin'ny 8ora maraina..
Hiarahana amin'ny
👉Afaka mangataka hira
👉Mirary soa
👉Maneho hevitra araka ny lohahevitra
Ndao ary😍💓
Shalom daholo ooo💓
08/08/2025
Ianao io dia taranaka voafidy! Taranaka mpandresy💪
08/08/2025
Ndao samy hianatra teny anglisy daholo aloha💓
12/07/2025
God is Good💕
20/06/2025
vonona fona hanao izay tsara indrindra ho an'Jesosy😍
Hello my friend.Hàw are you feeling today?
16/06/2025
Akory aby! ity ny pejy ahafahantsika mifampizara izay mahasoa🙏🏽
Efa feno 5000 mahery nareo ao anaty liste d’amieko ao dia ato ny sasany izay tsy confirme tery. 🙏🏽❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antananarivo
101
